Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 28/06/2006 09:39)
tiana fantarina
tiako fantarina we ahoana ny fipetrakin'ny volanareo lhl tsy manambady fa manana sipa , hirevenareo sy angoninareo sa mba hamalifaliana ny sipanareo koa?tsy we sipasipa fa sipa ho alaina vady io resah... suite
répondu par sarobidy le 17/07/2006 11:15
tyrel ( 28/06/2006 09:33)
FIFANDRAISANA ALAVITRA @ NETMEETING
:?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?: Misy mahay mampiasa netmeeting accès bureau a distance ve ato sa vo mianatra daholo?? :idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea:... suite
répondu par fraz le 29/06/2006 10:44
xxx ( 28/06/2006 09:31)
vola
tiako fantatra kely we ahoana ny fomba hametrahana ny asiny vola na valeur eo @fiarahan'olon-droa raha mbola tsy mpivady , zany we olona efa samy manajanaka , vhv divorcé mananjanaka 1 ary lhldivorcÃ... suite
répondu par HESHA le 06/07/2006 06:50
xxx ( 28/06/2006 08:18)
ahona no fomba hamolahana lhly
misy ireo lhly ireo miseho mana-kambo zay mba hatorohy ny fanaovana azy eh!marina mihintsy lay hoe rehefa tina de manararaotra... suite
répondu par tsoupou le 14/07/2006 07:59
xxx ( 28/06/2006 08:13)
ahoana no hamatarana ny lehilahy hoe tena tia
ahona no hamantarana ny lhly hoe tena tia indrindra lay tsy be teny ireny tsy fantara intsony zay ao am- pony?... suite
répondu par soasoafy le 12/07/2006 13:10
hery ( 28/06/2006 07:57)
Fisakanana namana ao @ karajia.org (chat)
Betsaka amintsika ny manontany hoe ahoana no fisakanana ireny namana manadala antsika amin'ny resaka manokana ao amin'ny karajia ireny. Koa toa izao no fomba atao. Raha misy manadala anao (Manompa ... suite
répondu par hery le 29/06/2006 20:40
dragon2madagascar ( 28/06/2006 07:32)
An-dalana
Salama e! "An-dalana" ny hipetraka ao Roissy CDG i Ra-Mika. Raha hiaino ny hira dia vangio ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/ Veloma e!... suite
répondu par Fiffi le 29/06/2006 07:05
jentilisa ( 28/06/2006 07:19)
Aleo foanana ny position de hors-jeu!
Eritreritra ny ahy mahita sy nahita hatramin'izay ny zava-nitranga amin'ity resaka position de hors-jeu ity. Efa tsy mety eken'ny fifa ny fampiasana ny sary amin'ny televiziona. Mahay mampiasa io posi... suite
répondu par lapino le 01/07/2006 08:46
ravatorano ( 28/06/2006 06:23)
Akom baovaon ny fankalazana ny 26 juin 2006
Défilé du 26 juin ailleurs Le « Tambatra », pour la candidature de Pety Rakotoniaina Le « Tambatra » a investi la place et englouti les autres formations politiques. Le TIM n'a pas du to... suite
répondu par Fiffi le 29/06/2006 11:20
Fiffi ( 28/06/2006 05:51)
Fandrika ho an-dRavalomanana.
Fandrika ho an-dRavalomanana, hoy ny Teza. Zava-dehibe iny nataon'ny filoha nanome fanalefahan-tsazy ho an'ny olona mahatratra 5000 iny, hoy ny filohan'ny Teza, Moxe Ramandimbilahatra, fa raha mi... suite
répondu par prime le 03/10/2006 13:10
rabaradaka ( 28/06/2006 05:49)
F'angaha mainty ny frantsay
Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy. Akory ny hagagany sy ny horakorakany nahita ny ekipa frantsay mainty daholo. Nanontany izy hoe f'angaha r'ise mainty zany frantsay zany a ? Tsotra ... suite
répondu par pissoa le 01/07/2006 09:16
iaviantsoa ( 28/06/2006 05:10)
somongobolo sa somongodolo sa ?
Inona kay rireto no mahatonga ny somongodolo sa somongobolo le hitanareo ilay @ lohatanana t@ mbola kely dia ohatran'ny miongotra ny hoditra @ lohatanana ?... suite
répondu par fijo le 14/07/2006 17:59
Solitikabe ( 27/06/2006 23:29)
Franc macon
Ia no mba mahalala ny mikasikasy an'io? Andao indray io no hadihadiana eh Iza marina no hiafenan'ny mpikatroka ao anatiny?... suite
répondu par Achia le 12/08/2006 06:02
lemenakely ( 27/06/2006 22:34)
LIBERTE, EGALITE ET FRATERNITE...
isa 3 - 1 no nandresen'i FRANCE ny ESPAGNE ka ny nahatsikaiky kely dia ny but voalohany frantsay RIBERY iny angamba no LIBERTE ny faharoa dia mainty hoditra i VIEIRA izy no EGALITE ary tavaratra(kabi... suite
répondu par Samoana le 28/06/2006 13:42
marozevo ( 27/06/2006 21:40)
SAnatria ve dia RERAKA tokoa !
Dia sanatria ve dia reraka tokoa ny mpanohitra... Ny mpanohitra tiana hambara eto dia tsy ry Ndafy na ry Ndrema na ry Zafy, fa ry Sareraka sy ry Petsana sy ny namany. Politika koa izany fa tsy mivoak... suite
répondu par fijo le 12/07/2006 19:52
Aino ( 27/06/2006 19:36)
ny ahy serasera
ary ny takelaka mahalina anareo kay mba inn? izaho manko tao variana sy liana ato faona ko.... suite
répondu par TYNOS le 20/08/2006 18:26
Aino ( 27/06/2006 19:23)
france 3-1 Espagne
hihihi hita mihintsy hoe tsy mamely espagne, na tsy manaraka za aho dia hita hoe tsy mamely ry zalahy.... suite
répondu par Samoana le 28/06/2006 13:58
dailynews ( 27/06/2006 18:29)
hira ambondrona
raha mba misy manana ilay tonokira hoe tiako izy tiany aho an' ambondrona o! misaotra betsaka mialoha ... suite
répondu par dailynews le 05/07/2006 14:42
ravonjison ( 27/06/2006 16:48)
Fandihizana avy any Amerika atsimo: salsa, rhumba, chacha...
Mba manontany aho e.Izaho manko dia fandihizana salsa no fanaláko andro,mandeha mifaninana aho rehefa misy fotoana.Sao mba misy ankizy mandihy salsa toa aho ato,mba afaka mifampiresaka na andefasanar... suite
répondu par kally le 30/06/2006 13:32
Fanja1 ( 27/06/2006 15:02)
NICOLAS SARKOZY CONTRE LA RÉGULARISATION MASSIVE DES ÉLÈVES
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-27T140952Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-IMMIGRATION-ENFANTS-SARKOZY-20060627.jpg[/img] PARIS (Reuters) - Nicolas Sarkozy exclut toute régularis... suite
répondu par Fiffi le 29/06/2006 07:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8427