Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rabaradaka ( 22/06/2006 11:13)
Tehihaino an'i Rossy
Zao lay izy dadatoa a, tehihaino an'ny tarika Rossy hono ingahy Ravalomanana saingy menatra dia tsy sahy mihaino. Marina e zany ? Sao mba mampiesona fotsiny radadatoa e... suite
répondu par prime le 14/07/2006 10:34
victime101 ( 22/06/2006 10:43)
Ho atao ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana @ 03 désambra
Ho atao mangarahara sy ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana hoy ny mpitondra ankehitriny! tsy nisy tsy nahatadidy io teniny io angamba. -Voalohany indrindra aloha ny datin'ny 03 desambra raha ny ... suite
répondu par marozevo le 24/06/2006 08:24
sareraka ( 22/06/2006 09:42)
Famangiana ô !!!vola 200AR sy vary 2 kapoaka !...
Famangiana ô ! famangiana ô... ilazàna isika izay mponina eto MADAGASIKARA fa noho ny fotoanan'ny propagandy izao dia vola 200 ar vary 2 kapoaka ary tshirt TIM isan'olona no ho zarain'ny mpitondra ... suite
répondu par sarobidy le 12/07/2006 08:20
diamondra27 ( 22/06/2006 09:06)
famantarana
ahoana no hamantarana fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy iray kanefa mikoty anao izy de ianao tsy mahalala mihitsy?... suite
répondu par dadabe le 01/07/2006 02:36
petsambava ( 22/06/2006 08:50)
Aza mamarà!!!.......
Tsy tokony hisy himenomenona mihintsy ny gasy na 1 aza .Ny mpitondra mamarà.. Tonga teto ireo vahiny maro be .Asain 'ny mpitondra afenina ny mahantra rehetra fa mahamenatra . Mitaingina AIR FORCE 1 s... suite
répondu par marozevo le 29/06/2006 14:24
OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 08:07)
MADAGASIKARA izany tokony ho any @ G7 koah!!!!
Raha mijery ny zavatra soratanareo eto aho dia tokony ho any @ G7 izany i MADAGASIKARA ,satria maro ny miteny fa : -tsy mahantra izany ny gasy!!! tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hidi... suite
répondu par prime le 17/08/2006 12:22
xxx ( 22/06/2006 07:36)
Oroka sy fitiavana
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanor... suite
répondu par sarobidy le 01/07/2006 04:55
xxx ( 22/06/2006 07:32)
Oroka sy fitiavana
Raha misy olona miaraka aminao de refa avy eo tsy fantatra tsony na mbola hiaraka nareo na tsia fa izy kay manana olonkafa tiny talohanao de te hisaraka aminy ianao. De raha le olona ve mbola te hanor... suite
répondu par xxx le 26/06/2006 09:01
sareraka ( 22/06/2006 07:17)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY ?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY ? herinandron'izao : -nividy 4*4 NISSAN miisa 137 ingahy RAVALOMANANA ao @ kitapom-bolam-panjakàna ho an'ny HCC sy ny chef de district mitentina 22 milliards,mata... suite
répondu par rapala le 26/06/2006 09:27
rurik ( 22/06/2006 07:06)
Fanampinanarana gasy
saika mba hitady fanampinanarana gasy raha mba misy manana ohatra fanja, na andry sns.... na lahy na vavy mety daholo. misaotra betsaka ôôô^.... suite
répondu par hertix le 16/02/2008 17:40
Silo ( 22/06/2006 07:04)
Jesosy tsy mamaly ratsy ny ratsy ....... fa malemy fanahy
Ahoana ny fahazoanareo ny tenin'i Jesosy izay manao hoe: "Raha misy olona mamelaka ny takolakao ankavia, de atolory azy koa ny havanana" De hoy koa Izy " Raha misy olona te haka ny ankanjonao de... suite
répondu par marozevo le 07/07/2006 14:46
mayamaya ( 22/06/2006 06:38)
mitady hira
bonjour daholo, mitady ireto tononkira ireto aho: raha tsy ho ahy an i Rija Ramanantoanina sy Nataoko ihany an i Ratary. Merci Cordialement Mayamaya... suite
répondu par Fiffi le 23/06/2006 12:15
Fiffi ( 22/06/2006 06:12)
Rolland Ratsiraka : Prochainement devant la Cour criminelle
L’information fait fureur actuellement dans la ville de Toamasina : Rolland Ratsiraka sera prochainement traduit devant la Cour criminelle ordinaire de cette capitale de l’Est, pour répondre du... suite
répondu par prime le 25/08/2006 12:02
Fiffi ( 22/06/2006 05:33)
Voiture européenne de l’année 2006 : les 7 finalistes .
Ireto hono ny 7 finalistes: l’Alfa Romeo 159, la BMW Série 3, les triplés Citroen C1/Toyota Aygo/Peugeot 107, la Mazda 5, la Renault Clio, la Toyota Yaris et la VW Passat. De iza @ ireo no m... suite
répondu par deutsch007 le 24/02/2007 21:10
Rafotsy ( 22/06/2006 04:44)
Efa nisy namaky Baiboly -de la Genèse à l'Apocalypse ve ?
Manao ahoana daholo ô ! Mba manotany aho : efa nisy ve tamintsika ireto no efa namaky ny Baiboly voalohany ka hatramin'ny farany ? ( de la genèse à l'apocalypse izany ) ! Izahay efatra mianaka m... suite
répondu par Azrael666 le 17/04/2025 18:21
LazaRandri ( 21/06/2006 22:43)
Fahatezeran'i Satana
[i]Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny androny.[/i] Apokalypsy 12:12 Inona avy ireo endriky ny fahatezeran'i Satana? Ny fantatro aloha mb... suite
répondu par prime le 14/07/2006 10:13
rrgmt ( 21/06/2006 16:15)
Efa mandeha tokoa izao ny varotra @ net. Sao tara
Manakory! jereo ity sao mahasoa: http://rrgmt.carrefourpro.com... suite
répondu par fijo le 23/06/2006 19:43
raambao ( 21/06/2006 16:08)
bejour dol dol
salut dol nareo an zah ve rangah vaovao be de miangavy hono oe mba valio de misaotra indray godana be anareo:wink::roll:... suite
répondu par prime le 28/06/2006 09:59
lapino ( 21/06/2006 15:44)
21 jona
Hoe fotoana mahalava indrindra ny andro androany, Dia fetin'ny mozika ihany koa (arahabaina izany ny mozika :)), Fa raha tsy diso aho toa fetin'ny teny malagasy koa. Toa nisy an'izay manko hoe tel... suite
répondu par vale le 30/06/2006 13:20
soanja ( 21/06/2006 15:07)
Ny fomba aty ivelan'ny fivavahana Silamo
Rehefa niresaka momba ny Inward na hoe (al-batin) zany hoe ny fifandraisana ao anaty amin'ny mahasilamo sia ity indray ny fisehoana aty ivelany ny mahasilamo. 2- Amin'ny maha fivavahana azy dia mik... suite
répondu par marozevo le 01/07/2006 22:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1313