mpihira malaza
1. MTN
(
03/11/2006 01:57)
Iza ndray kay zao ry reto no mpihira malagasy malaza? Raha mety dia mba atoroy ahy ny rohe mankany hoe eh
novalian'i ninih ny 08/11/2006 11:50
2. MTN
(
03/11/2006 02:03)
Dia izao koa, maninona kay no tsy misy hira malagasy mihitsy amin'ny peer to peer eh?
7. Fiffi
(
07/11/2006 19:23)
Le peer-to-peer est un réseau d'échange et de partage de fichiers entre internautes.http://www.dicodunet.com/definitions/internet/peer-to-peer.htm
MTN: zah aloha mbola tsy nahita na mahafantatra fa possible ny ahazahoana licence @ fanaovana peer to peer an !
MTN: zah aloha mbola tsy nahita na mahafantatra fa possible ny ahazahoana licence @ fanaovana peer to peer an !
