Fisakanana namana ao @ karajia.org (chat)

1. hery ( 28/06/2006 07:57)
Betsaka amintsika ny manontany hoe ahoana no fisakanana ireny namana manadala antsika amin'ny resaka manokana ao amin'ny karajia ireny. Koa toa izao no fomba atao.

Raha misy manadala anao (Manompa anao manokana @ pv sns) dia aza mandefa hafatra amin'ny ops fa tonga dia sakano fotsiny izy.

Ny fanakanana namana tsy hiresaka mivantana aminao dia
/silence +solonanarana
Aza adino ilay +
Raha toa ka esorina ny sakana dia soloy - ilay +. Izany hoe
/silence -solonanarana

Raha hijery ireo namana nosakananao dia soraty fotsiny ny hoe
/silence

Ny fanontaniana sy valiny sasany mikasika ny karajia moa dia hohitanao ao amin'ny http://karajia.org eo amin'ilay hoe Fanontaniana sy valiny.

Misaotra dia mirary chat mahafinaritra

PS. Tato ho ato dia nitombo be isika no tonga ao amin'ny karajia (Nisy fotoana nahatratra 65).
novalian'i hery ny 29/06/2006 20:40
2. Fiffi ( 28/06/2006 08:22)
Tena tsara ho fantarina mihintsy ireo satria heu...rehefa mba mandaha an'le pv ve de tonga de hompa no azo ?
Somary vao2 hiany ao @ karajia ny tenany fa tena variana ary tena nahazo fahafinaretana tokoa aloha an! nahita an'ireo olona maro dia maro tokoa miresaka ao. Mahafinaritra. :)
3. sareraka ( 28/06/2006 09:28)
SILENCE TAISEZ VOUS! ary efa mangalatra ny aingam-panahinay anie ny namana izany e

MEDITATION!!
4. methode ( 28/06/2006 10:07)
Misaotra an'i hery amin'io fa izao vao mahafantatra an'io!
5. Aino ( 28/06/2006 10:25)
merci hery ah!! @ izoa izany tsy afaka manoy ny hadalany tsony izay panadala.
6. xxx ( 28/06/2006 22:10)
fiffi: hummmm tamana any @ karajia njay an!
njy mba niarahabaiko akia tao dia tsy namaly kouuuuuuu:(

hery: indray mande kosa nisy namana fantako tao, tsy niteny ratsy izy fa mety nanao faute de frappe de voaroaka fa oe: any ivelany ny mpiteny ratsy. Nangataka fanazavana izy oe: inona le nosoratany fa tsy nisy valiny. Sao de le raccourcis sasany ireny aza tsy azo atao ao @ karajia , ka raha alefa de mivadika teny ratsy , sa inona marina le teny ratsy
7. ravatorano ( 29/06/2006 03:55)
hery < merci amin ilay fika fa tena milay b

xxx < io indray mety i Ocean rery no nanapakevitra nanapoaka an ilay olona diso frapy d niteny ratsy fa tsy ilay op satria raha ilay mpandrindra ny tsaty no mandaka olona dia mampitandrina aloha izy vao mandaka noho izany dia tsy mila anontaniana akoriny hoe inn no antony nandakana anah

Misaotra !
8. cutie ( 29/06/2006 10:58)
Mpandefa : methode [ Valio ] 28-06-2006 15:07:52
Lohateny : Re : Fisakanana namana ao @ karajia.org (chat)
Misaotra an'i hery amin'io fa izao vao mahafantatra an'io!

tandremo za atao /silence + a:-D:-D:-D:-D
9. hery ( 29/06/2006 20:40)
xxx> ie io nolazain'i ravato io. Ny teniratsy dia voadaka ho azy :-) raha diso frapy dia miverina fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3816