Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
marindra ( 15/06/2006 12:05)
misao
Mitady fanaovana misao ze mahay o Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i mi ny 26/07/2006 13:15
toovs ( 15/06/2006 09:40)
Fa ahoana ny fitsipiky ny teny gasy
mahavariana ahy fa be ny malagasy tsy mahafantatra intsony ny fitsipi-pitenenana teny gasy. Asa be angamba no tsy nampianarina an'izany tamin'ny kilasy ambany. aiza ka misy ny mampiaraka sy mampivady... tohiny
novalian'i pissoa ny 16/06/2006 09:22
xxx ( 15/06/2006 09:32)
antsom pitiavana daba
hono wa re ol,5 taona zao no taty an dafy za,mba mila namana am zay za io ,te hanambady ,te hanana daba,te hiaina otran ol rehetra e,te hividy daba za nefa tsisy paps,inn no mbo toro hevitra azo atao,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 13:35
Aino ( 15/06/2006 07:41)
i Mada
mahita fa natsy izay nitondrany filoha Ravalomanana dia hita fa mba niova i mada mba nahay nadio na dia kely ihany aza no vita ny lalana sasany efa mba vita, raha dinihina sy jerena hireny pitipitiny ... tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 13:00
Aino ( 15/06/2006 07:40)
i Mada
mahita fa natsy izay nitondrany filoha Ravalomanana dia hita fa mba niova i mada mba nahay nadio na dia kely ihany aza no vita ny lalana sasany efa mba vita, raha dinihina sy jerena hireny pitipitiny ... tohiny
novalian'i njakas ny 07/03/2008 08:17
Fiffi ( 15/06/2006 07:25)
Immigration en France et visa « Schengen »
Dans le cadre d'une mondialisation toujours plus poussée, la maîtrise de l'accès à notre territoire est une priorité. Cela suppose une action énergique pour empêcher à la source les entrées... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:18
rhari ( 15/06/2006 07:08)
Voambola informatika malagasy
Mba mitady site ahafahana mahita voambolana malagasy mikasika ny informatika.... tohiny
4mimananelatra ( 15/06/2006 05:48)
nanàla henatra an' AFRIKA ny tunisiens omaly!!!
nanàla henatra ny kontinanta afrikanina ny tunisiens omaly raha nihaona t@ ARABIE SAOUDITE saika resy ihany fa soa nisy ny arrêt des jeux .Ny 2é match nanomboka omaly t@ ALLEMAGNE sy POLOGNE izany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:59
Fanja1 ( 15/06/2006 04:52)
L'ESPAGNE COMMENCE BIEN
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-14T180754Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-MONDIAL-20060614.jpg[/img] BERLIN (Reuters) - L'Allemagne a pris mercredi une sérieuse option pour les huitiè... tohiny
novalian'i Aino ny 27/06/2006 19:43
xxx ( 15/06/2006 00:22)
euro any turquie
[img]http://www.andreas-glatzel.de/Fun/Bilder/turkeuro.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/06/2006 09:15
xxx ( 14/06/2006 15:51)
Vinanto vavy sy rafozam-bavy!!
Miarahaba ny namana rehetra!! Velom-panotaniana aho,sady tsy azoko mitsy,fa maninona ary ny vinanto vavy sy ny rafozam-bavy matetika tsy mifankahazo mihitsy e??? Ary tsy eto dago ihany io fa na any ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 18:20
nenipita ( 14/06/2006 15:46)
fanabeazana aizana
manaona daolo iabnareo inona kay rey olona za mahalala ny mety ho effets secondaires -ny mihinana pillule fa za mantsy mihinana fa ny zanako mbola kely (1 1/2 ans) de aleo mitandrina fa rams tsy de ... tohiny
novalian'i raem ny 09/07/2006 14:26
laly ( 14/06/2006 14:55)
mitady ireo ankizy gasy any liban
mba te hifandray @ ireo ankizy gasy any liban... tohiny
novalian'i colian53 ny 04/11/2025 10:12
nenipita ( 14/06/2006 14:46)
fete de père
aona ndray rey olona ny sakafo ataontsika amin'ny lahady zao an, fete de pere anie de inona no atao sakafon'i dada? ataovy anle matsirotsiro reny , de omeo ary ny re7e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:06
bonnechance ( 14/06/2006 14:34)
Mitady namanaa gasy eto annemasse
Mba maniry hiserasera amina gasy mipetraka eto Annemasse aho e. Hafa ihany manko zany hoe mba mifanerasera amin'ny mpiray tanindrazana amin'ny tena zany. Dia miandry anao ary aho e. Mandrapihaona.... tohiny
novalian'i xxx ny 07/07/2006 19:59
nenipita ( 14/06/2006 14:33)
crudité
rey olona ô, mba asio recette-na crudité indray moa ô mba omeo le tena matsiro be reo a, de sady efa ho avy koa izao ny fête de père de mba io ndray karakaraina ho an'i papah rehetra e, Merci ... tohiny
novalian'i Lilie ny 27/07/2006 17:59
sera2 ( 14/06/2006 14:20)
lalàna Sarkozy
Mba jereo anie ny Midi madagascar androany e!Malagasy voaroaka niala an'i Frantsa reny Malala.Ilay "compatriote" nitoroka tan am fanjakana frantsay koa no tena.... Rah nanao ny tsy rariny moa ze notor... tohiny
novalian'i vale ny 26/06/2006 19:59
hnini ( 14/06/2006 14:13)
mitady infos Babaique
Sao dia mba misy mahalala toerana ahafahana ahitana ny albumn' i Babaique kay sy ny tononkirany koa fa tena tiako be lay artiste nefa tsy mahita infos momba azy mihintsy aho aty andafy. Misaotra mial... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 18:35
sera2 ( 14/06/2006 13:48)
Mitady an'i Haja étudiant (médecine) eto France
Salut daol an!Araka ny torohevitry nomen'i Avolenta D efa niezaka mafy izahay nitady an'i Randrianarimanana Hajaniaina mpianatra ankatso taloha.Manohy ny fianarany ao am sampana Médecine izy eto Fran... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2006 07:04
Fanja1 ( 14/06/2006 12:45)
NICOLAS SARKOZY DEVANCERAIT SÉGOLÈNE ROYAL AU DEUXIÈME TOUR
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-14T095115Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-2007-SONDAGE-IPSOS-20060614.jpg[/img] PARIS (Reuters) - Nicolas Sarkozy gagnerait la présidentielle fac... tohiny
novalian'i vale ny 20/06/2006 14:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3858