Franchise

1. andry44 ( 31/05/2006 08:47)
Manao ahaona doly ôoo!
Mba mila fanzavana sy toro-lalana @fiakrakarana fangatahana franchise any Dago raha hitondra entana mody.
Inona avy ny fepetra tsy harahina??
Misaotra betsaka ry reto a!
novalian'i fijo ny 21/06/2006 20:01
2. Fiffi ( 31/05/2006 09:01)
Ny zavatra mba fantatro fotsiny aloha de raha mpianatra ianao ka andeha hody de mahazo halalana ahazahoanao hitondra ireo entanao , tsy hoe bdb akory fa misy nyhatao hoe "demenagement" Raha fiara indray heu...:roll:
3. Rainikarabo ( 31/05/2006 09:08)
Mankanesa any amin'ny ambassade madagascar any amin'izay firenena misy anao.
4. andry44 ( 01/06/2006 08:40)
ka eo indrindra ny tena olana Rainikarabo a!aty @nay tsy misy ambassade gasy na de consulat :roll::roll:aza.
5. Fiffi ( 01/06/2006 09:26)
zany ve ? heu... de ahoana zany ny fomba hataon'ireo olona izay mba mikasa ny ho an'Dago ?
6. andry44 ( 05/06/2006 07:48)
ho any Dago ahoana ry Fiffi?mety any angamba ry zareo vao manamboatra ny visa-any?
7. fijo ( 21/06/2006 20:01)
ny fiara,dia tsimaintsy fiara efa hanao mandritry ny iray taona farafahakeliny.io dia tsy mandoha douane.
ity ny N° ny consulat aty marseille azonao hanontaniana;
04 91 15 16 91
ny entanao rehetra dia azonao entina mody.raha toa misy entana vao novidiana,dia afaka hangatahana ny hanasorana ny TVA,ka ny atao,dia aseo ny billet ary eny amin'ny seranana,dia aseho koa ilay entana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1433