Ankizivavy maniry nono.

1. Bakobako2 ( 26/08/2006 17:18)
Hono oa ry reto, le maniry nono ny ankizy, afaka omena fanajanonana fanaintainana ve.sa de ho jerena fotsiny.
nilaza manko neninay talou ela be oe, efio retsy fa mitombo a,raha tsy zany de lasa kely sns. . .
nefa anie le ana tsy ngôza akory e.
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 20:47
2. era ( 26/08/2006 18:58)
f'angaha moa ilay nanaintaina? tsy nangidihidy ve? dia raha sanatria voadoana vao tena marary be
3. madagasikara ( 27/08/2006 09:35)
MAnahoana,
Izaho indray talou tsy dia narary izany tam nitsiry nono. Dia omena inona hono ny ankizy raha marary rehefa mitsiry nono? Zavatra tsy hoe mandritra ny androm-piainana akory izany fa mandalo fotsiny ka tsy aleo ve ho am izao fotsiny na marary aza, sao dia hahitandoza eo am farany.
4. Herimiafina ( 27/08/2006 16:44)
Aza asiana n'inon'inona fa toe-javatra natoraly izany e! nenah taloha tamin'ny nisy vatonono voadonan'ny baolina basikety foana fa tsy naninona! :^)
5. boubounezy ( 27/08/2006 17:10)
:-D ary HM zany bé nono bé an! hi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. naritsimba ( 28/08/2006 04:38)
hihhihihhihi
7. booboo ( 28/08/2006 05:46)
hihihihihi
8. tywa68 ( 28/08/2006 08:50)
tsy maintsy marary kely fa fomban-javatra daholo zany ê ! tsy mila mandray fanafaody kosa amiko aloha ê ! (mbola aiza rehefa miandry zaza ?)
9. tywa68 ( 28/08/2006 08:50)
fanafody
10. Bakobako2 ( 28/08/2006 09:17)
Ka, tywa , le miandry zaza angé tsinn fa mbô efa lebé sady efa nivonona e!
fa hainareo iany ny angotiny ankizy , hafa ny r.a d talou masika de tsy sa miteny na A ary.
fa avelao zany am zao e!
11. Bakobako2 ( 28/08/2006 09:18)
HM ô! de zao tsy vôdona tsony ? :-D:-D:-D
12. era ( 28/08/2006 11:35)
aza dia kenaina loatra aky ny ankizy fa manjary tsy mahalala ny tsiron'ny fiainana fa eo foana i dada sy neny a. Iomehezan'ny namany anie izy avy eo e, asaivo mba manontany ny namany izy ,sa tsy manana koa ?
13. tywa68 ( 28/08/2006 14:10)
ka tsy tsara kenakenaina izy fa raha hitany fa enao no tena marary (loha) noho izy dia maika mavesatra aminy io ! mba ezahinao tenenina aminy hoe normal zany dia izay ka :wink:
14. era ( 28/08/2006 14:38)
eny ange hoa e
15. Fiffi ( 28/08/2006 20:03)
somary marary fa azo tsara heretana kosa io eh! de toute façon , tsy misy fanafody azo hampesaina ny @ io fa zavatra tena naturel be .
16. Tanora ( 29/08/2006 19:47)
aza matahotra rankizy fa mandalo amin'izany ny vehivavy rehetra vao lehibe (femme) izany no tiako tenenina,
17. fijo ( 29/08/2006 20:13)
raha misy fanafody kosa ve ry zareo tsy aleo mba atao izay tsy hampijaly an
18. watafon ( 31/08/2006 06:40)
raha ny tokony ho izy aloha tsy ilàna fanafody io e! fa raha tena marary loatra kosa d afaka omena Antalgique ihany izy k ! mba hanala ny fanaintainana e !
19. pissoa ( 31/08/2006 06:54)
Ngah ny vehivavy ihany no mandalo an'izany :roll:
20. watafon ( 31/08/2006 07:18)
tsy hitandry angah i HM io zao ? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1902