Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 10/06/2006 05:24)
bonzai
Sao mba misy afaka hanome ahy torohevitra ny fanamboarana bonzai azafady. Misaotra mialoha. Voasary no tiako raha mety.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/10/2006 21:16
soanja ( 10/06/2006 02:28)
Aiza i Sareraka?
Manina an'i Sareraka aho izany? Elaela izay tsy namaky ny hafany teto. ... tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 14:43
xxx ( 09/06/2006 21:41)
FITONDRATENA MANAHIRANA NA NY TENANY NA NY BESINIMARO!!
Miarahaba e, Asa ianareo na mba miray hevitra amiko fa misy hoà olona dia tena ampijalian'io fialonana io, hany ka na dia zavatra fantatra, na hananana, dia lasa mandainga ny olona na manafina mba... tohiny
novalian'i vale ny 27/06/2006 12:49
zandrikely ( 09/06/2006 19:42)
vita ny lalana vohiparara
ela ny ela ka vita ihany , ... tohiny
novalian'i rapala ny 11/06/2006 11:10
fijo ( 09/06/2006 19:29)
"rivotra"
hoantsika izay mahay e,mba hasio ny tontrom peo anie azafady io hiran'ny tarika njila io e.fa mba tena milay le izy. misaotra e.... tohiny
novalian'i MTN ny 14/06/2006 00:41
rapala ( 09/06/2006 15:10)
bol vaovao
ahona no fahitanareo ity bol vaovao nampiasandry zareo allemand androany? Vo 18mns fotsiny de efa 3 sahady ve ny goals klé...... tohiny
novalian'i rapala ny 12/06/2006 18:43
jon ( 09/06/2006 14:41)
fahabadoana
ny sekoly hiany ve no toerana azo iadiana amin'ny habadona sa mety misy toerana hafa ho an'ireo efa tsy mankany intsony !... tohiny
OLPolonaleopolitika ( 09/06/2006 13:32)
Inona tokoa no tena marina e?
GASIKARA eeee be sipa tsara eee kanefa tara ee fa lany drala e hoy i ROSSY .... GASIKARA eee tsara e ny tantara ianao tsy tara ee miaka-miadana ianao tsy diso o hoy i TIANA Raha tena di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 14:14
hesham ( 09/06/2006 13:03)
Namana hamonjy fety any Washigton
Miarahaba antsika namana rehetra. Mba mitady namana aho hamonjy ilay fety fankalazana ny fahaleovantena amin`ny 23 juin any Washigton raha misy. Tsy te ihanahana zany za ny tena marina hihihihi. Mis... tohiny
novalian'i Zina ny 16/06/2006 13:28
bobjan ( 09/06/2006 12:37)
recherche de musique malgache
Je suis en france je voudrai savoir si il existe des site gratuits pour télécharger de la musique malgache. Merci... tohiny
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 04:26
Samoana ( 09/06/2006 11:58)
Aiza no mijery baolina?
Mitokana maka tsirony irery ao an-trano sa mitangorona miaraka @ tapaka sy namana?... tohiny
Herimiafina ( 09/06/2006 11:01)
Inona no atao hoe Filoha-mpirenena e?
Somary gaga aho fa mbola betsaka ny olona ny mandray ny atao hoe filohampirenena toy ny andriamanitra handatsaka mana avy any an-danitra. Hanao fahagagana tsy toko tsy forohana ka hanafaka ny gadra... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2006 23:01
notron ( 09/06/2006 10:43)
Fihaonana anaty fety masaka be ity
Salama éééééééééééééé! Mba manana heritreritra aho raha mety ny mifampitaona ny 25 Jona hariva. Hafinaritra izany mpinamana miara-mijery afomanga sady mtondra arendrina zany an! Andra... tohiny
rnjak ( 09/06/2006 10:05)
te haita sy hahalala
:D nahona daholo zao ry zareo a! tena efa ela be za no nitady akama fa tsy nahita ka sao de mba misy mahita ho anahy any ho any fa tsy maninona nge na :-*lela na:* vevavy fa mety daholo eh! de mirary ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:48
Rainikarabo ( 09/06/2006 09:43)
mpanjaka, printsy
mbola maro ny firenena misy mpanjaka na koa prince, na dia tsy manana fahefana betsaka intsony aza:ohatra any angeleterre, france, allemagne, danemark, espagne, thailand, sns. Raha eto anivon-tany ang... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 19:05
anynenimalala ( 09/06/2006 07:14)
ampio e!!!
Tena mapite amono tena zany fiainako zany fa tena faorin fon ve no mba iainanay:cry::cry::cry:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:19
lemenakely ( 09/06/2006 06:53)
PRONOSTIC FINALE @ ity mondiale 2006 ity
Raha ny fijeriko azy manokana dia pays européen sy sud américain no hanao finale . BRESIL contre ALLEMAGNE indray mandeha révanche!!!... tohiny
nikopol ( 09/06/2006 06:07)
aza maika loatra
"Aza maika loatra... miverena afaka 70555287285470 segondra" io no hafatra azo matetika zao refa manokatra hafatra ! normal ve io :lol:... tohiny
novalian'i Aino ny 22/06/2006 20:07
Rafotsy ( 09/06/2006 03:23)
Manao ahoana daholo o !
Tsy dia fantako fa te hiarahaba anareo rehetra aho vao nifoha ! Ka dia bonjour daholo ianareo namana rehetra tsy ankanavaka , bonne journée ary koa bon week end !:-* ... tohiny
novalian'i Aino ny 12/06/2006 11:48
diamondra27 ( 08/06/2006 21:06)
mondial 2006
Aza adino fa androany ny mondial an! ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1244