Ataony ahoana ny zanany?
21. vivi
(
07/06/2006 18:02)
ninoninonna mintranga d ny ankizy aloha d tsy tokony hafenina zany e!, hotrany manao hambaninjavatra ny zanakao ianao raha vao manao anizany , ary maninona aloh tsy mitady asa e, ao anatiny 6taona v d tsy ahita asa , fa mety tsy nitady koa ianao fa variana nanao sipa sy namitaka ny vadinao , ary mba tsy henjehinyeritreritra koa!, ary ny tokony ataonao zao , mijoro ny maha lhl anao d raiso ny responsabilité! , fa tsy tady anary zanaka indray !, rehefa tsy possible ny @nareo sy ilay sipa d mitady hafa ndray e!, lhl lehibe , v hamoifoi !, sady raha ny fahafantarako ny tataranao d vao maty vao haingana ny vadinao , ko hanambady ahoana , ny tokony hataonao aza hisaona azy , mba fanajana azy farany , fa tsy hanambady zany , asa aloha !
22. sasa
(
08/06/2006 03:17)
Dia miankina aminao aloha io, fa raha vao haingana no maty ny vadinao, d mbola tsy tokony hanambady aloha enao, sao ho lazain'ny olona manodidina fa noho ny nataonao no nahafaty ny vadinao, d amin'ny manaraka aza mandainga tsony fa zanaka izany anie tsy azo afenina e,
23. Fiffi
(
08/06/2006 05:42)
tsy misy vaha-olana afatsin'ny milaza ny marina fa zaza 3 ve de @ fomba ahoana koh no hanafenana an'io ?
24. tisera
(
08/06/2006 13:51)
Aleo milaza ny marina fa vao mainka hampidi-doza ity lainga miampy lainga ity : na ny saina aza ve hilamina @ izany ? Na manaiky na tsy manaiky aloha ilay sipa dia tokony mba hitady asa kosa ranamana fa tsssss.... mampalahelo ny ankizy
27. miranto
(
20/06/2006 09:00)
sixa:
Namana iray nanazava ny probleme-ny tamiko no ho tanataraiko sy hanontaniako ny hevitrareo eto.
Manambady io akamako io ary efa niteraka!10 taona no nivadian\'izy sy ny vadiny hatr@ izao,ary 6 taona kosa anefa izay no niarahany t@ io sipany io!ny vadiny sy io sipany io anefa dia tsy mbola nifankahita mihintsy nandritra izay fotoana elabe izay!donc lainga foana no asesiny any @ ilay sipany mba tsy hirosoana @ mariazy sns....
Manampy azy ara-bola foana anefa io sipany io noho izy tsy miasa ary izay omen\'io sipany io no entiny mody ka hikarakarainy ny vady amanjanany.Marihiko fa 150 km ny elanelantany manasaraka azy roa ireo!Izany hoe:mijanona une semaine/mois any @ ilay sipany foana i leiry ary milaza @ vadiny fa nanao afera satria mitondra vola izy rehefa avy any!Ny any @ sipany indray dia mody vokisany hoe:Tsy tian\'ny fianakaviako aho hanambady anao ka aleo aloha isika mbola tsy hikarakara n\'inon n\'inona!marihiko ihany koa fa samy tena tiany na ny vadiny na io sipany io!Ny olana mitranga ary @ izao fotoana izao izay henjana dia henjana tokoa dia maty ilay tena vadiny niterahany 3!Ny ray aman-drenin\'ny sipany mampiantso azy hikarakara ny raharahan\'izy roa ary vonona ny hiantoka izay lany rehetra @ mariazin-izy roa!ireto avy ny fanontaniana hilako valiny aminareo:
1/-Ataony ahoana no hanafenany ny zanany nefa tsy foiny ireo?
2/-raha ho lazainy ny marina dia ahoana hoy ny ray amandrenin\'ny sipany hoe namitaka ny zanany!
3/-hisaraka @ ilay sipany indray dia ahoana ny @ famelomana ny zanany nefa izy tsy miasa?lay sipa koa tena tiany!
4/leiry anefa lahy tokana tsy mba nanana mpiray tampo akory mba hijery ny zanany,ny reniny koa efa maty!
Alefaso ihany izay hevitrareo sao mety ahasoa ity namantsika ity!mazotoa daholo o!
- voalohany aloha aza hafenina izany ny zanaka fa ireo ange no hany fanananao e, no tsy nifidy ny ho ety antany anie izy fa sitraponao no nahatongavany tety e,
- faharoa mifona @ le sipa de teneno azy ny marina rehetra fa ny heloka hibaboana ange mody rariny e,rehefa tianao izy de hanaiky ny hanambady anao ary hiarahitaiza ny zaza e, raha toa mo izy manaiky de hanjanony hatreo @ izay ny toetra ratsy (ny lainga sy ny fampirafesana e....;sns e)
- fahatelo mila miasa koa enao fa mahamenatra izany lhl velomina izany,fa ny lhl natao hiateheran'ny tokatrano
- Tsy de manome tsiny anao be ko mo aho fa mety tsy de tia any le sipa angamba enao fa le vola homeny no nahatonga anao niraikitra tamin' ny, ka izay no tokony hiasanao mba hanananao hazon-damosina andray andraikitra @ famelomana izay ho vadinao eo sy ireo zanakao ,mba tsy ho toy izao intsony ,
izay no azo nolazaina fa mirary soa e,