Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Angie
(
13/06/2006 11:42)
Fihaonana namana: Dago
Miarahaba ampitsikina :D
maninona moa ny namana Dago raha mba manao fihaonana mifannaraka @ aty Rome ohatra e ny 5 Aout manao dance... dia avy eo isika mba mifampiantso samy eo @ fety, mba toy ny h...
tohiny
novalian'i ftma ny 19/07/2006 06:25
Dezy
(
13/06/2006 11:30)
filokana
Nisy vhv efa nahazo azo taona ihany niditra tao @ banky,nanotany .
Aiza ny DG nareo??
Efa nahazo randaka ve ianao tompoko??
Tsy nahazo za fa zavatra important be no resahako azy.
De lasa niantso n...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/06/2006 08:22
dragon2madagascar
(
13/06/2006 11:22)
Lala Simba
Salama e!
KOA SATRIA VOLANA NATOKANA HOA AN'NY ANKIZY ITO DIAVIN-TSIKA ITO, DIA ANDEHA ARY ANOKANA PEJY HO AZY IREO. ANDEHA HILAZALAZA MOMBA NY TSY DIA LAZAINA. INDRO ARY NY TANTARAN'I LALA, ANKIZY...
tohiny
novalian'i dragon2madagascar ny 28/06/2006 20:23
ravakamalala
(
13/06/2006 09:33)
tandimerina
Tena tsy haiko mihitsy izay mahazo ahy ity fa tena manao tandimerina be foana aho isan andro.
Na mafana na mangatsiaka, na mihinan kanina na tsy mihinan kanina. Dia misy "bouton foana mivoaka amin ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:11
mandrindra
(
13/06/2006 08:37)
saosy vinegrety
efa betsaka ny karazana salady na hanimaitso sy bozabozaka nolazainareo atsy ambadika atsy. ny fanaovna ny saosin'izy ireny koa anefa dia samy manana ny azy ka mba lazalazao hoe ny talentanareo....
tohiny
novalian'i boubounezy ny 30/06/2006 13:01
lanto92
(
13/06/2006 08:08)
Kakana : Cheval de Troie
voan'ny cheval de troie ny ordi-ko dia tsy mety tafiditra amin'ny internet intsony. Lazainy fa hoe tsisy TCP/IP sns sns..
Inona kay no tokony hataoko?...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 06:03
Aino
(
13/06/2006 07:35)
hofaty ny daroka sa tsy handalo tsony?
misy olona fatatro izay izany, ary sipa izy io, ka lasa niaraka t@ vadiny ilay vhv iray de lasa niteraka ry niteraka iray ry zareo.
zany hoe ilay bandy izany no nampirafy any vadiny ao atrano de nafe...
tohiny
novalian'i Rovampitia ny 19/09/2006 09:22
xxx
(
13/06/2006 06:15)
fa ampio kely ry zalahy an ,
mba misy fanotaniana kely tiako ampetraka aminareo lehilahy ity satria nareo no tena mety havaly azy ,
zao an nanao tam na bandy zay za , dia tam ny voalohany dia vetivety kely dia tonga ny azy , di...
tohiny
novalian'i nikopol ny 05/09/2006 13:43
diamondra27
(
13/06/2006 06:06)
maillot de bain
mafana ny andro izao, mba te- ho any @ plage ka mba manontany oe:inona kay ny maillot mba metimety la 2pièces sa le mitohy, sa misy afaka manome conseil?
:-*:-*:-* ho anareo mamaly...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 25/06/2006 20:09
ravakamalala
(
12/06/2006 16:18)
tovo j'hay
fa naninona ry reto i tovoj'hay no lasa ohatran ny mibinabina be ohatran io? lasa ratsy tarehy be mihitsy nefa talou izy tena nahafatifaty be mits
http://www.malagasy-people.net/photos.php anie e!
...
tohiny
novalian'i rakotomilay ny 20/10/2006 21:47
ravakamalala
(
12/06/2006 16:05)
SALADY
manomboka ny hafanana aty frantsa. rehefa mafana ohatran izao ny andro dia malaina ny hahandro sakafo satria na dia ilay mijanona ao andakozia aza dia manompotra, ny mampirehitra four moa dia fadiana,...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2006 21:16
ravakamalala
(
12/06/2006 15:36)
hofantrano any Antsirabe?
saika mba hanontany an izay mahalala aho hoe ohatrinona eo ho eo izao ny hofan ny trano any antsirabe raha toa ka :
- trano mitokana mifefy
- misy rihana 1
- efitra fatoriana 3 sy efitra fandraisam...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2006 19:57
MTN
(
12/06/2006 13:44)
belge indray
Feno diana gaoma sy blanco ny ecran'ny ordiany....
tohiny
novalian'i totofy ny 22/06/2006 07:21
mandrindra
(
12/06/2006 13:41)
nofy mety ho realy ve sa tsia?
nanofy aho hoe indray andro eto amin'ity serasera dia hanomboka ny dinika hitondra ny lohateny hoe madagasikara sy ny hoaviny. ka ny fifanakalozankevitra ao anatin'izany dia madio ary tena ny hevitra ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 04/02/2015 05:16
Aino
(
12/06/2006 10:02)
mitady namana!!
Mitady namana gasy mipetraka aty espagne na koa akaikiny Catalunya, fa tena tsy ary mahita mihintsy aho lol!! mba mijery ihany fa ny efa fatatra ihany no miverimberina!!
-tsy masiaka anefa
-tsy miav...
tohiny
novalian'i papounette ny 26/08/2006 08:13
pissoa
(
12/06/2006 07:53)
Mavokely
Lasa njay ny saiko ...
Fa maninona kay no [b]mavokely[/b] no (n)iantsoan'ny Gasy ny loko mavokely e? Manakaiky kokoa ny [i]mena[/i] io loko io noho ny [i]mavo[/i], dia naninona no tsy hoe [b]menak...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 04:32
mandrindra
(
12/06/2006 07:52)
izay lahafaty baolina be indrindra
iza indray no ho meilleur buteur amin'ity 2006 ity? ary iza no ekipa ahafaty baolina betsaka ?
ny ahy aloha ny fijeriko dia na i pauleta, na i klose no meilleur buteur.
ny ekipa indray dia ny rainib...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 08:38
tana
(
12/06/2006 07:45)
Herizo RAZAFIMAHALEO
Hita t@ gazety t@ herinandro zany ny resaka tso-drano momba ny candidaturan'ingahy Herizo Razafimahaleo, tsy efa ho firy izay ny isany? Ireny kosa na dia politisianina aza dia mba hita hoe technicien ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 13:27
nenipita
(
12/06/2006 07:05)
mitady mpanjaitra mahay
hono oa ry reto so de mba misy mahalala mpanjaityra mahay eto antananarivo renivohitra kay ianareo faz tena sahirana be mitsy za mitady mpanjaitra mahay fa le mpanjaitranay mantsy lasa nifindra any @ ...
tohiny
novalian'i mmimi ny 25/07/2006 08:48
diamondra27
(
11/06/2006 18:43)
jaojoby
naninona indray hono jaojoby saika maty izany e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:02
