Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i iaviantsoa, milahatra araka ny daty
iaviantsoa ( 21/07/2006 12:18)
frigidité
Fa inona kay ny mahatonga ny frigidité, microbe sa zavatra hafa mihitsy, possible ve hoe vhv tena active amin'ilay taranja lasa tsymazoto intsony, ary rahoviana no atao hoe tratran'io ny vhv iray,... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:23
iaviantsoa ( 28/06/2006 05:10)
somongobolo sa somongodolo sa ?
Inona kay rireto no mahatonga ny somongodolo sa somongobolo le hitanareo ilay @ lohatanana t@ mbola kely dia ohatran'ny miongotra ny hoditra @ lohatanana ?... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2006 17:59
iaviantsoa ( 16/06/2006 04:56)
ny fanaovana didipotra hono an'isan'ny miaro @ sida
ahoana ny fahitanareo izany, zany hoe le zavatra lavalava miforiporitra iny ve no mpitahiry ny aretina sa ahoana, henoko t@ journal RTA manko io ka somary gaga ihany aho.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:04
iaviantsoa ( 14/06/2006 11:48)
namana madio possible ve ?
Raha efa manambady, possible ve hoe mpinamana madio ny lahy sy vavy iray , mifankahita isanandro mifampizara ny manta sy masaka ... tokony ho saro-piaro ve ny tompombady ? Mila valiny e... tohiny
novalian'i arson ny 11/07/2006 05:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074