fahabadoana

41. cutie ( 17/06/2006 00:13)
radem:wink:
42. mandrindra ( 17/06/2006 10:35)
za ndray ve no tonga aloha :D iza njay zany no tara :-D:-D
43. cutie ( 17/06/2006 15:20)
tsy nisy tara ka:-D
44. Fiffi ( 17/06/2006 19:23)
cutie: :-D:-D:-D koh hoe kay tsy mijery mondial akory koh ! :-D:-D:-D:-D
45. cutie ( 18/06/2006 01:24)
fiffi za tsy mijery satria tsy mahita.
Njy zao afaka mahita de mijereva:wink:
46. Fiffi ( 19/06/2006 05:15)
fa tsy mahita ahoana akia ?
47. sipagasy ( 19/06/2006 06:13)
mmhhh hihi kay moa niova ho resaka mondial/modialina ny resaka tato hihihih, tsara kannn
48. Fiffi ( 19/06/2006 06:44)
:-D
49. cutie ( 19/06/2006 19:19)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 19-06-2006 10:15:11
Lohateny : Re : fahabadoana
fa tsy mahita ahoana akia ?

ka @ ora fiasana sy fianarana fona vo mandeha le bol koa.
50. mandrindra ( 20/06/2006 07:26)
dia enregistrer-na, dia tsy mihaino vokadalao, dia sahala amin'ny mijery direkta ihany :D
51. Fiffi ( 20/06/2006 08:10)
52. Fiffi ( 20/06/2006 08:11)
de maka fotoana tsara de mijery fa tsy mi-forum :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. mandrindra ( 20/06/2006 08:58)
azo atao miaraka ka. ny tanana roa moa izany dia eo amin'ny clavier. ny maso iray mijery baolina, dia ny maso ilay mamaky forum :-D:-D:-D
54. Fiffi ( 20/06/2006 14:45)
aiza kosa ? de ny komenteran'ny baolina ve no voasoratra eto @ forum ?:-D:-D
55. cutie ( 20/06/2006 19:02)
:-D:-D:-D
aleoko ihany tsy mijery fa forum fotsiny :-D
56. mandrindra ( 21/06/2006 06:27)
cutie, akipio aza ny maso amin'izay tsy mijery :-D:-D

fiffi, tsy izay henon'ny sofina no soratan'ny tanana ka :lol:
57. naughtyboy ( 21/06/2006 07:30)
betsaka ny efa voalaza misy fahamarinany teo alo fa ny any era sy HM iny zao no manakaiky ny hevitro,inn no atao hoe bado na maranitra? tsy fantatra we hatraiza zany raha tsy sedraina,ny olana no sedra resahiko eto fahaizany ts11 mihoatr\' io farany io no ahafahana milaza zany : - famakafakana sy fandinihana,
ny toetsaina entina miatrika io ,fomba mandaitra ampiharina amahana ny olana .(fahalalana na lafiny inn na inn,Quotient Intellectual fitaovana manampy fotsiny)misy tantara kely ty nahalina ahy fony za mbola kely mbo tiko zaraina eto
Nisy mpanjaka hono fahiny elabe tao @ ty nosy kely 1zay nirehareha tokoa teo @ toerana nisy azy,ny vahoaka nanompo azy de natahotra avokoa(sady tanora no manatsaina no sady nandalina reo fahalalana t@ zany hono izy io) .1 andro nefa raha sendra nitsangatsangana ,de nahita zanak\'ondry teny antsaha ary nitsiriritra fatratra ny hoditry le biby ary i Patabe tonga de najedany avy atrany ary
niakanjony ny entana de nody tany andapa i ngahy faly2.Afaka 1 andro sy tapany de nihamaina le zvt ary tsy niala t@ hoditry ngama tsony de nijaly avy atrany ary nanandrana nanala azy io @ fomba rehetra.De nampiantsona ny vahoaka we omeny valisoa lehibe zay mahay manala io ,lasa ny fotoana ary nihanarary aza i patabe ,de tonga tao andapa soa amantsara ty olona 1 hitondra ny vahaolana na de saika tsy tafiditra aza noho ny asany satria mpanao kiraro lery ary afany soa amantsara ary le hodimbiby(rehefa avy nasainy nilona tanaty rano ny deba) nanomboka t@ io andro io ny mpanjaka de
tonga saina fa na ny noeveriny fa bado aza nanavotr azy teto de niova tko ngahy -
58. naughtyboy ( 21/06/2006 07:30)

59. cutie ( 21/06/2006 11:36)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 21-06-2006 11:27:10
Lohateny : Re : fahabadoana
cutie, akipio aza ny maso amin'izay tsy mijery
ka za efa tsy mahita miutsy ka,tsy mila akipy ny maso :-D
60. mandrindra ( 21/06/2006 12:38)
kay efa ôtômatika :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5504