tia sady mankahala!!!

1. xxx ( 26/06/2006 15:29)
tsy aiko zay atao fa tiko izy @lafony ray!! dia tsy tiko izy @lafony ray !!! mety ho hisy ve zany sa za no lasa fisainana:oops:
novalian'i booboo ny 24/07/2006 13:03
2. Fiffi ( 26/06/2006 19:45)
heu...ahoana koa zany hoe tiako izy @ lafiny iray nefa de tsy tiako izy @ lafiny iray ? Raha izany kosa aloha de tsy tianao izy, amiko aloha an!

Ny hitiavana olona iray manko de mba tiana daholo fa tsy misy fanavakavahana hoe tiako ra-anona satria izy bogany , fa tsy tiako izy satria mahia kely ohatra io an!
De alohan'ny handehanan'le fitiavana lavidavitra de mba dinihana daholo aloha ny lafiny rehetra fa manjary lasa contrainte le fitiavana avy eo.
3. miantra ( 27/06/2006 07:15)
Amiko rehefa tiana ny olona iray dia tiana mbamin'izay mety ho défaut-ny , satria rehefa any aoriana any ilay lafiny tsy hitiavana kely mety lasa ngezabe dia miteraka ady sy mitarika fisarahana e!

dia ny ankizy no manefa rehefa avy eo!!!!!!!!
4. mandrindra ( 30/06/2006 07:25)
tiavo izy amin'ilay lafiny tianao dia mandehana any ankafa amin'ilay tsy tianao
5. booboo ( 24/07/2006 13:03)
xxx > lafony ? hihihihi.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4289