fahabadoana
21. tisera
(
11/06/2006 07:58)
dia ny sekoly ihany izany no voalohany ialana @ habadoana é! satria any no hianarana mamaky teny sy manoratra dia avy eo mampihatra ny zavatra nianarana eo @ fiainana. Raha izaho no be vola dia sekoly marobe any @ ireny ambanivohitra be any Dago ireny no hatao! Ny mahatonga ny zaza any tsy mandia sekoly ange dé misy kosa tena lavitra be é! Any @ 10 na15km miala ny tanàna vao misy SFF dia ahoana no handehanan'ny ankizy kely 5 na 6 taona tongotra @ izany mandroso sy miverina : reraka be! Ny sekoly no tokony hanatona ny mpianatra dia mazoto ny ray aman-dreny mandefa ny zanany any ....
24. Herimiafina
(
11/06/2006 15:04)
Ny connnaissance dia fitady toy ny vola, ny savoir kosa s'acquert par l'experience.
Fa ny fampiasana ny atidoha no mahasamihafa ny olombelona.
Fa ny fampiasana ny atidoha no mahasamihafa ny olombelona.
25. cutie
(
11/06/2006 15:44)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 11-06-2006 10:06:37
Lohateny : Re : fahabadoana
de inona koh no hidiran'ny fahitana mondial @ zany ?
jereo ny mondial de hain-jy :-D:-D:-D:-D
26. Fiffi
(
12/06/2006 12:19)
zany ve ? heu...nijery hiany aloha zah fa tena tsy hitako hoe ahoana ? nikikika fotsiny zah rehefa hisy baolina ho tafiditra.
27. mandrindra
(
13/06/2006 06:50)
fiffi, afaka sady mijery mondial no mampiasa coco araka ny lazain'i herimiafina. rehefa misy firenena iray dia mba fatarina hoe iza daholo ny tanandehibe ao aminy, firy ny mponina ao aminy, manandanja ve ny fanatanjahantena amin'ny akapobeny any amindry zareo, iza no mpitondra ao, ahoana no fijerin'ny vahoaka azy sns sns...
marina ilay lazain'i cutie :wink: hoe mijery mondial dia mampitombo fahalalana ka :D
marina ilay lazain'i cutie :wink: hoe mijery mondial dia mampitombo fahalalana ka :D
29. cutie
(
13/06/2006 21:11)
Mpandefa : mandrindra
marina ilay lazain'i cutie hoe mijery mondial dia mampitombo fahalalana ka:-D
nefa za @io tsy mijery mondial akory a :-D
30. tisera
(
14/06/2006 05:19)
mandrindra >>> tena marina io : zà izao manao révison -n'ny karazan-tsaina (drapeaux) -n'ny firenena miaraka @ zanako fa raha ilay lalo baolina kosa aloha an : tsy mahaliana ahy loatra fa mora leo ihany aho . Aleoko mijery Rolland garros rà samy ho ela be eo anoloan'ny télé.
32. mandrindra
(
15/06/2006 07:44)
cutie, ka tsy ny mijery mondial irery ihany anie no ahafahana mampitombo fahalalana e.
tisera, ny hoe tiana sa tsy tsia ny baolina kitra tsy dia azo hiandiankevitra satria safidy io. ny rollang garros anie efa tapitra e, raha tsy hoe hijery ny queen's indray angaha
tisera, ny hoe tiana sa tsy tsia ny baolina kitra tsy dia azo hiandiankevitra satria safidy io. ny rollang garros anie efa tapitra e, raha tsy hoe hijery ny queen's indray angaha
34. cutie
(
15/06/2006 12:14)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 15-06-2006 12:44:59
Lohateny : Re : fahabadoana
cutie, ka tsy ny mijery mondial irery ihany anie no ahafahana mampitombo fahalalana e.
:-w:-w:-w:-w tsy nahay naminany mandrindra o :-D
37. cutie
(
16/06/2006 17:44)
mandrindra ny contraire an'io :-D
fiffi, tsy mandainga za koa, aiza zao zany :-D
fiffi, tsy mandainga za koa, aiza zao zany :-D