mitady namana!!

1. Aino ( 12/06/2006 10:02)
Mitady namana gasy mipetraka aty espagne na koa akaikiny Catalunya, fa tena tsy ary mahita mihintsy aho lol!! mba mijery ihany fa ny efa fatatra ihany no miverimberina!!
-tsy masiaka anefa
-tsy miavona
- tsy be fialonana
- tia namana sy vonona ny tena hifandray sy hifampizara ny vaovao sns.
namana tsotra moa io raha mety!!
izaho aloha dia lazaiko eto ny momba momba ahy!!
tsy de sarokenatra, tsotra tsy miavona, tsy be fialonana, tsy de mivaky loha @ zavatra sasany, masiaka ihany koa rehefa tezitra, tsy mora tezitra fa sarotra ny angalana ahy @ hatezerana!! be aniany indraindray tia maanao sport sns...

fanjafanaina@yahoo.es ny email azahona ahy!! de merci dia ny mialoha!! bye
2. little ( 12/06/2006 10:08)
za, za, za, za ry Aino ah, za daholo reo lazain-dry reo fa saingy za tsy any catalunya fa aty an-katakata (alan-akondro io an) aty! za manko aty @ Sam boga e!
nefa zao zany tsara ery e? tonga de Buenos dias be zao zany sa buenas tardes sy buenas noches sa hasta la vista?
adonde vas?:-w:-w:-w
3. Fiffi ( 12/06/2006 10:48)
4. ando ( 12/06/2006 11:13)
salut:P
5. Aino ( 12/06/2006 11:36)
little hhihihi mety dol izay lazainao ka!!

salut andro!!:-*
6. jobily ( 12/06/2006 16:18)
zah eto akaikinao eto mihitsy ary mahita anao matetika fa nefa tsy tiko ny mifandray aminao satria mihevitra ny ainao tsy gasy zany hono ianao de aleoko tsy mahalalanao mihitsy na dia samby gasy aza no niaviana zah dia mianatra eto ary mahita anao sanandro nefa zah tsy te hiresaka sy hifandray aminao satria azoka avokoa ny momba anao ary raha mbola tsy mino ianao dia manana namana any iran zah ary anotanio azy fa haiko dol ny momba anao ,ary io bande io tena namanao ary fa anotanio azy zah sy ny ecole ianarako fa namako koa izy ary iray iray tanana niaviana izahay avy any mada fa anotanio azy zah fa fantany.
ok bye
7. Aino ( 12/06/2006 16:30)
eny aza ko tsy maninona raha izay no tianao!! fa iza ilay bandy lazainao io?
8. Aino ( 12/06/2006 16:31)
zao hoe aiza aza aho no mianatra dia aiza no ahitanao ahy isan'andro?
aty barcelone manko tsy misy gasy fatatro izany mihintsy fa raha hivelany any kely de misy!!
9. fiaritiana ( 12/06/2006 17:19)
lasa gidra indray ve ny ato nefa mba mitady namana lé Aino kelinay!!
10. Herimiafina ( 12/06/2006 17:27)
Aino:

Mitady namana gasy mipetraka aty espagne na koa akaikiny Catalunya, fa tena tsy ary mahita mihintsy aho lol!! mba mijery ihany fa ny efa fatatra ihany no miverimberina!!
-tsy masiaka anefa
-tsy miavona
- tsy be fialonana
- tia namana sy vonona ny tena hifandray sy hifampizara ny vaovao sns.
namana tsotra moa io raha mety!!
izaho aloha dia lazaiko eto ny momba momba ahy!!
tsy de sarokenatra, tsotra tsy miavona, tsy be fialonana, tsy de mivaky loha @ zavatra sasany, masiaka ihany koa rehefa tezitra, tsy mora tezitra fa sarotra ny angalana ahy @ hatezerana!! be aniany indraindray tia maanao sport sns...

fanjafanaina@yahoo.es ny email azahona ahy!! de merci dia ny mialoha!! bye



Zah retsy tsy dia mahafantatra fa njy efa any ihany no mahalala azy an!

Fa zah ndray retsy tena mitady namana be fialonana sy miavona sy mifosafosa fa hahatsiarovako ny revy fahiny tany an-tanindrazana mantsy izany e!
Eeeeeh, zany ahay mba revy moramora klé.
11. Aino ( 12/06/2006 17:42)
fiary isika indray tsy migijaka izany fa aza taitra ndry!! fa mila valimpanotana fotsony.

herimiafina ka tsy de tiako ilay mifosa mba tsy hifosaina ahy!!
12. Herimiafina ( 12/06/2006 21:37)
Zah nefa retsy manina an'io karazana ambiance io izany klé, hahatsiarovako ireo akama tsy foiko any lavitra any e! :-*
13. Fiffi ( 13/06/2006 03:25)
Herimiafina:

Fa zah ndray retsy tena mitady namana be fialonana sy miavona sy mifosafosa fa hahatsiarovako ny revy fahiny tany an-tanindrazana mantsy izany e!
Eeeeeh, zany ahay mba revy moramora klé.
anjekaky ooo :{:{:{ zany ve de mba hiriana ? ireny mihintsy zao no handosirana.
Aino: marina akia ny andry an!


14. fasaly ( 13/06/2006 04:10)
ahoana njay zany ainao a! ahoana njay zany tsy te ho gasy sy lmiavona zany???:wink::-*:*
15. Fiffi ( 13/06/2006 05:28)
an ? nga akia hoe miavona izy sy tsy te-ho gasy ? heu...:roll:
16. Aino ( 13/06/2006 07:14)
fasaly iza no tsy te ho gasy anky?

Fiffi tsy tiako manko ilay fosaina ma manorisory be, de ny mba tsy tiavako azy de tsy tiako hatao @ olona ihany koa!!

herimiafina ny hatsiarovako ny akamako any indray dia izao!!

bandy akama
izay tavela any amin'ny tanàna
Aza adino lesy izato nama
fa mbola mahatsiaro ireo adalana


Mbola aty ilay sipa kely
Be erisetra hatramin'ny naha kely
Fa mbola tsy miova hireny
fa mody tsy miteny, mbola tsaroana
avokoa ireo adalana tamin'ny taloha.


Lasa tsy mihera misaoty tambo
miaraka mirona avokoa
Fa maika amonjy ny akama
hilalao baolina tsy hankiala.



Manao fanendrika eny amboniny tambo
avy eo miandrera dia miara mitomany avokoa
lasa milalao hatreny atanim-bary,
miroboka rano de miredona avy hatrany, mihoso-potaka hatrany
atampiny loha, avy eo de voakapoka de mbola voasazy ihany koa.


Izany ny revy tamin'ny mbola kely
Ka mampahatsiahy ireo akama
Izay any amin'ny tanàna.


17. ravatorano ( 13/06/2006 07:20)
revy tokoa zany vita tonokalo zany ry aino an=D=D=D=D=D=))
18. Fiffi ( 13/06/2006 08:06)
Aino: hummm! iza no nanoatra an'io ? sa hira sa ...ndry ? =D=D=D
19. Aino ( 13/06/2006 08:52)
ravatorany hihihih ka efa hoe izay ve tsy ho vita!!

Fiffi izaho no nanoratra anio anky ko!! rehefa mahatsiaro tsiaro iny!!
20. Fiffi ( 13/06/2006 11:49)
Aino: =D=D=D=D=D=D=D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372