Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 27/06/2006 14:45)
fa mba ahoana hoa!!!!!!!!
fa mba atoroy hevitra ny tenako hoe ahoana no mba maha be nono!! tsy ny hoe le efa niteraka fa mbola tovovay fa za tsy misy noon nefa rehefa manao akanjo mapiseho nono de fisaka be ny tratra!! misaotr... suite
répondu par xxx le 11/09/2006 14:05
xxx ( 27/06/2006 14:10)
International Foundation for Science.
Hono ho aho, efa nisy nangataka famatsiambola hanaovana fikarohana amin'io IFS ve ianareo? http://www.ifs.se/ Mba hazavazavao heo raha efa mba nisy nanao azafady fa izaho koa te hanao an'io mant... suite
répondu par Herimiafina le 13/08/2006 22:25
xxx ( 27/06/2006 13:11)
Mba toroy hevitra re e!
Nisy namako niara-nanao sonia bail hanofa trano izay ka dai niara-nisoratra tamin'ny contrat ny anaranay roalahy sy ny sonia ary ny an'ny tompontrano. Maharitra 10 volana ny contrat kanefa dia nits... suite
répondu par fijo le 12/09/2006 21:03
hery ( 27/06/2006 12:57)
Raha mahatratra ambodiomby (2)
Eritrereto hoe mandeha manaraka ny tambohon'Ambohijatovo iny ianao. Dia misy bandy mivalandrano mitodika any amin'ny tamboho. Misy soratra eo ambony hoe Rarana mafy ny manao maloto eto. Inona no at... suite
répondu par ravatorano le 12/07/2006 08:49
dadabe ( 27/06/2006 11:06)
voadona
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:) ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:... suite
répondu par ikalakintina le 21/07/2006 19:20
sareraka ( 27/06/2006 10:42)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY? -5 no maty namono tena teto ANTANANARIVO,asa noho ny hasarotan'ny fiainana ve? -4 milliara no ho lanian'ny kandidà RAVALOMANANA @ propagandy mialoha ny 03 desa... suite
répondu par xxx le 29/06/2006 18:25
atiah ( 27/06/2006 10:38)
même déstination
c'est les vac alors si vous partez dans la même direction que moi ça vous direz de faire un bout de chemin ensemble ... suite
répondu par prime le 04/07/2006 12:02
Evah ( 27/06/2006 09:48)
faly tonga eto @ sera2 forum
Manaôna daôl! faly tonga eto @ sera2 forum D mbô manatitra fiarabana D manatena hi sera2 @ reetra :) iny hono D ampy ô!... suite
répondu par bogosi le 01/07/2006 13:27
Fiffi ( 27/06/2006 05:53)
Fankalazana ny fetim-pirenena.
Fankalazana ny fetim-pirenena - Enina no maty, 283 namonjy hopitaly. Nahatratra enina ny olona namoy ny ainy ary 283 no naratra na narary tonga namonjy hopitaly nandritra iny fanamarihana ny feti... suite
répondu par Fiffi le 27/06/2006 12:52
lapino ( 27/06/2006 05:00)
Mpilalao mahay indrindra
Iza no mpilalao mahay indrindra raha ny fahitanatsika ny lalao hatramin'izao? ... suite
répondu par Ralay le 11/07/2006 02:18
bavy ( 27/06/2006 04:40)
raha @nareo ny toerana?
raha misy olona roa milaza fa tia anao ny iray anefa tia fotsiny comme ça fa tsy mieritreritra ny haka vady akory ny iray indray dia sady tia no vonona ny haka vady; dia eto no tena probleme fa ilay ... suite
répondu par mandrindra le 04/07/2006 10:01
rorojo ( 27/06/2006 04:25)
fankalazana ny fahaleovantena
Nanome fahafahana 12 volana ireo gadra voatsara ny filohan'ny Repoblika. Maro ireo nanome fanakianana izany fa nitady ny amnistie faobe. Mipetraka ny fanontaniana: ireo mitady izany ve dia sahy milaza... suite
répondu par prime le 28/06/2006 11:10
Solitikabe ( 27/06/2006 02:02)
Mpanao gazety
Nanao famelabelaran-kevitra tamin'ny mpanao gazety ity Minisitra iray. Vita ny famelabelarana ary nanomboka ny fanontaniana sy ny fanamarihana. I Ngahy azy ao amin'ny Basivava no nanomboka : "Atoa Mi... suite
répondu par sasa le 01/07/2006 04:01
soanja ( 26/06/2006 22:30)
Inona no tokony atao?
Hono hoy aho azafady mba ampio kley aho amin'ity hevitra ity: Misy an'izay mpivady izay hoy aho namanay any Dago. Ilay ramatoa moa izany no tena akaiky anay mivady fa ilay rangahy eo ho eo ihany. I... suite
répondu par prime le 30/06/2006 12:59
soanja ( 26/06/2006 18:17)
Ny Olombelona- Ny vehivavy (Islam)
Ny Olombelona Ny Islam dia fivavahana fototry ny olombelona ka tsy afa miala amin'ny fivavahana ny olona amin'ny fiainay rehetra. Namboarin'Atra (Allah) hitovy endrika aminy ny olombelona "form" (s... suite
répondu par soanja le 08/07/2006 00:36
lemenakely ( 26/06/2006 18:12)
Tsara tokoa ny foot e indrindra ho an'ny lehilahy!
tsy misy lehilahy angamba tsy tia foot mahita ny tekinika maro toy izao http://www.wackyvids.com/movies/sports/254/bestsoccermoments.html nefa mbà tandremo ihany ny toy izao http://www.wackyvi... suite
répondu par onjah le 27/06/2006 17:08
Aino ( 26/06/2006 15:40)
ny asa isa maraina indray aloha izoa.
ny andro maina be ny orana tsy milatraka, ka mandrary maty dol ny vonikazo ny ny hazo rehetra, ka tsy maintsy voatery mamboly vao faona:(.... suite
répondu par vale le 07/07/2006 20:04
xxx ( 26/06/2006 15:40)
inona no dikan'ilay hoe sipa!! ny famaritana azy e!!
toa tsy aiko mihintsy ny dikany atao hoe sipa satria :*rehefa miaraka ny lehilahy sy ny vehivavy ray de hoe sipan-ny ainy na dia mpinaana fotsiny!! :D... suite
répondu par cutie le 17/07/2006 20:04
sareraka ( 26/06/2006 15:39)
1-0 in 3 nisesy t@ ity mondial ity
1- 0 io no naharesen'i ANGLETERRE an'i EQUATEUR omaly toy izany koa no nandresen'i PORTUGAL ny PAYS -BAS dia io isa io ihany koa no nandresen'ny ekipan-draHERY ny ITALIE an'i AUSTRALIE androany ... suite
répondu par Rakaina le 02/07/2006 05:28
xxx ( 26/06/2006 15:29)
tia sady mankahala!!!
tsy aiko zay atao fa tiko izy @lafony ray!! dia tsy tiko izy @lafony ray !!! mety ho hisy ve zany sa za no lasa fisainana:oops:... suite
répondu par booboo le 24/07/2006 13:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7991