ny asa isa maraina indray aloha izoa.

1. Aino ( 26/06/2006 15:40)
ny andro maina be ny orana tsy milatraka, ka mandrary maty dol ny vonikazo ny ny hazo rehetra, ka tsy maintsy voatery mamboly vao faona:(.
novalian'i vale ny 07/07/2006 20:04
2. kally ( 26/06/2006 19:19)
Aino a! mba azafady akia mba ataovy teny gasy tsara moa ny tenin-dry fa mandreraka e!
aza atao aho hoe rehefa reraka aza mamaky intsony satria vao manokatra serasera aho dia hitako ilay izy ka manirikiry.

Asio tsiky na izany aza.
3. dadabe ( 27/06/2006 07:41)
aino angamba efa tsy gasy intsony oo :roll:
4. Herimiafina ( 27/06/2006 13:59)
Aino:

ny andro maina be ny orana tsy milatraka, ka mandrary maty dol ny vonikazo ny ny hazo rehetra, ka tsy maintsy voatery mamboly vao faona:(.

Arakaraka ny karazana voninkazo hambolendry retsy io an, misy isankarazany mantsy ny zava-maniry.
-misy plante annuelle: soloina isantaona.
-misy bisannuelle: soloina isaky ny roa taona.
-misy pluriannuelle: maharitra taona maro.
-misy saisonniere: tsy maniry afatsy amin'ny saison iray.

Dia anjara-ndry no misafidy izay voly tiandry hatao. :wink:

5. Aino ( 27/06/2006 19:26)
kally [ Valio ] 27-06-2006 00:19:10
Lohateny : Re : ny asa isa maraina indray aloha izoa.
Aino a! mba azafady akia mba ataovy teny gasy tsara moa ny tenin-dry fa mandreraka e!
aza atao aho hoe rehefa reraka aza mamaky intsony satria vao manokatra serasera aho dia hitako ilay izy ka manirikiry.

Asio tsiky na izany aza.


aza fady anky fa izaho tsy manao fananiana fa tsy mahay manoratra tsara fa mba ampianaro.
6. vale ( 07/07/2006 20:04)
Ezaho hianarana akia ny fanoratry ny olona dia hay io a! mazotoa koa mamaky boky @ teny gasy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2189