Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rurik
(
19/06/2006 05:57)
mba fanotaniana kely
tena manafisaka kibo tokoa ve ry reto raha avy miteraka dia manao bandy?
...
tohiny
novalian'i rurik ny 01/07/2006 14:05
Solitikabe
(
19/06/2006 05:43)
Antananarivo tsy kitay, tsy varimaina
O ry Antananarivo, lehibe aman'isa ianao raha mibaby ny antapitrisany mponina. Saingy lehibe tsy hihinanana toa vilin-tsahona. Fa dia zary rajakom-bazaha sy tompon-tanana matsaka rano maloto. Ny nofar...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:55
nenipita
(
19/06/2006 05:21)
sambos
aona daolo o, asio fampianarana manao sambos sy nem eo indray ankia ry zavavy isany a, ataovy an'ilay tena matsilo mampitelindrora ireny an, OK...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 04/07/2006 12:31
xxx
(
19/06/2006 03:48)
Tontolo iainana voretra
- Lany olona ve Madagasikara no olona mpametsifetsy sy mpanodikodim-bola foana no atao lehiben'ny Tontolo iainana toa ny "Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar", Sa di...
tohiny
novalian'i prime ny 30/06/2006 12:55
LazaRandri
(
19/06/2006 02:21)
Amin'ny anaran'i Jesoa
Inona ny hevi-dalina fonosin'izany hoe mangataka "amin'ny anaran'i Jesoa" izany fa toa mitady ataontsika tsianjery fotsiny ilay izy ankehitriny?...
tohiny
novalian'i prime ny 21/06/2006 10:47
kally
(
18/06/2006 18:42)
Sao hiravaka kadradraka be gasy?
Noravahan-dry zareo cristaux Swarovski ny karazana kadradraka be velona avy any an-tanàna, dia nataony firavaka, maharitra herintaona eo hono ny fahavelomany raha mba te-hiravaka ianao. http://www.b...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 08/08/2006 09:20
OLPolonaleopolitika
(
18/06/2006 18:42)
LOZA ITY ZALAHY! LOZA ITY ZALAHY!...
Loza ity zalahy! loza ity zalahy !tsy aretin-kibo angamba ity ka ho sotrana GANIDAN...
-Variana te ho leader ny foko rehetra indrindra ny fa ny Merina nefa efa maro ny mihinana: fako ....natakalo p...
tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:39
Aino
(
18/06/2006 17:52)
bagdad
hatraminy izao hoa mbola tsy haiko faona hoe inn no tena dikany le sipa bagdad fa matetika mande eto faona io resaka io nefa hatraminy izao mbola tsy haiko ihany hoe inn no tena dikany:/...
tohiny
novalian'i Aino ny 21/06/2006 08:41
xxx
(
18/06/2006 17:42)
ahoana no mba hevitrareo
anniversairany ato ho ato , nadeha tany @ havany tany izy dia niverina avy any , dia hoy izy , ho avy aty hono ry zareo hifety ny anniversairako , izy hono no hitondra ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2006 17:47
fasoa1
(
18/06/2006 17:36)
inona no atao ra te hanana bika tsara?(tsisy kibo)
slt tt le monde!
Za koa ry reto manana olana am io kibo io an!refa matavy aho de ny kibo sy fe no mande 1ny de ny vody avy eo.Za zao 24ans avec 66kg et 1m64.Tena tady ho obèse mitsy ny vatako.Sahira...
tohiny
novalian'i fasoa1 ny 03/07/2006 07:25
xxx
(
18/06/2006 17:32)
Voafelaka
Ahoana kay ny reaction-nao raha toa ka mandeha eny an-dalana ianao:
- amin'ny andro atoandro mafana be,
- ianao avy nandeha an-tongotra, atao hoe lavidavitra kely nandreraka,
- ianao noana be,
- a...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/06/2006 19:19
tsoutsoutra
(
18/06/2006 17:23)
alkohol: fichier mds
Manao ahoana daholo.
Manana fichier misy extension mds aho fa tsy afaka sokafana, araky ny hitako @ dinidinika sasany, mila ny logiciel alkohol izay mampiasa graveur virtuel fa tena sahirana be aho, ...
tohiny
novalian'i hery ny 19/06/2006 08:35
xxx
(
18/06/2006 16:43)
Ny fiainana v no mafy sa isika no manamafy azy????????
Miarahaba ny namana rehetra o!!!
Nisy ranamana iray izay nilaza tamiko ny fomba fijeriny ny fiainana ankehitriny,hoy izy tamiko:"Tsy ny fiainana ry zandry no sarotra fa isika miaina ety an-tany no m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:05
babo2
(
18/06/2006 13:41)
marion
noho ianao de marion na "ilay tena tia" an'i marion...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:55
cutecaramel
(
18/06/2006 09:25)
gasy tsy mifora
Ianareo ve mahafantatra lehilahy gasy tsy mifora? na amin`iroe mipetraka an`ivelany aza?
...
tohiny
novalian'i cutecaramel ny 08/03/2007 10:19
cutecaramel
(
18/06/2006 09:21)
Misy gasy ve mipetraka any Australie?
mamaky an`ireo forum sy post eto ahy sy any amin`y tonga-soa, fat aotrany Eoropa sy Canada daholo no be gasy mandeha...mba misy gasy maro ve mipetraka any Aostralie any? ...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/07/2006 05:06
jajaf401
(
18/06/2006 08:40)
EFA IN-22 NAMPAKA-BADY
Misy namako iray no tratran'izao situation zao eh, izany hoe efa in-22 nampaka-bady izy amin'izao fotoana, tokantrano jiaby reo ary eo ho eo @ 41 ans izao isika miteny zao, nitaraina moa izy hoe manin...
tohiny
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 13:55
Fanja1
(
18/06/2006 08:15)
LE GHANA BRILLE ET DOMINE LA RÉPUBLIQUE TCHÈQUE 2-0
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-17T214345Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-MONDIAL-20060617.jpg[/img]
BERLIN (Reuters) - Toutes les équipes du groupe E de la Coupe du monde de football ...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/06/2006 18:39
ftma
(
18/06/2006 07:35)
ginagina tsy nahita
Maro ny namana niteny hoe " nanao redez-vous t@ i ... aho nefa tsy tonga izy"
Fa maninona mametrapetra e
Za aloha mbola tsy tratra fa mampalahelo ny ohat'izany :wink:
hoy poopy:
Io fa mipitrap...
tohiny
novalian'i ftma ny 03/07/2006 17:41
rabaradaka
(
18/06/2006 05:45)
Ny lalàna Sarkozy
Ny lalàna Sarkozy dia malaza eran-tany tato ho ato. Fa tena vazaha tokoa ve lay Sarkozy io e ? Zao mantsy toa voadaka am-bavafo daholo izay Gena (vahiny monina any Frantsa io) monina any Frantsa nefa...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:27
