Atao fitadiavam-bola ny filatsahana kandidà

1. rabaradaka ( 23/06/2006 05:16)
Zao dadatoa, nitety faritra maro rabaradaka herinandro lasa zay, dia nahita kandidà maromaro koa avy eo de hoy aho tamin-dry zareo hoe : raha izaho nareo de aza mandany vola fa tena mamim-bahoaka dadatoa Ravalomanana (dadatoan-drabaradaka anie iny e). Dia hoy ilay dadatoa kandidà iray izay : ka io ange no mba fihinananay satrai mitobaka ny sponsor avy any France manohana ahy e ! Indrisy fa dia natao hitadiavam-bola marina ity ny fifidianana.
I rabaradaka tsy mbola milatsaka amin'ity fa manohana ny dadatoany (Ravalo io).
2. prime ( 23/06/2006 06:00)
rabaradaka> dia inona no soso-kevitrao raha tsy hilatsaka ianao fa hanohana an-dra8? ny manahirana @ izy ity mantsy efa manomboka mahay politika ny gasy ka tsy izay hita maso matetika no tena zava-misy... (hazavaiko rehefa avy eo ny hevitro fa misy vao2 somary saro-pady hainoko vao tsy ela...)
3. Fiffi ( 23/06/2006 06:39)
tsy hitako marina izay tiana lazaina ! le dadatoa lava io heu...
4. rabaradaka ( 23/06/2006 11:09)
Dadatoa Rafiffi a, tsy hilatsaka ho kandidà aho, tena marina e ! Fa izao, ho any Norvège aho amin'ny volana mitsidika io, dia holazaiko avokoa ireo hevitra hanampiantsika an'ny dadatoa Ravalomanana de ho lazaiko koa ny fomba handresena an'ny dadatoa adverseran-dradadatoa Ravalo.
Zay aloha fa may ny kitozako e !
5. mandrindra ( 23/06/2006 12:04)
any norvezy zany no misy ny hevitry ny fampandresena :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5184