Lala Simba

1. dragon2madagascar ( 13/06/2006 11:22)
Salama e!

KOA SATRIA VOLANA NATOKANA HOA AN'NY ANKIZY ITO DIAVIN-TSIKA ITO, DIA ANDEHA ARY ANOKANA PEJY HO AZY IREO. ANDEHA HILAZALAZA MOMBA NY TSY DIA LAZAINA. INDRO ARY NY TANTARAN'I LALA, ANKIZY VAVY MALAGASY MAHERY FITIA MATOA MBOLA MIJORO; MAROFO FITAHIAM-PIARAHAMONINA MATOA MBOLA MISEDRA...

Mandalova ary ao @'ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/ raha amaky ny tohiny sy hiaino ny tantaran'i Lala.

Veloma e!

2. Fiffi ( 13/06/2006 11:40)
dragon2madagascar: ^:^^:^ =D=D=D=D=D mankafia hatrany an! misaotra anao ! hummmm! tsara be le hira an! :)
3. Fiffi ( 13/06/2006 11:41)
hummmm! tena mampiheritreritra be le tononkira an!
4. kiadytsilaitra ( 13/06/2006 18:59)
:snif::snif::snif::snif: ho an'i Lala kely
^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D: ho an'ilay dragona
Avy aiza daholo izany heritreritra sy haingam-panahy izany kle:?: inona no sakafo tokony hoanina raha mba te haneo zavatra toy izao?
Mankasitraka hatrany ra-zoky a!
5. Fiffi ( 13/06/2006 19:31)
manja eh!:)
6. MTN ( 14/06/2006 00:44)
six
7. Fiffi ( 14/06/2006 04:17)
8. Fiffi ( 14/06/2006 04:17)
sady six no manja eh!
9. dragon2madagascar ( 28/06/2006 07:40)
fiffi, kiadytsilaitra, MTN> Raha sitrakareo sy raha manam-potoana dia asosay any amiko ny adresy imailaka miampy ny hira 2 tianareo alefa any aminareo, ao anatin'ireo mipetraka ao @'ny takelaka.

Eo @'ilay hoe "contact" ery ambanin'ny takelaka ny adressy tonga any amiko, dia lazao "eto" hoe inona ny soratra 3 voaloha @'ny adresy.

Mankasitraka ny fanarahina!
10. Fiffi ( 28/06/2006 08:15)
de efa nahazo valiny zah aloha an! :) misaotra anao indrindra.:)
11. dragon2madagascar ( 28/06/2006 20:23)
fiffi> tsy mbola nisy imailaka tonga tany amiko... ilay contact nolaizaiko dia ilay ao @ takela Malagasy Poli-zika an!
Na tsotra kokoa, eto @'ity arotsaka: dragon2madagascar@yahoo.fr


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4267