Kakana : Cheval de Troie

1. lanto92 ( 13/06/2006 08:08)
voan'ny cheval de troie ny ordi-ko dia tsy mety tafiditra amin'ny internet intsony. Lazainy fa hoe tsisy TCP/IP sns sns..

Inona kay no tokony hataoko?
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 06:03
2. Fiffi ( 13/06/2006 08:41)
mila anti-virus matanjaka be ny manala an'io.
3. Fiffi ( 13/06/2006 08:43)
tonga de skaneo @ anti-virus fa afaka io.
4. Fanja1 ( 13/06/2006 09:48)
telechargé-o Firefox d aza mankany @ internet explorer tsony
http://www.01net.com/telecharger/windows/Internet/navigateur/fiches/25711.html
5. ds ( 13/06/2006 09:54)
Raha tsy misy aterineto intsony sy TCP/IP... Dia inona no azon'ilay soavaly atao :roll: ireo anefa no ampisainy amelezana.
Sao kosa misy rindrin'afo (Parefeu) ao manakatsakana na ny carte réseau (modem) mihitsy no tsy mandeha.
6. lanto92 ( 13/06/2006 09:57)
misaotra anareo rehetra

ds> tsisy firewall ilay izy ka. Mety simba ve ny carte réseau?

efa misy firefox installé amin'ilay izy fa mbola tsy nandramako na mande na tsia.
7. ds ( 13/06/2006 10:04)
Tsy voatery simba ilay carte réseau kah. Mety very ny pilote (désinstallé). Tokony lazainao tsara ny antsipirian'ny fa lasa jamba mifampitantana eto fotsiny.
OS : Windows ?
Connexion : USB sa Ethernet sa WIFI ?
Modem : Marque/modèle ?
8. lanto92 ( 13/06/2006 10:48)
ds> ndraso fa teneniko anao rariva fa jereko satry tsy any antrano aho io.
ny OS aloha : Window XP
ny connexion via modem fa tsy haiko ny détail momba an'ilay modem.

fa dia misaotra anao mialoha.
9. tovobe ( 13/06/2006 11:32)
Marina ny an\'i Fiffi fa mila antivirus matanjaka be enao. Marina fa namely tampoka alina io cheval de troie io ka izay nanao connéxion alina aloha no fantatro dia tratra daholo izaho an\'isan\'izany fa ny ahy indray tonga dia novonoiko daholo lé izy.Raha lazaiko tsotsotra fotsiny dia 192 fichiers ao anaty fichiers système no ni-infecté-ny ny ahy fa efa maty daholo. Dia izay tsy manana antivirus matanjaka dia tratra daholo ny machine.
Conseil: Ny antivirus ampiasaiko an! AVAST EDITION FAMILIALE, téléchargement gratuit io ao @ clubic.com dé ataovy mise à jour androany ohantra.na WINANTIVIRUS PRO 2006 koa tena tsara be 40 euro eo ny vidiny. Izay moyen ahafahanao manao mise à jour no tsy haiko hoe ataonao à partir ny réseau raha tsy mety ny modem aloha ilay AVAST. Dé scanné-na @ izay lé izy rehefa à jour tsara ny antivirus avy eo supprimé-o daholo izay fichier infectée fa velona ihany io e!! \"aza matahotra fa minoa fotsiny ihany\"
10. lanto92 ( 13/06/2006 12:29)
tovobe> avast ndrindra ny antivirus-ko. Ni-prevenir izy tamy volohany hoe misy cheval de troie ny ordi-ko dia nanana choix hoe supprimer-na sa mettre en quarantaine ilay fichier newdot*.dll dia nataoko hoe supprimer ilay izy kanefa mettre en quarantaine ny conseil nomeny avast.Depuis an'io tsy nety tsony ny connexion.
Avy eo nalefako ny scan fa tsy mety tafarina tsony ilay izy.
Ndraso fa haveriko indray ny scan rariva.
Ny aza hitako ny voatery hi-formatter ny diska sy ny hi-reinstaller ny Windows XP.
11. Fiffi ( 13/06/2006 12:35)
lanto92: raha zah enao de telechargena ny AVG FREE sady gratuit . Io manko tonga de miskanina otomatika foana isakin'ny heu.....na de somary mahasorena kely hiany aza rehefa mi-skanina izy satria mi-lagy be le pc fa heu...kestion 40segondra de vita. Fa ny resultat no jerena satria fiable be io an!
12. lanto92 ( 13/06/2006 12:37)
Fiffi> manana site afaka hi-télécharger-na an'io ve ianao azafady? Misaotra mialoha.

Marihiko fa izaho tsy mahay n'inoninona momban'ny PC. Ny mampiasa fotsiny no haiko :-)
13. terra ( 13/06/2006 13:13)
tsy misy tsara ny manao "sauvegarde" ihany ny vaha olana eto ry zareo .Manao kopia 2, 1 ao anatin'ny solon-tsaina ,dé 1 atao @ kapila na zip na diskette.
satria ianao tsy maintsy mi-formater in-1 isaky ny 3 volana fara-faratsiny.
14. tovobe ( 13/06/2006 14:05)
Sao de tsy namaky tsara enao fa au contraire tonga dé supprimé-na lé fichier infécté fa tsy mettre en quarantaine izany fa no-déconseillé-ny mihitsy aza io fa raha nanao supprimé enao dia nasainy no-re-démarréna ny machine dia no-scannény automatique @ lancement msdos lé izy dia mitovy tsy misy valaka @ ataon'ny AVG ihany ny ataony dia mi-suppr fotsiny isaky ny voa-detéctény lé fichier infectée. Raha vao antivirus gratuit no ampiasaina fa tsy commercial dia ataovy an-tsaina foana hoe suppréssion fa tsy dia possible loatra na dia hoe réparéna na renomména na mettre en quarantaine e! aleo tonga dé mamono.
Ny olana @ AVG Free indray somary mavesatra izy fa efa nanao test aho fa ny AVAST tsara kokoa noho ny AVG sy ny ANTIVIR PERSONNEL EDITION CLASSIQUE hatr@ izao aloha
Tsy tokony Hanao formatage izany enao fa aleo réparéna fa tsy formaténa e!mety ho ny pilote fotsiny no novonoiny kanefa raha tsy maty aloha lé virus aza mi-reinstallé pilote fa reramaina fotsiny.
15. Fiffi ( 13/06/2006 15:35)
tovobe: ka ny avantagen-le AVG ange de isakin'ny heu...indraindray 15mn eo ho eo de mi-skanina le izy eh! fa tsy miandry hoe 1 isan'andro . Ka io indrindra no mba tsy ahazahoana an'le virus.
Ny ahy aloha efa tratran'ny virus fa nanao réparation an! satria rehefa hita hoe firy no inffecté de mikliky fotsiny eo @ le hoe réparation na mise en quarantaine.
16. lapino ( 13/06/2006 17:16)
Lanto, raha possible koa, raha afaka omenao hoe inona exactement ilay message d'erreur ...

Kakana : Cheval de Troie

ds:
Raha tsy misy aterineto intsony sy TCP/IP... Dia inona no azon'ilay soavaly atao :roll:

Fenomanana manko ny volana izao, tsy mbola fihinanana ody kankana! :-D:-D:-D

17. lanto92 ( 14/06/2006 05:59)
tovobe> tsy haiko lotra ilay modem fa noos ny connexion-ko.Naveriko ni-scanner-na ilay disk dia be dia be ny fichier novoniony tao.Ndraso tohizako rariva ny scan zany dia avy eo mi-reinstaller ny pilote aho.

lapino> :lol:
refa manandrana miditra amin'ny internet dia misy message fa teneniko anao hoe inona exactement ilay izy.
18. lanto92 ( 15/06/2006 05:17)
tovobe> nataoko doly ireo zavatra noteneninao : navelako i avast hi-détecter ireo virus, dia no-supprimer-ko doly ze hitany retraretra. Mi-reinstaller ny pilote sisa no mbola tsy nataoko satry otrany no-supprimer-n'ilay virus lé izy.

En tout cas, misaotra anareo rehetra nanampy.
19. tovobe ( 15/06/2006 11:41)
Arabaina izany fa maty soamantsara ny virus e!! tsy maintsy re-installé-na ny pilôte vao mandeha daholo izay peripherique no-ciblé-ny tao. Rehefa tena sur tsara enao fa maty daholo dia azonao atao amin'izay ny mamerina pilôte, dia amin'ny manaraka satria antivirus gratuit no ampiasaintsika dia ny azo antoka dia aleo suppriména foana rehefa milatsaka tampoka izy e! Dia mazotoa indray mi-surf e!!
20. tovobe ( 15/06/2006 13:26)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086