Ataony ahoana ny zanany?
1. sixa
(
05/06/2006 04:41)
Namana iray nanazava ny probleme-ny tamiko no ho tanataraiko sy hanontaniako ny hevitrareo eto.
Manambady io akamako io ary efa niteraka!10 taona no nivadian\'izy sy ny vadiny hatr@ izao,ary 6 taona kosa anefa izay no niarahany t@ io sipany io!ny vadiny sy io sipany io anefa dia tsy mbola nifankahita mihintsy nandritra izay fotoana elabe izay!donc lainga foana no asesiny any @ ilay sipany mba tsy hirosoana @ mariazy sns....
Manampy azy ara-bola foana anefa io sipany io noho izy tsy miasa ary izay omen\'io sipany io no entiny mody ka hikarakarainy ny vady amanjanany.Marihiko fa 150 km ny elanelantany manasaraka azy roa ireo!Izany hoe:mijanona une semaine/mois any @ ilay sipany foana i leiry ary milaza @ vadiny fa nanao afera satria mitondra vola izy rehefa avy any!Ny any @ sipany indray dia mody vokisany hoe:Tsy tian\'ny fianakaviako aho hanambady anao ka aleo aloha isika mbola tsy hikarakara n\'inon n\'inona!marihiko ihany koa fa samy tena tiany na ny vadiny na io sipany io!Ny olana mitranga ary @ izao fotoana izao izay henjana dia henjana tokoa dia maty ilay tena vadiny niterahany 3!Ny ray aman-drenin\'ny sipany mampiantso azy hikarakara ny raharahan\'izy roa ary vonona ny hiantoka izay lany rehetra @ mariazin-izy roa!ireto avy ny fanontaniana hilako valiny aminareo:
1/-Ataony ahoana no hanafenany ny zanany nefa tsy foiny ireo?
2/-raha ho lazainy ny marina dia ahoana hoy ny ray amandrenin\'ny sipany hoe namitaka ny zanany!
3/-hisaraka @ ilay sipany indray dia ahoana ny @ famelomana ny zanany nefa izy tsy miasa?lay sipa koa tena tiany!
4/leiry anefa lahy tokana tsy mba nanana mpiray tampo akory mba hijery ny zanany,ny reniny koa efa maty!
Alefaso ihany izay hevitrareo sao mety ahasoa ity namantsika ity!mazotoa daholo o!

novalian'i miranto ny 20/06/2006 09:00
3. hery
(
05/06/2006 06:15)
Sarotra be ny hanafina zaza telo mandritra ny androm-piainana rehetra izany. Raha mivady izy roa dia tsy maintsy hivoaka foana ny marina na oviana na oviana.
Raha izaho dia aleo tsorina ny marina dia izay lalany any lalany. Tenenina hoe nanambady kanefa efa maty ilay vadiny fa misy zaza telo. Raha tena mifankatia dia mety tsy haninona loatra.

4. Ralay
(
05/06/2006 06:37)
Ka izay anie no mahatonga ny olana foana ry sixa ilay manafina ny momban'ny tena @ ol hiarahana e . Raha nilaza ny marina hatr@ voalohany ianao zao mety tsy nisy olana raha tena tia anao marina ny sipanao. Marina koa anefa fa toute la verité n'est pas bonne à dire izao anefa efa tena tsy hitanao intsony ny atao. Na tsy niteny t@ fiatombohan'ny niarahanareo aza ianao tokonymba nieritreritra niteny ihany rehefa nisy opportunité.Ka dia miverina @ voalazan'i hery cannelle io aho hoe tsory aminy dia il faut assumer ny consequence-ny avy eo fa hanjary ho charge morale be aminao eny foana io toejavatra io.
Dia bonne chance qd mm :lol:
Dia bonne chance qd mm :lol:
5. lapino
(
05/06/2006 06:57)
Ilay zanany ve, tsy manan-tsiny, sady efa nilaozan-dreniny dia sanatria mbola harian'ny rainy koa? :(
>> 3/-hisaraka @ ilay sipany indray dia ahoana ny @ famelomana ny zanany nefa izy tsy miasa?lay sipa koa tena tiany!
Izany hoe mbola tiany hofitahana foana izany ilay sipa mba hamelona ny zanany, kanefa tsy adidin'ilay sipa akory. Tsy mety kosa angamba e.
Ny vahaolana tsara indrindra izao, raha afaka mahita asa izy, dia vahana milamina avy eo ny olana momba an'ilay sipa.

7. mandrindra
(
05/06/2006 08:21)
io nolazain'i hery io no tokony aton'ny akaman'i sixa. ny zaza tsy azo afenina, ary ho afenina aiza, i lery tsy manana iray tampo ka ho arina ve izany ?
8. rapala
(
05/06/2006 09:01)
sixa: tsy mety hatramin'ny 1 mihintsy ny nataon'ilay akamanao. 6 taona be izao ve izy nampirafy no nandray ny volan'ilay sipa ihany kou namelomany ny vady aman-janany. Tsy rariny ny nataony ary hoy ny ohabolandry zareo anglisy hoe: let him stew with his own juice...midika hoe tsy misy azon'ny olona hafa hatao fa izy ihany no tsy maintsy manala na mi-resoudre ny prob.ny.
Ny mampalahelo ahy de ilay nanaovana tsinotsinona ilay vadiny, fandaingana, fampirafesana etc.
Meteza eo @ toeran'ilay vadiny sy ilay sipany ange isika vhvy e? De ho rariny ve hoy ianareo ny nataony?

9. xxx
(
05/06/2006 09:27)
ary maninona raha mitady asa de mba hialana @ izay ny lainga , sa vonona ny handainga mandrakizay ?
10. rapala
(
05/06/2006 10:21)
xxx: za aza gaga hoe tsy miasa izy - to tsy azo hatokisana ilay bandy raha izany no fandehany, vou ilay sipa kely:(:(
11. Ralay
(
05/06/2006 12:12)
Dsl @sixa fa toi no mapita hevitra fa tsy haiko ny akamanao fa mazava ho azy c pour ton ami io valiteniko io na dia ianao aza no voateniko. :lol:
12. toovs
(
05/06/2006 14:07)
[quote=lapino]
Ilay zanany ve, tsy manan-tsiny, sady efa nilaozan-dreniny dia sanatria mbola harian'ny rainy koa? :(
>> 3/-hisaraka @ ilay sipany indray dia ahoana ny @ famelomana ny zanany nefa izy tsy miasa?lay sipa koa tena tiany!
Izany hoe mbola tiany hofitahana foana izany ilay sipa mba hamelona ny zanany, kanefa tsy adidin'ilay sipa akory. Tsy mety kosa angamba e.
Ny vahaolana tsara indrindra izao, raha afaka mahita asa izy, dia vahana milamina avy eo ny olana momba an'ilay sipa.
[/quote kôfa jaloky be koa izany ny akaman-drangahy ko. sady ngamba koa fanampin'izay kôfa bonaika be tsy mba mitady jôba etsy sy eroa ka de sahala ny ho faty vao ilaozan'ny sipa iray. lelah mitady ho velomim-bady ny andrangahy ka mahasadaikatra]

13. Zina
(
05/06/2006 15:00)
tokony hijoro ho ray aman-dreny manana zanaka telo io bandy io ary manomboka miasa...
14. bonnechance
(
05/06/2006 17:09)
Asaivo mibaboka ny akamanao fa na ho ela na ho haingana ane ny marina tratra foanan e. Tsy aleo ve milaza ny marina de mitady sol° hafa avy eo e!!
15. Rainikarabo
(
05/06/2006 17:11)
sixa>
1- mitady asa leiry
2- lazaina ny marina
3- Kozina rasipa: ny fitiavako anao sy ny fahatahorako anao handao ahy no nahatonga ahy tsy niteny hatrizay, dia ampiarahina amin'ny toritorim-pitiavana sy fampanantenana ho avy mamirapiratra.
4- raha milefitra rasipa, presentena aminy ny zaza 3
5- zay vao miresaka amin'ny RR
6- Bon courage any amin'ny akamanao any e!
7- Na rano-be aza tsy mahafaty ny afom-pitiavana.

16. sasa
(
06/06/2006 03:46)
Sarotra be mintsy io resaka io, satria efa nandainga be le namanao, surtout le sipa efa natoky an'azy no sady nanome vola foana, ny solution fotsiny d marina ny voalazan'reo namana rehetra ireo hoe tokony hitady asa izy, ary tsy maintsy milaza ny marina am le sipa, mety ho tezitra aloha le sipa nefa raha tena tia an'le namanao izy d hamela ihany ka hanampy avy eo, fa za vehivavy milaza aminao ry sixa fa mijaly ny sipa rehefa sendran'ny lainga be otranzao.
19. Aino
(
07/06/2006 07:38)
Sarotra be ny hanafina zaza telo mandritra ny androm-piainana rehetra izany. Raha mivady izy roa dia tsy maintsy hivoaka foana ny marina na oviana na oviana.
Raha izaho dia aleo tsorina ny marina dia izay lalany any lalany. Tenenina hoe nanambady kanefa efa maty ilay vadiny fa misy zaza telo. Raha tena mifankatia dia mety tsy haninona loatra.
izhao koa dia mitovy evitra @ io nolazainy hery ery ambony indrindra io!!
ary raha tena tia azy ilay vhv tonkony hanampy azy hiady @ izany @ hireo ray aman'dreniny ihany koa!!