Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nikopol
(
23/06/2006 12:09)
Sareraka : tena izy sa fopla ty eto amin'ny serasera ty?
Misy fitsipika ato amin'ny serasera hoe tsy afaka mitondra anarana olona malaza na ohatrohatr'izay ilay izy.
Ho anay nankafy ny hiran'i Sareraka fahiny, ilay tena izy (yvon), ilay namorona an'i so...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2006 22:23
hiratra
(
23/06/2006 11:56)
FITIAVANA MORA BE!!!
Salut ry reto a!!
Ity indray de lohahevitra hafa mihitsy o entiko aminareo eto.
Za ze manatosaka ny hevitra de miara-miasa amin'ny tera-tany vahiny akaiky mihitsy,ny zavatra tiako soritana de zao:"a...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 24/06/2006 16:45
miantra
(
23/06/2006 11:48)
Haie artificiel, haie éternel
Mba saika hanontany aho ry reto hoe: efa mba msiy nampiasa io ve ianareo dia marika inona no tsara . Ohatran'ny lasa be dia be izany mantsy ny amidy izao?
Misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i miantra ny 29/06/2006 06:30
rabaradaka
(
23/06/2006 11:30)
Hanompo ihany ve dia ny hafa no tompoiko ?
Resakay ity dadatoa fa aza atao mahatezitra a ! Hoy mantsy ilay gasy lahy nonina tany Frantsa taloha hoe hanompo ihany ve leretsy dia mbola hanompo vazaha fa tsy aleo manompo ny mpiray tanindrazana ? ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 07:03
cooper
(
23/06/2006 11:27)
ô ry mpanohatra a !
Raha izaho ireo mpanoatra reo dia angoniko ny volako omeko ny mahantra toy izay entina haminganana ny fitondrana fotsiny nefa tsy hisy vokany azo akory. Amin'izay mantsy raha tsy hahita rariny ety an-...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/07/2006 19:18
cooper
(
23/06/2006 11:20)
Tsy fitiavan-tanindrazana
Ny pôlitikan'ny mpanao pôlitika malagasy dia fitiavana te hahazo toerana fotsiny, nefa rehefa eo izy dia mahay miala bala foana.
Izao no mba hafatro ry zareo a, efa mahatsapa tena ny vahoaka, fant...
tohiny
novalian'i prime ny 29/06/2006 12:09
Aino
(
23/06/2006 11:14)
sport!!
inn kay no tena sport tianareo?
ary inn no sport tena mety mety kokoa ho any vatana anakiray? ary le tsy manao sport mety ve sa tsy?...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:33
Aino
(
23/06/2006 11:11)
ahoana izany bandy sexy?
mba betraka @ lisany bandy ve ny sexy? ary manao ahoana izany bandy sexy?...
tohiny
novalian'i Aino ny 07/10/2006 21:00
sareraka
(
23/06/2006 10:41)
Novidian-DRAVALOMANANA 2166fmg na 433 AR ny gasy!
Raha tsy misy fahadisoana avy aty aminay dia 2166fmg na 433 AR no vidin'ny FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ary ny vidin'ny safidin'ny gasy @ 03 desambra 2006 ho avy izao.
39 milliards no vidin'ireo NI...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 12:53
bedy
(
23/06/2006 10:06)
Manahoana daholo isika e!
Faly tonga soa eto amin'ny forum serasera e!
Inona ny vaovao.
Mitady namana tena namana hifaneraserana lahy, eto Dago na avy any am_pitandranomasina.
Valio raha toa ianao te hifandray amiko.
Misao...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:15
hery
(
23/06/2006 09:01)
Mitady mpanohitra mba mahavoa kokoa
O ry zalahy a. Akaiky ity ny fifidianana. Nisy ireo nimenomenona hoe tsy namely mihitsy Ravalo saingy tsy nitondra vahaolana akory... donc tsy azo ianteherana.
Sao dia mba misy mpanohitra tsaratsar...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:31
Fanja1
(
23/06/2006 07:34)
Ps
ndraindray de tsy te hamaki akoury aho zay soratany raha vao mahita ilay ps ex: "rainitay" tssssssssssssss...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 09:54
hery
(
23/06/2006 06:27)
Sareraka: ary itony mba ahoana?
Tato ho ato dia hitantsika ny tsikera mirara-kopana alefan'i Sareraka eto amin'ny forum. Tsikera momba ny fitondrana izay tsy hanomezan-tsiny azy satria mba malahelo izy :-)
Fa gaga ihany aho hoe r...
tohiny
novalian'i prime ny 28/08/2006 12:11
rabaradaka
(
23/06/2006 05:51)
Misy tena kely fofona'ina kay
Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no ...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:30
rabaradaka
(
23/06/2006 05:46)
Ny teny : saino ange
Nampitaina am-bava (tradition orale) ny tantaran'ny firenena malagasy satria tsy mba nanoratra ny Ntaolo. Ankehitriny dia mbola hita taratra io satria mbola tsy mahay manoratra ny maro an'isa amin'ny ...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 11:43
rabaradaka
(
23/06/2006 05:42)
Tafatsangana ny biraon'ny AJUVA
Zay no malaza : tafatsangana ny birao vaovaon'ny Association des Jeunes Universitaires de Vakinankaratra ka mba manentana anareo mpianatra mpitsoka ovy avy any Vakina hanatevin-daharana....
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 23/06/2006 11:18
rabaradaka
(
23/06/2006 05:40)
Vao mianatra ordinatera ka ampio
Ahoana kay no hahaizako ordinatera haingana ry reto a ! Dia zao koa matahotra virosy (virus) aho dia inona no ataoko ?...
tohiny
novalian'i bluewin ny 02/08/2006 14:55
rabaradaka
(
23/06/2006 05:16)
Atao fitadiavam-bola ny filatsahana kandidà
Zao dadatoa, nitety faritra maro rabaradaka herinandro lasa zay, dia nahita kandidà maromaro koa avy eo de hoy aho tamin-dry zareo hoe : raha izaho nareo de aza mandany vola fa tena mamim-bahoaka dad...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 23/06/2006 12:04
Rafotsy
(
23/06/2006 04:12)
17ème Convention Annuelle
Ary misy namana ve hanatrika io convention any Troyes io du 10 au 16 Juillet 2006 ?
Za manko mba manampikasana "hijerijery" any ka faly raha mifanena @ namana serasera eto !...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 24/06/2006 16:57
cutie
(
22/06/2006 22:44)
misy olana ve?
Misy olana eo @ fiarahamonina ve ny mahita vhv mipetra-drery fa mananjanaka nefa tsy manambady?...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:32
