frantsay
1. MTN
(
02/01/2007 17:19)
Ahoana ianareo amin'ireo Le Pen sy Sarkozy nirotsaka president ireo?
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:57
6. yonikafopl
(
02/01/2007 19:47)
taty aminay nisy voyant nilaza fa i Sarkozy hono no ho lany eo,izany no nolazainy tam faran taona tam tele
8. lost
(
02/01/2007 20:48)
Za kosa alou tsy d milaza an'i sarko d raciste lotra fa mankaleo kosa anie ny ataon'reo maizina sasany sy ireo tavaratra reo na dia ianao tsy @ toerany aza,mba leo iany:ao ny mangalatra ao ny migafy @ tsisy dikany fotsiny
12. Samoana
(
03/01/2007 11:19)
bouboun/ ny ahy indray Ravehivavy no tohanako satria sady tiako ny firehikevitra ara-pôlitikany momba ny immigrés toa ahy no taratara @ charme-ny koa moa aho e:wink:
13. MTN
(
03/01/2007 16:49)
Misy olana angaha> Tsy izany no tiako tenenina ka.
Ny fahitako azy hoe tsara kokoa ho an'ny malagasy raha ny iray amin'izy roalahy ireo no lany satria ireo mantsy mba direct. Samy tsy tia ny avy any ivelany ihany ny fahitako anazy rehetra fa ireo fotsiny no mba tsotra, tonga dia miteny fa tsy mamely ankolaka.

14. paingotra
(
03/01/2007 18:11)
zony ny milatsaka, tananany io, rehefa izy no tian'ny olona dia fidiny, mazava be ilay resaka.Wait and see
15. toovs
(
06/01/2007 11:17)
lost:
Za kosa alou tsy d milaza an'i sarko d raciste lotra fa mankaleo kosa anie ny ataon'reo maizina sasany sy ireo tavaratra reo na dia ianao tsy @ toerany aza,mba leo iany:ao ny mangalatra ao ny migafy @ tsisy dikany fotsiny
adala daholo izay milaza fa marina io voalazan'i lost io. very miaraka aminy ianareo. raha fantatra fa ny black sy ny tavaratra no manao an'io ko maninona no tsy gadraina ry zareo. sao de heverinareo fa toy ny any dago ary io ka hoe na fantatra aza ny mpanao ratsy de tsy migadra akory ilay olona fa satria mahotahita. f'angah ny polisy sy ny fitsarana ary ny journliste aty andafy misomonga amin'izay mpandika lalana?
déjà, raciste be ity lost ity satria mampiasa teny péjoratif toy io. fangaha tsy azonao lazaina hoe ny afrikana, na ny mainty , na ny black, na ny noir fa hoe ny maizina. Fa mihevitena ho blanc angah i lost. sa heverin'i lost fa gaulois ny razan'i lost. sa "caucasian" ny racen'i lost.
tsarovy ry lost fa étranger daholo no fiantson'ny vazaha anao rehefa tsy frantsay enao. aza manantena mihitsy hoe somary mazava ny lokonkoditrao de ho ambony enao na hoe ho lasa vazaha enao.
bref tsy mahagaga enao ra manohana an-dry sarkozy satria na enao aza manambanimbany lokonkoditrolona.
17. andry08
(
06/01/2007 12:19)
Izay lany dia ho lany fa tsy hitako izay hiadianareo hevitra @ izany.Any @ tsirairay ny vote ka inona ny olana?
18. booboo
(
06/01/2007 19:29)
Ny @ Le Pen, tsy mino aho fa ho tafakatra @ 2eme tour tahaka ny t@ farany teo izy...raha hisy.
Sarkozy indray :-w:-w:-w.
Ségolène, tsy hitako loatra hoe inona marina no tena programmes arosony sy ny maha-"gauche" azy....
Ankoatra zay, tsy hitako hoe iza no candidats matanjaka hafa...donky, entre Sarko sy Ségo aleoko kokoa Sarkozy : manana programmes sy ligne de conduite matotra....:-/

19. xxx
(
07/01/2007 04:45)
O ry MTN
Tsy aleo ve mandinika izay ho filoham-pokontany toa izay hijery ny any amin'ny tsy hita any eh?
Tsy aleo ve mandinika izay ho filoham-pokontany toa izay hijery ny any amin'ny tsy hita any eh?
20. lapino
(
07/01/2007 08:07)
Duel Sarkozy - Segolene io
Pornostika : Sarkozy no ho lany eo satria hatanjaka be ny propagandiny. Segolene ohatra ny motraka be, tsy hahatazona ny popularité-ny.
Zany hoe voagafin'i MAM lery @ 1er tour
Raha te hiala amin'ny fihemorana misy azy am'zao koa ange i lafrantsa dia i Sarkozy no mety aminy.