Nahazaka PDG
1. MTN
(
28/07/2006 09:30)
-zany hono dia PDGn'ny sekoly Anjekakio ny sipan-dry y?
-ndreiss, aoka fotsiny (sady mijery hoho)
-fa angaha moa misy PDG ny sekoly ohatran'io?
-ye koa, prof de gym tany Ambodikorofy izy taloha.
-ndreiss, aoka fotsiny (sady mijery hoho)
-fa angaha moa misy PDG ny sekoly ohatran'io?
-ye koa, prof de gym tany Ambodikorofy izy taloha.
répondu par MTN le 07/08/2006 18:12
4. tsoupou
(
28/07/2006 13:36)
Elah kosa lesy tsy mahalala fomba lé, refa mba anontaniana lesy dé mamaly a. =))
5. pissoa
(
29/07/2006 12:36)
K'hita wa ... nefa izy no nitantara an'le hatsikana dia tsy mba valiany i tsoupou =))
6. MTN
(
29/07/2006 12:48)
mitady ho fetsy pissoa s tsoupou zany an, manao angaredona. Tairo ary valiako eh, an an an no valiny efa nifindra :wink:
8. tsoupou
(
01/08/2006 10:48)
MTN:hay ve efa nifindra e, fa tany ambodikorofy izy zany taloha ??? =)) =)) =)) Ze tsy mamaly tsy mahalala fomba an :lol:
mitady ho fetsy pissoa s tsoupou zany an, manao angaredona. Tairo ary valiako eh, an an an no valiny efa nifindra :wink:
9. pissoa
(
01/08/2006 15:31)
Io no saika teniko teo fa hafahafa be raha izaho no miteny an'io =))=))=))
