NICOLAS SARKOZY CONTRE LA RÉGULARISATION MASSIVE DES ÉLÈVES

1. Fanja1 ( 27/06/2006 15:02)

PARIS (Reuters) - Nicolas Sarkozy exclut toute régularisation massive des élèves sans papiers scolarisés en France et de leurs familles, promettant un traitement au cas par cas des dossiers "avec fermeté et humanité". Le ministre de l'Intérieur a annoncé la nomination, mercredi, d'un médiateur national chargé de superviser les demandes de régularisation, qui arrivent par centaines dans les préfectures à l'approche de la fin de l'année scolaire, qui marque la fin du sursis pour les enfants sans papiers.
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 07:18
2. Fiffi ( 27/06/2006 15:34)
avec fermeté et humanité".
asa raha azo hampiarahana ireo teny ireo.
:(:(:( de ho bdb indray zany no hahazo olana @ io satria mety tsy hahazo prolongation.
3. jajaf401 ( 27/06/2006 17:17)
politika io de tsy maintsy ho lasa ping pong in-1 !
Chirac koa etsy andaniny efa ni-declare koa fa ny ekipa amizao dia matotra sy ny fomba fiasany (humanité in-1 zany) !
4. winky ( 27/06/2006 17:22)
amin'ny lafony iray anefa misy maha-marina an'ilay politikan'i sarko ihany satria koa anie maro loatra no mihevitra hoe raha makaty france dia manakarena avy hatrany ka mety hampieritreritra ireo izay mbola mananan'izay illusion izay.Fa ho hita eo ny critère de selection ampiasaina amin'ny regularisation partielle io...
5. Rafotsy ( 27/06/2006 17:37)
Dia ahoana ireo tsy hahazo régularisation kanefa nandà ilay aide au retour ? Tsy tonga ve dia raisim-potsiny dia any anaty charter : sady tsy régularisé no tsy nahazo ilay pécule kely !! Ho hita eo e , enga anie ..!!
6. Fiffi ( 27/06/2006 19:42)
raha tsy nahazo ny régularisation aloha ka mandà an'le fanampiana de ho very maina eo fa mety tonga de halefany charter marina. nefa asa aloha fa de ho hita eo indray zay fandehany.
7. Fanja1 ( 28/06/2006 05:25)
de à suivre zany ty tantara ity.:(
8. Rafotsy ( 28/06/2006 05:28)

raha tsy nahazo ny régularisation aloha ka mandà an'le fanampiana de ho very maina eo fa mety tonga de halefany charter marina. nefa asa aloha fa de ho hita eo indray zay fandehany.


Ié, raisim potsiny satria koa efa any daholo ny renseignements rehetra , dia miverina mamorona fiainana hafa indray raho mbola te hijanona ihany !
9. Fiffi ( 28/06/2006 05:49)
na izany aza aloha an! ny hatao hoe "fermeté" amiko de didy jadona !! indrindra raha avy @ sarko ka tsy hitako zay maha-humanité ao .
10. Fanja1 ( 28/06/2006 05:50)
Ié, raisim potsiny satria koa efa any daholo ny renseignements rehetra , dia miverina mamorona fiainana hafa indray raho mbola te hijanona ihany !

raha tsy mahazo regularisation de tsy afaka ny hamorona fiainana hafa aty intsony fa tonga de alefanjy zareo mody! de ny fanampiana tsy azo mou izy tsy afaka mijanona.. any dago vao miverina zero
11. Fiffi ( 28/06/2006 05:55)
de mety misy fihatraikany koa raha halefa charter satria ao ny interdiction du territoir avy eo.
12. Fanja1 ( 28/06/2006 06:10)
zay mihintsy Fiffi
13. fijo ( 28/06/2006 19:00)
fiffi an,ny "fermeté" sy ny "didijadona "kosa zavatra roa samy hafa e.
fermeté:oh izay nanao ratsy ny firenena sy namono olona dia tsy mahazo famotsoran keloka.

didijadona,gadrao daholo izay manaratsy ahy.

tsy mitovy kosa ngamba ireo.
14. Fiffi ( 29/06/2006 07:18)
fijo: eny ary an! :) tsy mitovy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062