fahabadoana

1. jon ( 09/06/2006 14:41)
ny sekoly hiany ve no toerana azo iadiana amin'ny habadona sa mety misy toerana hafa ho an'ireo efa tsy mankany intsony !
2. kally ( 09/06/2006 19:14)
Hisy sekoly tsara noho ny fiainana ve ry Jon a? Na olona mitavozavoza tahaky ny inona aza rehefa ampiriatin'ny fiainana ve tsy haranitra, sa diso izany?:roll:
3. Fiffi ( 10/06/2006 03:50)
ka maninona raha mba mianatra koh ao an-trano ?
4. era ( 10/06/2006 09:54)
angamba ny tsy fianarana abidia ihany no azo hiadiana amin'ny fiainana. Manampy sy manamoramora azy io, fa be no azo atao. Samy manana ny talenta sy izay manavanana azy ny olona tsirairay, anjaranao no mandrangitra sy manovana ny efa anananao na any amin'ny toerana voatokana na eny amin'ny mpiara-belona sy ny fiainana dia ampiasainao izany avy eo.
5. Fiffi ( 10/06/2006 11:46)
fa fahabadona @ inona aloha eh ? fianarana sa... ?
6. Herimiafina ( 10/06/2006 12:07)
Samy hafa mihintsy ny antsoina hoe (miala tsiny fa teny frantsay satria raha teny gasy dia mitovy):
-Education.
-Savoir.
-Connaissance. sns.

Efa dradradradraina etsy sy eroa ankehitriny ny antsoina hoe SAVOIR LOCAL, satria fahiny dia noheverina foana fa ny fahaizana azo avy amin'ny fianarana no ambony sy positif indrindra ary ny tsy nandalo izany dia nandra na tsy mahay, sns.

« Il est impossible qu’une personne n’ait pas de savoir ou un savoir sans valeur » (Giddens)


7. cutie ( 10/06/2006 12:24)
mihery tele:wink:
8. cutie ( 10/06/2006 12:24)
mijery manko :oops:
9. Fiffi ( 10/06/2006 12:55)
10. Fiffi ( 10/06/2006 12:59)
Herimiafina: heu...tena impossible marina !!fa misy kosa aloha zavatra tsy ho hananana mihintsy raha tsy mianatra eh! misy tsinona ny acquis t@ io fianarana io sy application.
Zany hoe le savoir angamba no azo lazaina hoe impossible raha misy olona tsy manana an'io. Fa raha ny education sy ny connaissance kosa heu..
11. Herimiafina ( 10/06/2006 17:24)
Ny zava-misy ankehitriny aza dia nopotehin,ny atao hoe manampahaizana ny fiainampirenena e!

Ny olana mantsy dia mi-former olona ho lasa misaina carré-carré ny fianarana hany ka tsy misokatra intsony amin'izay tsy takatry ny sainy e!

Jereo ny fiaianampirenena ao dago de mazava hoe inona no nataon,ny olona supposé nianatra.
12. vale ( 10/06/2006 17:33)
jon:misy ny zavatra tsy mety ho hay raha tsy any am-pianarana, nefa raha misy olona hafaka mampianatra an'ireo koa aza na dia tsy any antsekoly aza dia hitombina an!

Fa kosa azo atao dia azo atao ny mampiana-tena(autodidacte), @ alalan'ny gazety, fahita lavitra, radio, na eny an-dalambe, na aiza na aiza e, ny takiana ftsn @ ireo dia mila "curieux(se)" ilay olona!:}
13. Herimiafina ( 10/06/2006 18:18)
De toute facon tsy ny connaissance no mikaonty fa ny fahaizana mampiasa ny coco izay zavatra nomen'ilay nahary maimaimpoana ary tsy miavaka be amin'ny an'ny olona izany na dia asaiana izao resaka QI sy ny karazany izao aza.

Be dia be ny manana Ph-D amin'ny elektronika fa sonnerie aza tsy hay mamboatra.
14. vale ( 10/06/2006 21:35)
hihi!
HM: ny QI angah azon'olmbelona foronina moa?!!
15. vale ( 10/06/2006 21:39)
HM: tsy ny connaissance no mikaonty? marina io fa raha ohatra kosa aza le olona efa tsy dia nandiha fianarana dia tena hoe aleo ve bornée beuu tanteraka zany? hum!
16. vale ( 10/06/2006 21:42)
cutie:

mihery tele:wink:
cutie: marina be aky io à!(l):-*:-*


17. vale ( 10/06/2006 21:48)
jon à: atao in koa mou nefa na tapi-pahaizana aza nefa oh ratsy toetra? rehefa tsara ny toetra dia tsy very mandeha izany ilay olona, nisy ankizivavy izay aza zara nahay nanoratra sy namaky teny nefa sady ampy culture générale be(curieuse be manko izy!) no manana asa tsara mahavelona azy an (mipetraka aty ampita izy io an, nefa tam tonga taty tena niveau 5èm, fa vitany irery teny foana ny fiainany e! curieuse be sy be kofokofoka manko ilay ankizy io!!);-)
18. cutie ( 10/06/2006 22:24)
Mpandefa : vale [ Valio ] 11-06-2006 02:42:29
Lohateny : Re : fahabadoana
Hoy i cutie:

mihery tele

cutie: marina be aky io à!

hihihihi de mahita mondial :-D:-D:-D:-D
19. soanja ( 10/06/2006 23:17)
Ny fiainana no sekoly tsara indrindra amin'ny fiainana. Maka lesona amin'ny traikefa ary mahavita lavitra noho ireo nahazo fari-pahaizana tany amin'ny fianarana ambony.
Misy anefa ny zavatra tsy hay raha tsy ianarana taratasy mihitsy ohatra hoe handefa sambon-danitra sns
Fa ny hamaliako ny fanontaniana dia tsy voatery hiditra sekoly ianao raha hiala amin'ny habadoana fa efa betsaka tokoa ny olona nampianatena tamin'ny izay boky sy zavamisy ananana eo. Izay no antsoina hoe fahazotoana.
20. Fiffi ( 11/06/2006 05:06)
de inona koh no hidiran'ny fahitana mondial @ zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1679