Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mitsikifoana ( 01/06/2006 09:10)
Mangataka tononkira aho
Tiako be ilay hiran'i JerryMarcos hoe amboara saosy iny fa mba mangataka e! Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:21
petsambava ( 01/06/2006 07:13)
RY TANINDRAZANAY KARANA O!
Ry tanindrazanay karana o! ry MADAGASIKARANAY sinoa rehefa avy nandàlovan'ny valàla dia mbola mijaly dia mijaly tokoa tahionao ry zanahary ity filoha ra8nay ity hivarotra ny tanindrazana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:33
majesty ( 01/06/2006 03:15)
TSY MISY ANDRIAMANITRA!
Nahita an'ilay lahatsoratra teo ambany aho dia nieritreritra fa mety ho tsara raha mba hanokatra loha-hevitra vaovao somary mifanohitra amin'io nosoratan'i Ralay io,dia izao no fanontaniana tiko hapet... tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2006 11:39
LazaRandri ( 31/05/2006 22:20)
Hoy i Ralay: Misy ve Andriamanitra?
1- [u]Ho an'ireo mpino Kristianina[/u]: "Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany hianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra" Jakoba 3:1 => Tandremo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2006 23:22
naughtyboy ( 31/05/2006 20:04)
rompatsa sy anamalaho
sao de mba misy mahay manome ny fanaovana nio re fa tsy mazava tsara ny momba nio, ny fahalalako ahy zao de: -Ovy 200g voatetika -tongolo 2 zaraina 4,tongolo gasy 2 vaventy voapotsitra -henomby asi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:55
bellla ( 31/05/2006 18:32)
saonjo
Sao de misy mahay le fandrahoana saonjo afangaro amin'ny coco ky nareo? Mba atoroy zah. de rah misy fandrahoana saonjo tsara hafa iany koa, ankoatra le iz atao laoka reny. misaotra... tohiny
novalian'i vale ny 05/07/2006 20:25
booboo ( 31/05/2006 16:30)
Plats
Goulasch ( 6pers. ) -Hena omby 1kgs -Voatabia 6 -Tongolo be 6 -Ovy atao purée 500g -1 verre de vin rouge -bouillon 3 vera -menaka 3 sotro -romarin -thym -persil -tongolo gasy -sira, dip... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:29
tisera ( 31/05/2006 16:09)
Fihaonana namana fanilo radio
Ho an'izay mpihaino ny fanilo radio :misy fihaonana karakarain'ny tompon'andraikitra @ alahady 18 jona @ 18h30, hitanareo ao @ takelaky ny http://faniloradio.com/ ny andinindininy momba ny fihaonana.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 11:47
OLPolonaleopolitika ( 31/05/2006 15:37)
Fifidianana @ 03 desambra 2006 mahalasa saina tokoa!...
Raha arahina tsara ny zava-niseho depuis fin 2001 (desambra)izay nanaovana ny fifidianana ka nampisy olana sy crise t@ 2002 dia mahalàsa saina ihany . -raha ny lalàna velona dia ny HCC no milàza... tohiny
novalian'i rapala ny 06/06/2006 12:16
sareraka ( 31/05/2006 14:41)
Marenina eo aho fa izaho hiresaka!!!!
Marenina eo fa izaho hiresaka marenina eo fa aza miresaka marenina eo fa vazaha miresaka...marenina eo hoa.. SILENCE TAISEZ- VOUS! -Raprezy dia lany daty raha diska dia efa ho vaky injao indr... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2006 20:37
Santiona ( 31/05/2006 14:36)
hisaraka (bodo)
ry zareo a! misy hira mlay B zay nataon'i Bodo t@ concert farany teo. Babo tanteraka aho. "Hymne à l'amour dramatique" hoy ny gazety izay. "hisaraka" na "fisarahana" no lohateny. Izay manana ton... tohiny
novalian'i cutie ny 06/07/2006 17:43
Fanja1 ( 31/05/2006 12:51)
GRÈVE DE LA FAIM DE SANS-PAPIERS À POITIERS
Quatre-vingts Africains sans papiers ont entamé une grève de la faim lundi à minuit dans une école désaffectée de Poitiers (Vienne) pour réclamer une "régularisation globale", a annoncé un po... tohiny
novalian'i vale ny 04/06/2006 12:21
isrine ( 31/05/2006 12:41)
machine à tricoter
Sao de misy mahita mivarotra machine à tricoter mbola vaovao. Ny tiko lazaina de machine ampiasaina antrano fa tsy @ usine akory. De raha misy de eo @ ohatrinona eo ny vidiny? Misaotra e.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:21
isrine ( 31/05/2006 12:15)
Kafe
Taloha dia be ny mpilaza fa mampangovingovitra ny kafe. Asa na noho ny habetsaky ny sotroina isan'andro na inona. KAnefa ankehitriny za mahalala olona, ary tsy iray fa betsaka, tena mpisotro kafe ( ts... tohiny
novalian'i saho ny 12/08/2006 12:48
xxx ( 31/05/2006 11:23)
sareraka aiza ianao!! jereo izao fahantranay izao
1- ahoana ny vevitrao?? 2-fa iza no mandoa ny karamn'i ambasadintsika any ivelany?? 3-ny fanjakana malagasy ve sa ny fanjakana any antoerana ? 4-nefa ny gasy miha mahantra be :( [b] Ambas... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 19:47
jabole ( 31/05/2006 11:15)
jamban'ny fitiavana tokoa ve izy ?
misy sipa iray miaraka @ bandy efa manambady aman-janaka, fantany loatra izany toerana misy ilay bandy izany ary efa nisy fotoana aza tonga tany @ ray aman-drenin'ilay sipa ny vadin'ilay bandy saingy ... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2006 17:56
4mimananelatra ( 31/05/2006 10:40)
Isika gasy mitantara zavatra!....
EEE dia mbola mila ezaka be mihintsy e !ny ankabeazantsika refa mitantara zavatra na interview na en direct par téléphone na resaka na in ...dia lava loatra nefa détail tsy ilaina sady tsy mihaino!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 03:46
andry44 ( 31/05/2006 08:47)
Franchise
Manao ahaona doly ôoo! Mba mila fanzavana sy toro-lalana @fiakrakarana fangatahana franchise any Dago raha hitondra entana mody. Inona avy ny fepetra tsy harahina?? Misaotra betsaka ry reto a!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2006 20:01
xxx ( 31/05/2006 08:38)
fanamboarandalana!!!????RN44
[url]http://[/url]http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43639&r=1&d=2006-05-31# Ahona ny fahitanareo an'io ry zareo?Izao ve tsy fanambakana ny gasy any ambanivolo? Nodradradraina fa ho hamboari... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/06/2006 21:29
Fiffi ( 31/05/2006 08:35)
Serasera endrika vaovao
Niova endrika ny serasera sa diso aho ? Hummmm ! tsy hay ny tsy hisaotra anao ry hery @ fanatsarana lalandava ity serasera antsika Malagasy rehetra tsy hankanavaka ity an! waouuuuuuuuuuuuu manja... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 05:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9259