tandimerina

21. Herimiafina ( 15/06/2006 17:04)
Raha ho any amin'ny allergologue njy ry ravaka dia izao no asaiany ataonjy any!

Manao analizy farifaritana ny vatana dia asiana produit be dia be hijerena izay zavatr maha-allergique andry.

Dia avy eo ndry omeny ody parasite kannkana sns, dai raha hita fa tena ambony ny allergene any amindry dai asaiany manao vakisiny ndry.

Mitsindrona allustral na stalergene indray sous cutann.ée isankerin'andro mandritry ny herintaona. Desensibilisation ny fiantsoany anio. :wink:
22. Zina ( 15/06/2006 19:10)
ravaka
andraso fa hiezaka hisotra rano be aho, ny ahy mantsy io te hi pipi lava io mihitsy no tsy itiavako misotro rano, voatery mitady WC erak izay aleha, matsiravina. za tsy dia tia fanafody ka rehefa mipoitra ireo dia andrasako fotsiny ho afaka.

ny rano dia manala ny toxine ao @ tena, ary raha mi-remarker ndry lasa fotsy2 mihitsy ny pipi. Misy ko kle iray mandaitra, mila manao analyse du sang any @ dermato tonga dia fantany ny olan-njy..
Mazoto misotro rano ooooooooo
23. watafon ( 16/06/2006 04:19)
Pitchou: fa taiza foana ndry ? zany tokoa no izy e! le tena fototra mahatonga ilay tandimerina mihitsy no mila tedavina e! tsy maintsy manao fitilina rà sy fizahana akaiky zany raha tsy mahafaka azy ny fisotroana rano
24. Fiffi ( 16/06/2006 05:55)
fa aleo tadiavina ny antony mba tsy hiverenany intsony.
25. watafon ( 16/06/2006 06:06)
zany mihitsy akia an !
26. Fiffi ( 16/06/2006 07:49)
tsy efficace akory ny fanaovana an'io desensibilisation io! efa natao an'io zah fa tssss! nefa ny homeopathie nahafaka tsara an'le allergie na de somary ela aza.
27. watafon ( 17/06/2006 06:56)
rehfa hita anie le allergène d éviter-na ftsn d zay e! fa raha tsy allergie le izy d mbola tantara hafa indray !
28. Fiffi ( 17/06/2006 16:28)
evitena marina :)
29. pitchou ( 17/06/2006 17:28)
fiffi> ny ahy allerglobuline no ni-desensibiliser-na ahy! in-1 fotsiny dia nandritra ny 10 taona zà tsy dia nanao kirizy loatra! d avy teo tsy nampiasaina intsony io nony nipoitra ny sida!!
30. Fiffi ( 18/06/2006 04:43)
10 taona ? ela be zany an! de efa nanao ahoana anefa zao ?
31. watafon ( 19/06/2006 09:32)
pitchou: tsy lava loatra kosa v zany akia ?
32. Fiffi ( 19/06/2006 15:06)
tena fijaliana be zany raha 1 mande fotsiny anatin'ny 10 taona no tsy de nanao krizy an! anjekaky ooo :{:{
33. watafon ( 20/06/2006 04:49)
za zao mihevitra hoe 1 taona ihany no tokony hanao desensibilisation kle!
34. Fiffi ( 21/06/2006 07:11)
wata: zah aloha efa natao an'io desensibilisation io fa à peine 6 volana de najanoko fa nijaly be loatra zah , de nandeha tany @ homeopathe de vao tsy nisy 1 volana akory de afaka io allergie io , de najanona tanteraka mihintsy ary tsy misy traitement intsony hatramin'izao an!
35. fijo ( 21/06/2006 19:17)
ary sao dia le ravaka koa no tsy zakan'i malala e
36. pitchou ( 22/06/2006 02:03)
ny allergie no tsy nipoitra nandritra ny 10 taona ka! fa tsy le fanafody akory no nampiasaina nandritra ny 10 taona! fa entre temps nanao ny fikarohana rehetra azo natao d ia hita ihany d afaka nitandrina d izay ngamba no naharetan'ilay désensibilisation ela! fa sendra nisy fanafody nisy le principe d niverina indray! nefa le allerglobuline we tsy azo nampiasaina intsony! d teao ndray no noraisina, d solumedrol nandritra ny fotoana ela indray! sady nataon'ilay dokotera we mampatavy be io sao enao gaga
37. Fiffi ( 22/06/2006 04:39)
pitchou: ka hoy ndry hoe 1 fotsiny tao anatin'ny 10 taona no tsy nanao krizy , ka io no nolazaiko hoe fijaliana be.
38. watafon ( 22/06/2006 05:18)
pitchou: hay v e! zay kay no mahabotabota anjy raha izany !
fijo: elah wa tsss! :-D:-D:-D
39. Fiffi ( 22/06/2006 19:27)
nga pitchou botabota ?
40. watafon ( 26/06/2006 09:54)
ieuh! anontanio anie izy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1522