mitady namana!!

21. Aino ( 13/06/2006 15:13)
fa izaho mbola miandry ny valiteny avy any @jobily faona aho, raha mety!!
22. Aino ( 13/06/2006 15:18)
zah eto akaikinao eto mihitsy ary mahita anao matetika fa nefa tsy tiko ny mifandray aminao satria mihevitra ny ainao tsy gasy zany hono ianao de aleoko tsy mahalalanao mihitsy na dia samby gasy aza

hono anie no resahinao eo hoe!! ary hatsy izay naha olona ahy dia nihevitra ny tenako ho gasy faona aho, ary ho gasy mandrakizay, na hiloko loko fotsy aza aho na hatao tahaka any Michael Jackson aza aho mbola gasy ihany ny ao anatiko ao!! izao aza mba milaza ny namako sasany manao hoe, fa maninona no milaza fa tsy tia any mada na koa hoe tsy tia gasy sns!!! ary tsy anihany ny ahy io fa tena sereux. fa angaody kosany aza dia olona hafa izany fa sendra nitovy endrika ahy fotsony!!
23. fasaly ( 13/06/2006 15:29)
aino: tsy izà no niteny an'io fa mbo manatsafa kely anjy fotsiny zà aky manàla a!
fa lay bandy io ambony i jobily no niteny ani'o an!:wink:
24. Aino ( 13/06/2006 16:30)
fasaly fa inn anky no noteneniko andry teo lol?
25. Aino ( 13/06/2006 16:32)
fasaly hay ve!! non ka tena tsy nodinihiko sy nakambako tsara ny resakindry sy jobily de izay no nahatonga ahy namerina nanotany!!
26. colar ( 14/06/2006 09:46)
misy gasy mahita an aino fona zany io ko,hihihhihi
27. jobily ( 20/06/2006 07:22)
aino fanja hono HONO NY anaranao fa zah tsy dia mino manko satria rehefa namandry ireno no miantso anao an !! dia anarana hafa ary lazaiko aminao fatsy zah irery ny gasy eto fa telo mianadah izahay aty fa le roa mianatra @ university bar dol fa izah irery no eto izao fa zah anie nilaza t@nao hoe le namanao any iran iny no anotanianao ny momba ahy fa izy mahafantatra ahy satria tanana iray no niavianao tany mada de lazainy aminao ny anarako sy ny momba ahy rehetra na ny adresiko aza dia azony omeny anao dol fa aza tezitra rehefa mamaly annn ???? fa zah alooo tiko ny miresaka @ gasy fa nefa ianao tena miavona be zany HONO de aleoko tsy minamana @ gasy
nefa nilaza ilay namanao any iran fa hoee tsotra zany hono ianao olona calme fa nefa mifanohitra @ lazainy namandry eto antanana izay aloooo fa raha tianao ny hanohizako ilay izy dia manorata ho ahy manokany ianao satria zah manko tsy dia miditra @ from zany bye
28. Aino ( 20/06/2006 17:13)
jobily tsy tezitra aho fa mba velompanotaniana fa de inn no alany ahy no namorona zavatra tsy misy izy!!
29. Fiffi ( 20/06/2006 18:00)
anjekaky ooo :{:{:{ fa inona indray ity HONO ity ?
30. MTN ( 20/06/2006 19:33)
aza taitra aino fa fianarana ny fiainana :wink:, nji kosa alo tsy bagdad eh
31. Aino ( 21/06/2006 08:40)
fiffi fa anga hita tsony eh!!

MTN hihihihi le manao bagdad koa ve tsy manahirana be, satsia raha mba te hanampy sary aza dia tao tahaka ny sarotra ny hitady any le sariny le hafa raha toaka kely ihany ny sariny le olona ananao nefa te hametaka de ahoana.
32. omf ( 21/06/2006 09:31)
mitady an'i christina LJR tamatave talo,classe terminal A3,mipetraka verrerie
33. Fiffi ( 21/06/2006 09:52)
mpikambana ato koh ve izy ?
34. jobily ( 22/06/2006 17:01)
aaaa aino tsy le namanao any iran no nilaza anio annnn!!!! fa le le namanao eto antanana
35. Aino ( 23/06/2006 10:38)
mitady an'i christina LJR tamatave talo,classe terminal A3,mipetraka verrerie


tsy ary fatatro izany ry se!!


aaaa aino tsy le namanao any iran no nilaza anio annnn!!!! fa le le namanao eto antanana

dia tsy haiko aloha fa farany izay tsy tiako ny endrikendrehana @ zavatra tsy hataoko!! ka na iza izy na iza de efa anisany alako manomboka iny andro iny ary na ho ela na ho aingana dia mino aho fa tsy maintsy ho fatatro ihany izany!!

ary raha olona aty izany no lazainao ny namako gasy aty azoko antoka be dol ary tsy hisy hilaza any ziany mihintsy nany ray aza. asa olona tsy fatatro anga hoe!!
36. Aino ( 23/06/2006 11:19)
tsy le namanao any iran no nilaza anio annnn
tsy misy hafats'izy anie no tonga taty eh.
37. jobily ( 23/06/2006 15:58)
ao ary mifona zah fa zah no tsy mba misaina ka nanendrikendrika anao foana ary mamela ahy ianao aino malala ooo fa tena hitako ny fahendrenao ankehitriny ity ny farany idirako ato @ frum nao satria menatra zah fa olona madio toa anao no nanaovako resaka toy izany izay fa bye ok mamelaahy ianao tsy manao intsony zah fa ampiy ahy izay rehetra izay ary aza lazana aminy izany ok
38. Fiffi ( 23/06/2006 20:44)
ndryyyyyyy
39. Aino ( 25/06/2006 13:35)
jobily mamela hono ny eloky ny namanao dia ho voavela ny helokao!!
mamela anao aho fa ny sisa no aza asiana hintsony.
40. jobily ( 25/06/2006 14:18)
merci aino mate hidera sy..............(l):P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7497