PRONOSTIC FINALE @ ity mondiale 2006 ity

1. lemenakely ( 09/06/2006 06:53)
Raha ny fijeriko azy manokana dia pays européen sy sud américain no hanao finale .
BRESIL contre ALLEMAGNE indray mandeha révanche!!!
2. Fanja1 ( 09/06/2006 07:36)
lemenakely za mitovy aminao:)
3. mandrindra ( 09/06/2006 07:39)
dia izano handresy amin'ireo. ilay hoe sud americain# eoropa dia ekeko fa saingy firenena samy hafa ny antsika e.
argentina 3 # angletera 1
4. Jesika ( 09/06/2006 08:24)
Ny ahy kosa Italy#Espain
5. Fiffi ( 10/06/2006 06:32)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
6. avolenta ( 11/06/2006 13:47)
Bresil- Allemagne de resin'ny allemagne 2-1
7. Fiffi ( 11/06/2006 14:49)
heu..
8. amleoui ( 13/06/2006 07:11)
N a Allemagne Vs Rep Tchèque
9. ronaldo09 ( 14/06/2006 09:01)
Aza mananihany fa i Bresil imbatable ,tsy misy afaka mandresy an'i Bresil zany eo!
Final Bresil#Pays bas:2-0
10. mandrindra ( 15/06/2006 06:05)
ô ry ronaldo09 a, ny lavak'i bresil anie efa fantatra fa ny latéral roa e. i r. carlos sy cafu anie ka vocation offensive e; dia iza no hiaro an'i dida ao? tsy ahatana ela mihitsy i lucio sy juan irey rehefa hifandona amin'ny kalaza
11. rivelino ( 17/06/2006 09:46)
:D he he! Allemagne vs Rep Tchéque
12. lapino ( 17/06/2006 10:31)
Finale latino ity e: Bresil vs Argentine
Dia Argentine no mandresy! :-w

Ny match de classement: Equateur vs Corée du Sud :)
13. mandrindra ( 20/06/2006 07:32)
argentine hitovizana fa le bresila loha tsy tafa amin'ity e.
14. ronaldo09 ( 20/06/2006 07:51)
mandrindra:

ô ry ronaldo09 a, ny lavak'i bresil anie efa fantatra fa ny latéral roa e. i r. carlos sy cafu anie ka vocation offensive e; dia iza no hiaro an'i dida ao? tsy ahatana ela mihitsy i lucio sy juan irey rehefa hifandona amin'ny kalaza

Tena diso ianao raha i Carlos
sy i Cafu no lazainao fa lavaka ,ireo roa ireo no mpilalao tsy azo atao n'inon'inona !tadidio fa tsy azo andinganana mihitsy i Carlos nandritra ny lalao roa nataony ,ny fanafihana rehetra dia saika lesoka avy amin'i Emerson.Ny olana fotsiny dia ity :be loatra ny meneurs de jeux eny ambony kianja ho an'i Bresil(Ronaldinho,Kaka ,Ze Roberto ary i Adriano ).Faharoa ny lohalaharana no hitako tsy dia mandeha loatra (dia i Adriano sy Ronaldo)saingy sarotra amin'i Pareira ny hametraka azy roa ireo ka hamela an'i Robinho hilalao
15. mandrindra ( 20/06/2006 09:19)
ronaldo09, ny taktika apetrak'i pareira dia 4-2-2-2, izay hoe ny mpilalao 8 dia axial daholo. i cafu na i carlos raha vao miakatra dia tsy misy manao permutation maka toerana satria tsy misy mpilalao latéral. ny ekipa tahaka an'i italia izay anisan'ny henjana amin'ny contre dia mahazo vahana noho izany. i emmerson moa izay efa lazaiano ho lesoka dia aleo tsy ampiako intsony, tokony ho gilberto silva hanoloana azy. i cafu indray tokony ho soloina an'i cicinho. ny milieu offensif roa, kaka sy ronaldinho dia asiana manao asa fiarovana fa tsy miandry fotsiny rehefa very ny baolina. raha miova toy izay dia mety ho lasa lavitra ihany ry zalahy saingy i pareira efa fixe loatra ny eritreriny
16. sasa ( 21/06/2006 04:59)
Mandrindra le Italie wa tena mampatahotsa klé
Allemagne sy Argentine mety midona any am 1/4 d final
i Bresil sy Pays-bas mety midona 1/2 Final
Raha ny vinavinan'ny rehetra aloha izao d Bresil sy Allemagne no manao final
:D
17. mandrindra ( 21/06/2006 06:30)
ie 1/4 alemaina 2 # argentine 4
fa hoe bresil zany hoa tsy tonga finale :P
18. sasa ( 22/06/2006 05:07)
mandrindra hi hihhihi kou raha ny logika lesy no arahana d ireo no manao finale koa, nefa asa aloha fa ny surprise anie betsaka e!
19. mandrindra ( 22/06/2006 07:08)
iza aloha ilay hoe ireo lazain'i sasa ho hanao finale ?
20. sasa ( 23/06/2006 03:01)
Brésil sy Allemagne na Italie sy Bésil lesy mandrindra an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824