tandimerina
43. Fiffi
(
27/06/2006 12:20)
:-D:-D:-D aza mikikika tahak'izao ndry wata fa ratsy @ fahasalamana , ndry hiany no niteny anaha an'io an! :*
46. Fiffi
(
28/06/2006 06:32)
wata: :*:* hendry zany raha Dr an! :)
pitchou: na bota aza rehefa salama tsara fotsiny de zay no essentiel.:):-*:-*
pitchou: na bota aza rehefa salama tsara fotsiny de zay no essentiel.:):-*:-*
47. pitchou
(
29/06/2006 05:37)
tena izay izao ny filaozaofiako! aleoko bota salama toy izay mahia farofy! marina e!
48. fijo
(
29/06/2006 19:59)
fiffi an,izahay bota sady tsy menatra ka.
wata ,ka mety tena tsy zakany le ravaka ka
wata ,ka mety tena tsy zakany le ravaka ka
49. pitchou
(
30/06/2006 09:51)
f'hita mou fijo ooooo? ary lanin'elà daolo ndray le masikita t@alatsinainy an!
51. watafon
(
05/07/2006 05:56)
pitchou: sady ny botabota anie raha sanatria k marary d mihena kely ftsn e! raha efa kely mantsy d tena tsy misy jerena tsony !:-D