tandimerina

1. ravakamalala ( 13/06/2006 09:33)
Tena tsy haiko mihitsy izay mahazo ahy ity fa tena manao tandimerina be foana aho isan andro.

Na mafana na mangatsiaka, na mihinan kanina na tsy mihinan kanina. Dia misy "bouton foana mivoaka amin ny vatako dia mangidihidy be, indraindray eny am tanana , ndraindray eny amin ny tongotra, misy azy daholo e (tarehy, tenda, ...) fa ny tena hitako dia ny kibo sy lamosina ndrindrandrindra.

Efa nijery dokotera aho fa tsy maninona hono io fa asio creme hydratante , nefa za aza tsy tapaka manao creme hydratante, sady tsy lé creme parfumée ireny akory fa creme tena neutre, tsy atahorana mihitsy.

tsy te hiafara any amin ny allergologue aho fa tantara feno sento be izany!

mba omeo fika any e!
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:11
2. watafon ( 13/06/2006 09:51)
ravaka: misy antony vitsivitsy mety hahatonga ny tandimerina(urticaire) :
- misy sakafo tsy zakanao na misy produit ampiasainao no tsy zakanao: Syndrome allergique
- na mety hoe marary aty ianao
- na mila manao déparasitage
fa na izany aza aloha d misotro rano betsaka e!
3. diamondra27 ( 13/06/2006 10:09)
misy refa mihinana orana de mihetsika ny tandimerina.
Sao de cas anjy zay

fa maninon no tsy te ho any @ allergologue? Tsy aleo ve hazava ny rehetra toa izay milona elabe eo, kestion sans réponses nefa any mety hitany tsara oe: inona no antony?

misy fanafody allergie ange e! fa tsy azo haninkanim-poana ireny: "aerius" ohatra
4. ravakamalala ( 13/06/2006 10:56)
merci watafon! ka ilay misotro rano io mihitsy koa no tena probleme ko satria za tsy dia zatra fa hanomboka aho izao!!
5. Fiffi ( 13/06/2006 11:15)
fa inona le tandimerina ? tandi+merina ? heu... allergie avy @ inona ?
6. Herimiafina ( 13/06/2006 12:39)
Urticaire,
Ny allergie misy source maromaro, na alimentaire (sakafo), na fofona, na pollen, sns.

Ny ahy aloha petahako polaramine ihany rehafa ohatr'izay sy izay e!

Fa raha mbola mitohy dia aleo manantona allergologue saod ai mivadika anya natiny ka lasa allergie pulmonaire tampoka dia sempotra eo.
7. MTN ( 13/06/2006 13:22)
ravakamalala:

merci watafon! ka ilay misotro rano io mihitsy koa no tena probleme ko satria za tsy dia zatra fa hanomboka aho izao!!



Taloha koa aho tsy misotro rano mihitsy. Teo amin'ny iray na roa vera teo fotsiny isan'andro. Fa andramo tonga dia be dia be 1,5 na 2 litatra isan'andro dia ho hitanao. Ny voalohany fotsiny no mampivoaka foana fa avy tsy mora poritra intsony.

Ilay tandimerina indray, rehefa tena tsy tantinao ve tsy ho any amin'ny allergicologue (tsy haiko ny manoratra azy teo) ihany ianao ny farany.
8. fijo ( 13/06/2006 20:40)
io rano be io no tsara raha voan'ireny.
9. lll ( 14/06/2006 03:07)
raha io resaka tandimerina io dia efa voan'io koa aho ary nankany @ dokotera dia nitsindrona celestamine tsisy vokany anefa taty aoriana mbola nandeha dokotera ary nihinana polaramine vao afaka avy eo nifady menaka iray volana ary misotro rano 0,5l farafahankeliny ary nasainy dokotera nanao fitiliana ra sy analyse fa mbola tsy vita aloha hatramin'izao fa mbola sahirana miasa mbola hanao fitiliana ihany dia horesahiko eto ny valiny izay aloha ny vaovao
10. watafon ( 14/06/2006 04:41)
ravaka: misotro aloha njy rano betsaka fa mety mahafaka azy io, raha tsy izany d mila manao fitilina rà hijerena azy akaiky e! le polaramine zany mahafaka azy fa "traitement symptomatique" fotsiny iny mantsy; fa le fototry ny aretina tsy maintsy tedavina e !
11. Fiffi ( 14/06/2006 04:46)
wata: fa io tandimerina io ve akia mitovy @ le allergie heu...tadidiko nihinana caca-pigeon zah t@ zah tany dago de nivonto daholo hatramin'ny faladiha , ny tena rehetra nisy plaky ngezabe ?
12. watafon ( 14/06/2006 04:52)
Fiffi: urticaire no dikany, fisehon'ny allergie zany izy io e! izy mitsy zany nahazo anao zany k! mivotonvonto mitsitokotoko zay izy d mitambatra avy eo
13. Fiffi ( 14/06/2006 04:56)
wata: fa maninona akia no hatao hoe "tandimerina" ? satria raha sarahina io de tandi+merina , sa tsy misy idiran'ny ireo teny 2 ireo fa zay fotsiny no anarany ?
14. watafon ( 14/06/2006 04:59)
efa zay mihitsy no fiantso azy k !
15. Fiffi ( 14/06/2006 05:06)
wata: ok :) hihihi miheritreritra zavatra hafa indray manko zah hihihihi fa aleo tsy lazaina fa miteniteny foana eo! :oops:
de io zany no mahatonga ny oedème ?
16. watafon ( 14/06/2006 05:10)
non k ! inn alou le oedème tiandry lazaina eto e? misy mantsy le "oedème de quinck" zay izay tena grave tokoa satria ao anaty tenda ao no mivoaka ilay allergie d manepotra ary mety hahafaty vetivety mitsy! fa raha ety ivelany izy d tsy manome oedème k!
17. ravakamalala ( 14/06/2006 06:46)
watafon > andraso fa hiezaka hisotra rano be aho, ny ahy mantsy io te hi pipi lava io mihitsy no tsy itiavako misotro rano, voatery mitady WC erak izay aleha, matsiravina. za tsy dia tia fanafody ka rehefa mipoitra ireo dia andrasako fotsiny ho afaka.

lll> misaotra anao namaly, miandry ny valinteninao izany, tsy narary ve ny mitsindrona celestamine izany klé?
18. watafon ( 14/06/2006 11:22)
ravaka: mety mitsy zay k!
19. Fiffi ( 14/06/2006 12:31)
ravakamalala: de ahoana akia zany ? de raha tsy misy an'io ve de sy misotro rano bdb ndry ? satria ange hilaina ny misotro rano 1,1/2L isan'andro eh! heu...zah aloha de ena mahalany an'io isan'andro an! mahery aza @ zao mafana zao ny andro.
20. pitchou ( 14/06/2006 17:18)
aleo ihany tsaboina le tandimerina indrindra fantarina izay mahatonga azy ka! efa teo no niala manko aho ka fay!!!! misy an'izany torana izany mihitsy!!!
nisy fotoana aza zà no désensibiliser-na, d avy teo tsy azo nampiasaina intsony le fanafody d fanafody mampatavy be zay no nomena ahy fa tsy zakan'ny polaramine!!! fa nony fantatra ny antony d çà va! afaka mitandrina tsara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2799