ny fanaovana didipotra hono an'isan'ny miaro @ sida

1. iaviantsoa ( 16/06/2006 04:56)
ahoana ny fahitanareo izany, zany hoe le zavatra lavalava miforiporitra iny ve no mpitahiry ny aretina sa ahoana, henoko t@ journal RTA manko io ka somary gaga ihany aho.
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:04
2. diamondra27 ( 16/06/2006 05:07)
Boffff c'est n'importe koi!
ny sida de avy @ firaisana aranofo na findramana materiels(rehefa misy ràn'olona misy sida miditra na nifampikasoka taminao ka ianao koa manana fery= ouverture, de mora ny andairan'ny sida; pikira, brosse à dent , rasoir, aphte...)
3. Fiffi ( 16/06/2006 05:53)
tena tsy misy idiran'ny fiharovana @ sida mihintsy aloha ny didpotra eh! arak'io voalazan'i diamondra io ! rehefa ny ràn'olona voan'ny sida mifangaro @ rà-nao na ny firaisana ara-nofo hiany no hahazahoana an'io haretina io.
De tsy hatao didpotra intsony zany ny olona ? :wink:
4. watafon ( 16/06/2006 05:55)
iaviantsoa: tsy d hitako loatra aloha zay ifandraisany e; rehefa manao firaisana tsy voaharo d mitovy ny riska k !
5. booboo ( 16/06/2006 06:08)
mora hidiran'ny loto sy crobes kely, hoe, raha tsy voadio tsara dia izay lé mahatonga ny aretina fa tsy hoe miaro @ sida. refa voafora tsinona, hono, dé tsy eo tsony iny raha iny dé mora diovina kokoa ny zizi
6. Fanja1 ( 16/06/2006 06:22)

UNE PETITE MUTATION AURAIT RENDU LE VIRUS DU SIDA MORTEL

WASHINGTON (Reuters) - Des mutations sur un seul gène pourraient être à l'origine de la transformation du virus du sida, au départ une infection pas très grave sur les singes, en une pandémie qui a fait plus de 25 millions de morts en 25 ans, estiment des chercheurs dans la revue Cell de cette semaine. Le virus VIH chez les humains semble avoir perdu une caractéristique génétique qui protégeait le système immunitaire des singes, expliquent les chercheurs.
7. watafon ( 16/06/2006 06:36)
booboo: hihi
8. booboo ( 16/06/2006 06:41)
watafon > :°)
9. pissoa ( 16/06/2006 07:42)
ny fanaovana didipotra hono an'isan'ny miaro @ sida
Dia voa mafy zany ny vehivavy fa tsy mba atao didipotra ... :roll::snif::snif::snif:
10. Fiffi ( 16/06/2006 07:47)
pissoa: zany ve ? :-D:-D:-D:-D
11. pika ( 16/06/2006 10:49)
araky ny voalazan'ny namana dia tsy mitombona izany
ny henoko fotsiny dia mahasalama satria iny raha tsy afaka dia mora mitahiry loto sy otrik'aretina fa tsy hoe sida izany akory
12. watafon ( 16/06/2006 11:28)
pissoa:azo atao k ! :-D:-D
13. Fiffi ( 16/06/2006 12:05)
pika: heu...zany ve ? koh tsy loza be daholo ve ny ho an'ireo olona tsy natao dodipotra ?
14. Fanja1 ( 16/06/2006 12:06)
raha ny fanaovana didipotra no tsy mahavoa ny sida , tsy efa voan'i sida daholo zany reo vaza tsy mitapaka reo? de asy lahy rehetra zany tssy voan'i sida nefa ahoana mbola feno ny olona voa ny sida any dago? aza mba minomino foana:)
15. booboo ( 16/06/2006 12:24)
Fiffi > ié loza fa misy crobes kely tamana ao refa tsy voasasa tsara iny faritra iny
16. Zina ( 16/06/2006 12:41)
misy marina ry reto nolazain'i booboo io a...an'isan'ny mahatonga ny sida tokoa io tsy mifora io....vakio ilay lazain'i booboo
mora hidiran'ny loto sy crobes kely, hoe, raha tsy voadio tsara dia izay lé mahatonga ny aretina fa tsy hoe miaro @ sida. refa voafora tsinona, hono, dé tsy eo tsony iny raha iny dé mora diovina kokoa ny zizi
17. booboo ( 16/06/2006 13:01)
8O8O8O8O8O aiza ho aiza @ io raha nolazaiko io no misy hoe mahavoan'ny sida ny tsy mifora ? aza mampivadika mbaka ny razana any am-pasana fa tsy mety e.
18. fijo ( 16/06/2006 20:33)
aza dia mamorona resaka mibolila toa izao ry namana fa tssssss,raha misy sida aza ny mpandidy mbola atahoranany zaza satria misy ratra ko
19. Fiffi ( 17/06/2006 04:56)
iaviantsoa:
ahoana ny fahitanareo izany, zany hoe le zavatra lavalava miforiporitra iny ve no mpitahiry ny aretina sa ahoana, henoko t@ journal RTA manko io ka somary gaga ihany aho.
mba grave koh zany journal RTA zany an! zany ve no hatao hoe journal ?


20. watafon ( 17/06/2006 06:52)
Fiffi: mahavariana mitsy e!
fijo:le fomba fifindrany anie efa mazava fa d mbo misy te hiresaka ftsn kou e! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095