Asio kilimity
1. Bakobako2
(
10/12/2006 08:17)
Tsy oe tiko zany le hira fa refa misy soirée gasy reny ka tsy mandé io hira io de mivazavaza an'io , titre io ny mpitsinjaka.
misy tonony v io hira io dia mba omeo hoe mba handinihako azy ra hainareo , ny mpihira azy mou zany de tsy haiko e ! miala tsiny am zé mpakafy.
Merci dé misôtra.
misy tonony v io hira io dia mba omeo hoe mba handinihako azy ra hainareo , ny mpihira azy mou zany de tsy haiko e ! miala tsiny am zé mpakafy.
Merci dé misôtra.
novalian'i Bakobako2 ny 11/12/2006 21:22
2. Lejim
(
10/12/2006 17:11)
Kilimity hono no titre-ny dia i Dadah de fort Dauphin mihira azy. Ao amin'ny tonon-kira ao misy io hira io. Juste nataoko copie-coller eto fotsiny
Asio kilimitinio(2)
nisy vazaha raiky nipadia vady
te hanambady ny zanak'i Gasikara
tendriky somondrana nanao bazara
somondrana zanak'i Toliara
tsy bikan'ampela indraiky tambonin-tany
kompilé ambony ambany
vaky resaka ilay vazaha
vaky resaky tamin'ny zazigny (hoe)
tsy tantiko e ! (2)
ino zalahy e ! gne tsy tantiny e !
kininikeo , kininikeo
minotsikeo , minotsikeo
mirandram-bolo o !
mamono lolo o ! (so ah )
asio kilimitiniio (4)
Asio kilimitinio(2)
nisy vazaha raiky nipadia vady
te hanambady ny zanak'i Gasikara
tendriky somondrana nanao bazara
somondrana zanak'i Toliara
tsy bikan'ampela indraiky tambonin-tany
kompilé ambony ambany
vaky resaka ilay vazaha
vaky resaky tamin'ny zazigny (hoe)
tsy tantiko e ! (2)
ino zalahy e ! gne tsy tantiny e !
kininikeo , kininikeo
minotsikeo , minotsikeo
mirandram-bolo o !
mamono lolo o ! (so ah )
asio kilimitiniio (4)
3. Bakobako2
(
10/12/2006 18:13)
Merci Lejim , hay ve ka nisy tonony lava ôtrizao izy ty e! noeveriko fa ôtrany gorisagorisa kou !
Merci e!
Merci e!
5. lapino
(
11/12/2006 01:41)
Fa inona hoa ilay atao hoe "kilimity" fa tsy azoko ? :roll:
Dia kilimitin'ilay ampela sa kilimitin'ilay vazaha no resahany eo ?
... dieny mbola tsy mibingo saina manko ... :wink:
Dia kilimitin'ilay ampela sa kilimitin'ilay vazaha no resahany eo ?
... dieny mbola tsy mibingo saina manko ... :wink:
6. Bakobako2
(
11/12/2006 18:24)
ry lapino vôloany alou de misy teny tsy azoko (somondrana) ? ? ?
de ny fahazoako an lé tatara alou de tapitra tam le ampela le vozongo ! :oops:¨
fa lapino ndray aza mibingo deny melou eo,
tsy mamaky akory . .
fa za kou lou tam maheno an lé vazo , de afahafa iany e!
de ny fahazoako an lé tatara alou de tapitra tam le ampela le vozongo ! :oops:¨
fa lapino ndray aza mibingo deny melou eo,
tsy mamaky akory . .
fa za kou lou tam maheno an lé vazo , de afahafa iany e!
8. lapino
(
11/12/2006 20:42)
bakobako2, fa rehefa avy mamaky izany vao tokony hibingo ? :roll::-D:-D
