Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i miranto, milahatra araka ny daty
miranto ( 14/02/2007 09:55)
mitady tononkirany VHF
Mba mangataka ny tononkira ny VHF izay manana Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 07:47
miranto ( 26/07/2006 08:46)
fa tsy mitovy @ olona rehetra ve ny polisy sns.......?
Mazana za tafaraka @ ireny polisy na miaramila ireny ao anaty taxi be de tsy mandoa vola izy ireny na manolotra aza izy de tsy raisina ny azy , izay no tsy azoko ka mahatonga ahy manotany hoe tsy mit... tohiny
novalian'i bogosi ny 29/08/2006 11:44
miranto ( 21/07/2006 10:28)
maninona raha tsy mandainga e!
za zany efa in-3 izay no tratran' ity olona mandainga ity e,nefa tato @ serasera tato ihany no nihaonanay, toy izao le izy: nifankahita tato izahay ary nifanao fotoana de raikitra fa nifankatia, mil... tohiny
novalian'i Aino ny 26/07/2006 20:23
miranto ( 08/03/2004 16:04)
matory lava
hono ho aho ny fatoriana lava ve aretina ary raha vao mahita azo ametrahana loha de te hatory foana tsy aiko ny antony fa mpahazo ahy lava izy io... tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0099