Rap gasy

1. MTN ( 14/11/2006 18:19)
Nareo kay sao mahita ilay rap gasy talohaloha ireny. Na ilay ambany gorodona na tsy?
répondu par laalah le 27/11/2006 21:14
2. Fiffi ( 14/11/2006 18:45)
zah manana :) 2 CD fa mifangaro be sady tsy misy titra .
3. Fiffi ( 14/11/2006 19:47)
SPY-D ve fantatrao ry MTN ?
4. MTN ( 14/11/2006 21:20)
ye fantatro.
5. Fiffi ( 14/11/2006 21:26)
tsy tianao nga ? sa tsy ireny no tadiavinao ?
6. MTN ( 22/11/2006 03:02)
reny no tadiaviko kah. Fa saingy toa tsy mety lasa ny email-ako any aminao?
7. laalah ( 27/11/2006 21:14)
afaka miresaka v tsika fa manana cd amabny gorodona milay be za
Big up ho aanao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0677