Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
nenipita
(
06/06/2006 04:45)
entrée matsiro
ity misy recette entrée kely omeko an'izay te hanandrana azy.
Macaronie
Maillonaise
Sardine
Mortadelle voatetika madinika
Fromage biba voatetika madinika
Macedoine
Sel
Atody 1
Ampangotraha...
suite
répondu par booboo le 24/07/2006 08:28
fameusecousine
(
05/06/2006 20:33)
amour virtuel
ahona ny hevitrareo mikasika ny amitie sy amour virtuel eto amin ny sera2 sy ny site hafa ..mety ho possible ve raha tena mifankahita sa miova be sa ahona?...
suite
répondu par mandrindra le 19/09/2006 13:30
andoniaina
(
05/06/2006 16:59)
Hasarotampiaro !
inona no mahatonga ny vhv iray saropiaro @ rehefa andeha hivoaka ny trano aho na de madio ary ny eritreritro,nefa refa miaraka izahay eny andalana de miarahaba lehilahy izy nefa tsy miteny aho.NY FANO...
suite
répondu par rinakely1 le 16/06/2006 17:23
sisca
(
05/06/2006 15:34)
mitady tononkiran'i lalatiana
mba mitady le tononkiran'i lalatina , tsy aiko le titra fa le hoe "avelao aho sy ny fitiavako hiarofaty"
Mpakafy fa tsy dia azoko lotra ny zavatra resahiny
Misotra mialoha...
suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 05:09
mandrindra
(
05/06/2006 13:00)
Bà gasy
Anisan'ny dokambarotra teto amin'ny serasera iny fampisehona iny. tamin'ny asabotsy alina teo moa izy io. tena nahafinatitra satria ny sangany amin'ny feo noravahan'ny sangany amin'ny gitara....
suite
répondu par mandrindra le 13/06/2006 16:57
xxx
(
05/06/2006 11:03)
rafozana
inona ny afaka mba hanampiana anareo ahy fa niaritra ihany aho aloa fa misy ny limite hoy ny fitenenana fa tena tsy maintsy mamelona rafozana, mipetraka aty france zahako sy ny vadiko, voa teraka zaza...
suite
répondu par hasinando le 22/06/2006 10:53
lapino
(
05/06/2006 10:46)
Rahampitso: 666
http://fr.news.yahoo.com/04062006/5/le-6-juin-2006-libere-les-fantasmes-du-666.html ahoana io e? ;)...
suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 04:29
xxx
(
05/06/2006 09:09)
lalao eseky
http://www.cheess.com/...
suite
répondu par sasa le 07/06/2006 03:30
naughtyboy
(
05/06/2006 08:13)
ny tany ve no lany vatsy sa ny olona no miharatsy...
de tsy maintsy hiaina ny gidra2 ny matanjaka(superpower nation) eto foana ve isika ,zao ndray zany i Bush mila manambitamby resaka @ Iran satria misy toejavatra 2 tsy azony ialana :
- lasa mihena ny...
suite
répondu par prime le 12/07/2006 08:46
hasinando
(
05/06/2006 07:29)
MANALA VERGETURE
CITRON+carbonate: Hosorana @ faritra misy ilay vergeture izy roa ireo 1 ou2fois /semaine .Temp de pose 15mn DE kobanina avy eo....
suite
répondu par titis le 19/07/2006 11:13
peta86
(
05/06/2006 06:56)
clan
Inona ny avantage ny "clan" sy ny Incovenient, fa tena shiran-tsaina aho fa tsy mety vohavaliko ny momba anio?
Dia misaotra betsaka antsika ato @ Namana...
suite
répondu par Fiffi le 11/06/2006 05:14
rakotorahalahy
(
05/06/2006 06:06)
misaotra betsaka
Dia faly miarahaba anreo mpandridra ny serasera ny tenako noho ny fampidiranareo ny tenako ho anisan'ny mpikamabana.
Mbola vaovao ny tenako amin'ity fifandraisana ity, kanefa hiezaka ny handefa sy hi...
suite
répondu par arson le 21/06/2006 05:46
Andii
(
05/06/2006 05:08)
mitady hiran'ny Rahona
Iza ianareo no manana ny hiran'ny tarika Ny Rahona? Tarika niarakaraka t@ Railovy izy io. Efa saika henoko daholo ny hirany saingy iray ihany no fantatro ny lohateniny "Hay ve!". Misy fahatsiarovana l...
suite
répondu par Andriambelo le 23/06/2006 06:32
sixa
(
05/06/2006 04:41)
Ataony ahoana ny zanany?
Namana iray nanazava ny probleme-ny tamiko no ho tanataraiko sy hanontaniako ny hevitrareo eto.
Manambady io akamako io ary efa niteraka!10 taona no nivadian\'izy sy ny vadiny hatr@ izao,ary 6 taona ...
suite
répondu par miranto le 20/06/2006 09:00
soanja
(
05/06/2006 01:37)
Ny Lapa-be, tena mahavariana
Ny zavatra tena naha-shocked ny misionera hono tamin'ny andro nankalazana ny mariazin'i Radama I sy ny Rasalimo, ilay zanakavavy ny mpanjaka Sakalava tamin'ny taona 1823 dia ity zavatra notantarain'i ...
suite
répondu par miangalyandria le 10/08/2006 19:04
soanja
(
05/06/2006 01:09)
Ny sakafo tao an-dapa tamin'izany andro zany hono...
Araka ny tantara nosoratan'i Antoinette Nilsen Halvorson (1870-1966) tamin'ny bokiny "Loharano" dia anisan'ny nanatrika ny fisakafoana goavana nataon'i Mpanjakavavy Ranavalona III tamin'ny taona 1875 ...
suite
répondu par ninonati le 13/07/2006 21:33
cutecaramel
(
04/06/2006 22:51)
famorana
ianareo ve mahafantatra lehilaly gasy tsy mifora?...
suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 04:53
cutecaramel
(
04/06/2006 22:50)
famorana
ianareo ve mahafantatra lehilaly gasy tsy mifora?...
suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 07:14
maina
(
04/06/2006 20:20)
FIHAONAM BE NY NAMANA SERASERA
Dia faly miarahaba antsika rehetra indray
Ry tapaka sy namana rehetra ,
Mba ho fahampafantarana ny tsirairay dia voninahitra ho ahy Rakotomalala Hary Eric (Maina) ny manasa antsika rehetra hanatr...
suite
répondu par fijo le 25/08/2006 22:52
ftma
(
04/06/2006 18:32)
Pentekosta
Efa mba haiko ihany ny dikan'ny Pentekosta fa ahoana ny hevitrareo amin'ity:
Pentekosta = nilatsahan'ny Fanahy Masina: ny fahatongavan'ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay dia hahafahany mitory na ...
suite
répondu par cutie le 09/06/2006 16:41
