4 mi vazà.
1. Bakobako2
(
10/12/2006 18:27)
Iny ndray ny tsy hitako fa avy nijery telé a, hay ve ka gravy b ôtrireny kou ny ao lafrantsa ao e!
ny bord periph sns. . zany aza any am tany mandroso maika dia aôna reto trano sachets an dago.
ny bord periph sns. . zany aza any am tany mandroso maika dia aôna reto trano sachets an dago.
novalian'i diamondra27 ny 17/12/2006 15:45
2. fasaly
(
10/12/2006 19:22)
ny fahitako ny aty ivelany ndray de zareo mitsy no midongy hatory eny am sisindalana kou!
misy mafy loha tsy te ho fehezina dia aleony mitsingitndigidina eny am sisindalana eny no matory sy mitoetra....misy ny fanampiana ho an'ny mahatra fa hitako he adalàna olana tedavina ny azy ireny, akory hatao!:?
misy mafy loha tsy te ho fehezina dia aleony mitsingitndigidina eny am sisindalana eny no matory sy mitoetra....misy ny fanampiana ho an'ny mahatra fa hitako he adalàna olana tedavina ny azy ireny, akory hatao!:?
3. Fiffi
(
10/12/2006 20:23)
tena misy de misy ireny .....zay no nahatonga ny fisian'ny resto du (l) an'i coluche
4. andry08
(
10/12/2006 22:30)
ary tena misy mihintsy ny tsy te ho hampiana fa mandaha ny hoentina eny @ ireny foyers ireny, misy tokoa ny samu social mandeha manome kafé na lasopy mba tsy dia hangatsiaka be rizareo fa tsy mety miditra n'aiza na aiza.Nefa anie efa ririnina be aty e! Ny mampalahelo dia misy matin'ny hatsiaka mihintsy.
7. kally
(
11/12/2006 09:32)
Tao Frantsa nisy kosa ilay tsy mahazo toerana ny @ foyer intsony fa tsy maintsy manao réservation mialoha, ary tsy vitsy ny sdf any nefa olona miasa izao!!!:roll:
8. vale
(
11/12/2006 09:34)
exdadabe: :*:wink:, ... bako2: miombon-kevitra @ voalazan'i fasaly a, efa nahita reportage momba an'io za t@ télé, fa ny tsy hitiavan'ireny olona ireny mamonjy foyer d'hébergement, de tsy te hofehezina, fa eny ivelany manko izy afaka manao zay tiany hatao( le pisotro toaka ireny indrindra2!)...de aleony matory mijaly eny am sisin-dalana eny! hihhi
10. vale
(
11/12/2006 09:38)
matetika koa ditra sy hadalàna,...misy izao ve ny fanampiana ho an'ny olona tsy an'asa dia tokony hisy ireny toe-javatra ireny fa izay koa antony iray, matetika!
12. vale
(
11/12/2006 09:41)
ooops: andry08, voalazanao mihintsy , ary izao vao hitako io soratanao io!!:wink:
16. MTN
(
11/12/2006 15:05)
raha tsy mahalala ianareo dia vazaha no nitsindroka voaloha tany dago vao nanaraka ny malagasy, dia ankehitriny dia feno ny tanana.
Any italy koa misy mitsindroka.
Any italy koa misy mitsindroka.
17. ftma
(
11/12/2006 15:15)
Feno 4 mi eran-tany saingy tsy hita, any Japon ohatra feno sdf matory ao anaty boritra any anaty metro, feno trano vita @ plastika koa any anaty zaridaina nefa firenena manakarena io.
19. Bakobako2
(
11/12/2006 18:35)
aty am misy a alou zany tsisy , fa ataony polisy mamay reny mipetrapetraka eny amorony reny, ra sendra mipetraka mikaly eny am tohatriny gara eny aza enao de efa oazany pra.
fa ny navarina a tam le reportazy de le securité ny mairie mijery andry zareo ndray aza no ôtrany manambitamby . . (manaôn'e , ca va v ô . . .sns)
ftma> aty amnay tsisy .
fa ny navarina a tam le reportazy de le securité ny mairie mijery andry zareo ndray aza no ôtrany manambitamby . . (manaôn'e , ca va v ô . . .sns)
ftma> aty amnay tsisy .
20. diamondra27
(
17/12/2006 15:45)
exdadabe:
makanesa aty amiko izay mahatsiaro mijaly:roll:
ny anao koa izany foana fa tsy alefa aloha ny bonbon sy chocolat ho hitanay