momba ny sary

1. MTN ( 03/12/2006 15:51)
Raha ny hitako tatsy amin'ny sary tatsy dia misy tsikera tsy fehy tsikera fotsiny fa tena fanenjehana olona mihitsy. Koa tsy mety ve raha afaka aisorin'ny tompon-tsary ireny? :wink:
novalian'i kitjo ny 06/12/2006 14:12
2. MTN ( 03/12/2006 15:53)
Ny tsikera tsy tiany no tiako tenenina. Fa tsy tonga dia ny sary iray manontolo miaraka amin'ny tsikera hafa.
3. fasaly ( 03/12/2006 16:03)
MTN: toa hitako tam sarin'i andrea fa azo esorin'i admin tompon'andraikitra momba ny sary ny tsikera ratsy manala-baraka ny sasany sy ny fidirana vie privé n'ny tompotsary ary ny fanaratsiana ankoatrany fa tsy azoko hoe naoana ny sary sasany no afaka fafaina ny tsikera fanenjehana ary nahoana ny sasany no avela eo:roll::?:wink:
4. MTN ( 03/12/2006 16:10)
Ka mety tsy araky ny admin ny manala azy dia lasa mihitatra be ny resaka. Dia izay no heveriko hoe ny tompon-tsary afaka mahatsapa hoe trop izany na tsia dia izy no tonga dia manala izay hitany fa tsy mety.
5. fasaly ( 03/12/2006 16:14)
ka ny tompotsary tsy afaka manàla azy fa ny admin ihany:wink: nefa facile lay hoe ny tompony no manàla azy e!:P mboa ho asa goavana ny hahatongavana amzany angamba ry MTN :wink: hitan'ny admin io fa tsy ao antsainy ny hamafa azyangamba raha tsy hoe manao fitarainana ny tompotsary:wink: ohatra lay ao am sarin'i aino izao!
6. MTN ( 03/12/2006 16:20)
Mety tsy dia ho goavana ka, izay no ilazana aminy fa sao tsy tandriny. :wink:
7. kitjo ( 03/12/2006 16:47)
ny fanafodiny zany dia ianao tompo-tsary no tokony mi-signaler ny admin oe esory

fa hono wa, sao d afaka ovaina le izy oe tsy miseho eo le tsikera raha tsy valider-n tompon'ilay sary?
8. Fiffi ( 03/12/2006 17:25)
de tsy aiko hoe fa maninona ary no misy olona manao an'zany ? :evil:
9. miamiam ( 03/12/2006 17:39)
hitako koa io tsikera io fa manala-baraka be ny tsikeran'ny sasany an! hay ve izany no ao e!
10. kitjo ( 03/12/2006 17:48)
tokony mba mifanaja kosa aloha

ary ny sasany ohatry ny alahelo tany ambadika tany dia zara aza misy opportunite angalana baraka ilay namana

ambany saina e!

ny solution hitako aloha dia izay hoe tokony valide sy eken le tompona sary ilay tsikera vao afaka miseho
11. Fiffi ( 03/12/2006 18:00)
ny solution hitako indray de ny tompon'ny sary de afaka mamafa avy hatrany ny tsikera tsy tiany hataon'ny olona @ sariny !
12. kitjo ( 03/12/2006 18:09)
ka ny olana ry fiffi nddray enao sahirana mety tsy tafiditra ato...
efa mipetraka ela be eo le hafatra vao hitanao

ho an'ny ol mametraka sary betsaka dia mety tsy hitany akory aza zay hoe aiza no nisy nametraka tsikera farany!
13. fasaly ( 03/12/2006 18:27)
kitjo: ka zé mivoaka eo am page d'acceuil foana ange no manisy tsikera e! toundé de hita avy hatrany fa avy eo vangivangio ao ny sary de hita foana :wink::-D
otsan mboa ho henjana be io fangatahantsika io raha dinihina kou ho sahirana indray i "hery" amzay zavatra angatahitsika zay:wink::P




marina mitsy io voalzan'i kitjo io fa oul manana likiliky am tsy antony dia ao am sary n'oul izy no manararaotra manoratra ny adalàny:roll:
14. kitjo ( 03/12/2006 18:31)
marina aloha fa hanahirana io fa raha samy tsy maintsy hitadiavana solution manko dia io aza no mety ho vahaolana maharitra..loll

raha ny admin manko no asaina mamafa azy dia raharaha mandrakizay ho azy izany nefa bobaka be le tsikera ao...ggrrrrr

15. Aino ( 03/12/2006 18:35)
salut dol!!!

raha mety tokotrany izao dia ray @hireo solution hireo no hatao!!

fa ilay tsikera @sariko aloha tsy hivakiko loha satsia zavatra tsy hataoko no laza lazainy eo ko inn no hamkiko loha @izany, fa mamaly fotsony aho dia izay!!

raha toaka lhl ilay pitsikera tahaka hireny dia nya ntony izay hoe vavany tsy maha zaka na koa fialonana.
ary ny any vhv dia mazava hoazy fa fihalonana ny azy!!
16. fasaly ( 03/12/2006 18:48)
ka ilay tsikera mandoto ny vie privé n'ny oul mitsy anie no tsy tsara e! sary io endrika ivelany fotsiny fa tsy handeha hanaratsiana ny fiainan'ny sasany mitsy:? lasa bordel be ilay tsikera fa tsy mba hoe tsikera fotsiny fa fanarasiana sy fidirana ny fiainanlay oul mitsy de hitako tsy mety....

17. Fiffi ( 03/12/2006 18:58)
kitjo: tsy maninona akia zany an ! fa rehefa tafiditra eto ndry de alandry le tsikera :evil: ireny fa :evil::evil:
18. lanto ( 03/12/2006 19:10)
Misy tompon-tsary finaritra am ireny tsikera ireny ange e! izy no mandrisika hoe alefaso ndray eee :)
19. fasaly ( 03/12/2006 19:21)
izany an!:?
20. kitjo ( 03/12/2006 19:25)
lanto. mety arakarany kosa angamba fa ra manala barak ana miditra vie prso mety tsy lasa!

ny ahy aloha tsisy so ihany :lol:
nisy ilay bezesta iny iany no nanakiana fa tsy nampaninona ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4429