daomy

1. MTN ( 21/11/2006 02:04)
Ataoko fa mahalala an'i 18.3 daholo ianareo an. Ilay mpanao rap gasy ireny.
Dia amin'ny hiran-dry zareo misy ilay
"ilay razoky tena nisenina nahakobo daomy double valo".
Dia nihomehimehy daholo ny vahoaka.
Fa izao no zava-misy, za ko efa nahakobo daomy double-valo. Tena serieux eh, any Cuba ny daomy hatramin'ny double-sivy.
novalian'i Bakobako2 ny 26/11/2006 11:17
2. Fiffi ( 21/11/2006 06:05)
zany ve ? hihihih mahagaga indray zany an! :)
3. ninih ( 21/11/2006 11:32)
fa mitovy ihany ngamba ny fitsipika e?
4. MTN ( 21/11/2006 13:15)
ye, mitovy ihany ny fitsipika fa sivy koa ny daomy raisina eny an-tanana. Feno daomy mihitsy ny tanana iray manontolo sady feno teboteboka be dia be izany. Ry zareo aloha tsy dia fetsy satria raha nisy gasy ohatra niaraka tamiko ilaozako mifosika amin'ny teny gasy angamba eh. Za fantany hoe tsy mahay miteny espaniol mbola ilaozany miteny anglisy ihany.:-D
5. xxx ( 21/11/2006 13:25)
Efa nahita olona nanana daomy h@ double-9 koa izaho tany M/car , efa ela be mihintsy aza (1980 tany ho any), fa vazaha ilay olona

Ilay hitazonana azy sy ilay tsy fahazarana mijery 7 - 9 points no tena clown
6. mandrindra ( 21/11/2006 13:49)
tokony hovaina izany ny tonokiran'i samoela. tsy hoe ianao no mitelina ny dobla 6 fa lasa dobla sivy, ahan
7. pissoa ( 21/11/2006 17:31)
:-D:-D:-D
8. cutie ( 21/11/2006 17:35)
aty aminay koa misy domy double 8 :lol:
9. MTN ( 21/11/2006 23:53)
:-D
10. Fiffi ( 22/11/2006 19:06)
zah zany ohatran'-te ahita daomy double 12 :-D:-D:-D
11. bilakarenjy ( 23/11/2006 14:40)
dia mitombo koa ny isan'ny daomy eny an-tananao sy ny isan'ny teboka jerenao de mifangaro eo @ izay ny doubla rehetra fa be teboka loatra ilay daomy sady ngeza be angamba
12. MTN ( 23/11/2006 18:54)
ye, zay marina no adinoko, ngeda be ilay izy fa saingy na dia izany aza tsy misy bokotra ny 5
13. Fiffi ( 23/11/2006 19:08)
de tsy tafiditra ao @ tanana zany raha ngega eh ?
14. MTN ( 23/11/2006 19:41)
arakaraka ny habehan'ny tanana "milanja azy" :-D
15. Fiffi ( 24/11/2006 21:16)
:-D:-D:-D:-D
16. ikaretsaka ( 25/11/2006 08:57)
ieeee. ny daomy lalaovin-dry zalahy latino misy dobla 7 sy doble 8
17. Fiffi ( 25/11/2006 11:29)
te-ahita an'zany zah an ! :)
18. Bakobako2 ( 26/11/2006 11:17)
fa ry Cubanina kosa angambany be tanana kou,za le mitana an le daomi tsika ary efa manahirana a.
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1626