Liste des messages

Liste des messages, inserés par Bakobako2, par ordre de date
Bakobako2 ( 02/03/2007 18:46)
Visa permanent.
Miarahaba antsika rehetra. Mipetraka efa naharitraritra ihany teto SUISSE izahay. Misy milaza ny ankizy fa afaka mahazo visa permanent hivezivezena amin'ireo pays EU ny gasy eto. Permis B no hipe... suite
répondu par Fiffi le 18/03/2007 07:48
Bakobako2 ( 20/12/2006 20:58)
Sao de mba misy mahita ?
[img]http://Documents and Settings/Ramananarivo/Mes documents/Mes Images/Amour Humour%204_clip_image002_0003[/img] sao de mba misy mahita le toerana ?... suite
répondu par vale le 27/12/2006 15:37
Bakobako2 ( 10/12/2006 18:27)
4 mi vazà.
Iny ndray ny tsy hitako fa avy nijery telé a, hay ve ka gravy b ôtrireny kou ny ao lafrantsa ao e! ny bord periph sns. . zany aza any am tany mandroso maika dia aôna reto trano sachets an dago.... suite
répondu par diamondra27 le 17/12/2006 15:45
Bakobako2 ( 10/12/2006 09:10)
Akoho ndray , fa nampirafy !
Tany am Tsenabe no niseho ny tanatara , (aza tonga dé manatsatso ra efa naheno):-$ :-$ Nanatody atody 1kg ity akohovavy ray , dé nanontany ny mpanao gazety we : -ahôana ny regime nataonao na... suite
Bakobako2 ( 10/12/2006 08:17)
Asio kilimity
Tsy oe tiko zany le hira fa refa misy soirée gasy reny ka tsy mandé io hira io de mivazavaza an'io , titre io ny mpitsinjaka. misy tonony v io hira io dia mba omeo hoe mba handinihako azy ra hainar... suite
répondu par Bakobako2 le 11/12/2006 21:22
Bakobako2 ( 17/11/2006 18:19)
Te hitera-dahy.
Betsaka zany ny resaka henoko hoe raha te hitera dahy de izao sy izao misy zany ny mitombona sy azo arahina fa misy ko moa mazava ho azy ny finoanoa pôna , ka nareo ve ry reto mba mahalala ny recette... suite
répondu par Bakobako2 le 26/11/2006 08:22
Bakobako2 ( 14/10/2006 07:19)
Tany fady
Nahita an'ireto namana mitantara ny zava miseho any amin'iny faritraAmbatondrazaka iny a wa de , nisy zavatra tadidiko ary tsy nahitako valiny hatram zao, de hotantaraiko anareo. Any amin'iny faritra... suite
répondu par tovolahy007 le 03/12/2006 02:16
Bakobako2 ( 03/10/2006 10:37)
Vazimba
Mba liana aho hoe: firy taona izao no niantsoana antsika hoe: Malagasy. Zay moa izany no efa fiantsoana antsika toa ny anarana nomeny r.a d ka na hoe i Donendrina aza rehefa misoratra any aminy soram... suite
répondu par Bakobako2 le 10/10/2006 17:49
Bakobako2 ( 26/08/2006 17:18)
Ankizivavy maniry nono.
Hono oa ry reto, le maniry nono ny ankizy, afaka omena fanajanonana fanaintainana ve.sa de ho jerena fotsiny. nilaza manko neninay talou ela be oe, efio retsy fa mitombo a,raha tsy zany de lasa kely ... suite
répondu par pissoa le 09/09/2006 20:47
Bakobako2 ( 20/08/2006 21:41)
Restaurant
Asa oa ry reto nareo ra nandinika , refa any am restaurant reny de mamonjy sisiny daôly le ol mipetraka mihinana, tsy zany mantsy fa tam sabotsy a zany le nanao pause tam 10 iny , de nôna ny fotoana... suite
répondu par Bakobako2 le 27/08/2006 05:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0169