faly tonga eto @ sera2 forum

1. Evah ( 27/06/2006 09:48)
Manaôna daôl! faly tonga eto @ sera2 forum D mbô manatitra fiarabana D manatena hi sera2 @ reetra
:) iny hono D ampy ô!
novalian'i bogosi ny 01/07/2006 13:27
2. booboo ( 27/06/2006 10:19)
tonga soa eeee ! inona no haroso anao ? hihihihi. feno raha maro be kamboko reo dia andraiso anjara fotsiny zay titianao ato @ serasera
3. Fiffi ( 27/06/2006 11:56)
Evah : [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0005a.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/bienvenue.gif[/IMG] de mazotoa mi-forum :):-*:-*
4. Mifenty ( 27/06/2006 12:10)


mangalà aza seza de miserviava tena e
5. bebiparola ( 27/06/2006 14:15)
VAo tonga ny tenako ka mitady namana hifanerasera an-tsoratra e:wink:
6. Fiffi ( 27/06/2006 15:57)
bebiparola: Evah :
7. prime ( 28/06/2006 09:52)
Evah, Bebiparola> arahabaina dia mahereza ary e!!!:D hitanareo @ izao sahady fa misy efa tena prô ato (araho fotsiny i Fiffi!!!) :-D
8. raleme ( 29/06/2006 08:57)
Bold text[center]Centered text[/center]salut à tousse
message
:oops::?::b
9. Fiffi ( 29/06/2006 12:02)
raleme: tongasoa koa ianao.:)
10. prime ( 29/06/2006 12:59)
Raleme> tonga soa!!! ary toa tsy asian'i Fiffi an'le ol kely???:-D:-D
11. Evah ( 30/06/2006 07:55)
:lol: i Fiffi. enao hono hoe no tena pro ato hein? :twisted:
12. Evah ( 30/06/2006 08:07)
booboo:

tonga soa eeee ! inona no haroso anao ? hihihihi. feno raha maro be kamboko reo dia andraiso anjara fotsiny zay titianao ato @ serasera



Ha! izah konkoh efa nanao skoto! manao aôna ny any bourgogne any e? nisy namako taloha koa liantsoa ny anarany, sendra efa nanao stage tao @ fiaro enao fahiny e? :wink:
13. Evah ( 30/06/2006 08:22)
prime:

Raleme> tonga soa!!! ary toa tsy asian'i Fiffi an'le ol kely???:-D:-D



ari tinao mahitsy manadala andra fiffi hein :twisted: mahitsy enao
14. booboo ( 30/06/2006 08:37)
Evah > hihihihi tsy zà zany kah. Milamindamina tsara ny aty Bourgogne ... mandra-pivoakan'ny Chablis @ automne any ho any hihihihihihihi
15. Evah ( 30/06/2006 09:35)
booboo:

Evah > hihihihi tsy zà zany kah. Milamindamina tsara ny aty Bourgogne ... mandra-pivoakan'ny Chablis @ automne any ho any hihihihihihihi



oops hayyyyyyy! doumazy
16. Evah ( 30/06/2006 09:37)
Mifenty:



mangalà aza seza de miserviava tena e


eny ary fa D nangalako fôteil mahitsy enao. Inn vao2 sy maresaka ary hoe e?
17. dadabe ( 30/06/2006 14:23)
humm ary tonga dia be fiavy be ny namako evah izany le:roll:

fa milay klou e, tonga soa toi de zah no dadabe :D ndao hitafa manokana tsika mitsam :wink:
18. bogosi ( 01/07/2006 13:27)
Evah:

Manaôna daôl! faly tonga eto @ sera2 forum D mbô manatitra fiarabana D manatena hi sera2 @ reetra
:) iny hono D ampy ô!



salut dia faly mahafantatra aiza tsara moa ny tananamisy anao iazany e! dia inona no vaovao:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1732