Mavokely

1. pissoa ( 12/06/2006 07:53)
Lasa njay ny saiko ...

Fa maninona kay no mavokely no (n)iantsoan'ny Gasy ny loko mavokely e? Manakaiky kokoa ny mena io loko io noho ny mavo, dia naninona no tsy hoe menakely no niantsoana azy? Na fara-faharatsiny volon-kisoa:roll::-D:-D:-D toy ny hoe volon-tany, volon-davenona, sns.

Eritreritra nandalo fotsiny iny :-w:-D:-D:-D
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 04:32
2. sipagasy ( 12/06/2006 08:16)
hihihih :lol::lol::lol:
3. Fiffi ( 12/06/2006 08:39)
:-D
4. Fiffi ( 12/06/2006 08:44)
nijery ny blaogin'i felampaisa aho de ity no hitako tao:
"Indraindray aho manontany tena hoe, nahoana ary isika malagasy no tsy mba nahita teny ahafahana milaza ny loko mavokely, fa dia natao hoe " mavo...kely"
Ary tena marina io an! satria ao ny "mavo" tena tsy misy hidiran'le loko mena kely fa de natao hoe mavokely marina (rose)
5. booboo ( 12/06/2006 09:28)
pissoa > :-D
6. STONG ( 12/06/2006 09:30)
Zah kou aza mbo gaga,manotany tena mitry aho wé "inona ary io loko-tarehako io refa mba saro-kenatra iny aho" ex= :oops::oops::oops: :-w:-w
Fa ty ndray klou haiko tsara refa mba sosopat iny aho e :b:b
7. little ( 12/06/2006 10:00)
ka satria ky efa misy ny mavo besy ny mavo adala an! de satria koa ny menakely efa maro loatra ny dikany @ malagasy. ny mena be moa de efa tsy hay tsony hoe inn marina.
Tsy natao hoe volon-kisoa koa satria ny kisoa gasy anie mainty be e!Fa ny mavolely anie azo an-tsoina hoe volon-draozy ndraindray e!
hay mampatsiahy ah an'le hoe mitsy ty mavokely ty:
ahoana moa ? le hoe
"Tafatsiry ndray ny paiso
eo an-tokotaninay
rakopelana sy maintso
mavolely ranoray." de avy eo hoe:
ny fetin'reny, tena tsy babeko mitsy no ato an-dohako kle!=))=))=))=))
8. mandrindra ( 12/06/2006 11:03)
tsy nantsoina hoe menakely satria anarana mofo ny menakely
9. Fiffi ( 12/06/2006 11:08)
:miam:
10. pissoa ( 12/06/2006 11:08)
Ka inona ary no nisy taloha e, ny anarana mofo menakely sa ny teny hoe mavokely :roll:
11. pissoa ( 12/06/2006 11:16)
little:
Tsy natao hoe volon-kisoa koa satria ny kisoa gasy anie mainty be e!
Zah tsy mbola nahita kisoa mainty izany fa mavokely doly 8O
12. Aino ( 12/06/2006 11:45)
ary raha amoronana anarana hafa indray anga moa tsy mety!!!
13. toovs ( 12/06/2006 12:21)
[quote=pissoa]
Lasa njay ny saiko ...

Fa maninona kay no mavokely no (n)iantsoan'ny Gasy ny loko mavokely e? Manakaiky kokoa ny mena io loko io noho ny mavo, dia naninona no tsy hoe menakely no niantsoana azy? Na fara-faharatsiny volon-kisoa:roll::-D:-D:-D toy ny hoe volon-tany, volon-davenona, sns.

Eritreritra nandalo fotsiny iny :-w:-D:-D:-D
[quote=toovs]
taloha tsy nisy kisoa vazaha de tsy nisy afatsy kisoa gasy e.
fa zah koa mieritreritra hoe tokony hatao hoe volom-bobo (couleur des albinos) satria ny bobo zao no efa fantatry ny gasy ela.

14. mandrindra ( 12/06/2006 12:30)
ny mofo no nisy voalohany ka, tsy maintsy mikaly tsinona :D anontanio an'i dadaban'i dadaben'i dadabenareo anie e:D
15. pissoa ( 12/06/2006 12:37)
toovs:

taloha tsy nisy kisoa vazaha de tsy nisy afatsy kisoa gasy e.
fa zah koa mieritreritra hoe tokony hatao hoe volom-bobo (couleur des albinos) satria ny bobo zao no efa fantatry ny gasy ela.

Hay ve misy kisoa gasy sy vazaha kou e :roll: Hihihi, volom-bobo? :-D:-D:-D

mandrindra, saika nanontaniako izy fa tsy hitako intsony kou :-D:-D:-D
16. Herimiafina ( 12/06/2006 12:44)
pissoa:

Lasa njay ny saiko ...

Fa maninona kay no mavokely no (n)iantsoan'ny Gasy ny loko mavokely e? Manakaiky kokoa ny mena io loko io noho ny mavo, dia naninona no tsy hoe menakely no niantsoana azy? Na fara-faharatsiny volon-kisoa:roll::-D:-D:-D toy ny hoe volon-tany, volon-davenona, sns.

Eritreritra nandalo fotsiny iny :-w:-D:-D:-D


Perception de couleur retsy no mety nahatonga an'io an.
Ny mena mantsy couleur forte nefa ny mavokely somary malefaka dia izay no nampanantonina azy ny mavo angamba.

raha hiteny menakely amnsty indry dai mena ihany izany, manambara hoe maherihery kokoa ilay loko.
17. little ( 12/06/2006 13:09)
kozy amge zany ry pissoa e! mainty be daholo ny kisoa gasy, importe reny qualite rose reny fa ny atsika mainty be. kozy e! refa any dago nge ndry de mandalova eny ambohimanarina e! Tonga de kisoa gasy n'ambohimanarina mitsy no hitan'dry fa mainty tsara mitsy
18. MTN ( 12/06/2006 13:51)
tokony hoe volo-panter eh
19. mandrindra ( 12/06/2006 13:55)
pissoa, ary maninona raha ilay namna ato mitondra ny solonanarana hoe lemenakely no anontaniana :D
20. Fiffi ( 12/06/2006 14:31)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2462