ny fanaovana didipotra hono an'isan'ny miaro @ sida

21. Fiffi ( 17/06/2006 16:27)
fa zah kosa aloha tsy mino an'izany hoe journal zany no andeha hiteny an'izany an! tonga de tsoahina ny licence-n'izany fa mpamely tsaho be loatra.
22. MTN ( 18/06/2006 12:16)
Fiffi:

pika: heu...zany ve ? koh tsy loza be daholo ve ny ho an'ireo olona tsy natao dodipotra ?


pika: yep
Fiffi: f'in mihitsy, sarotra diovina mantsy ny antony

23. Fiffi ( 19/06/2006 04:37)
MTN: zany ve ? nefa firy ny % olona tsy natao didipotra ?
24. watafon ( 19/06/2006 09:12)
MTN: ho an'ny olon-dehibe kosa zay an !
25. MTN ( 19/06/2006 10:58)
Eny, ho an'ny olon-dehibe.
Fiffi: ny tiako lazaina amin'ny hoe sarotra akory tsy hoe tsy mety diovina. Sady rehefa zatra ianao, lasa ohatra ny mandeha ho azy tsy misy toa inona akory izany fanadiovana izany.
26. watafon ( 19/06/2006 13:46)
MTN: ah ! ok
27. Fiffi ( 19/06/2006 15:04)
MTN: ok :) ie ! tena mandeha ho azy maria satria matahotra koa ange ny olona @ fahasalamana .
28. watafon ( 20/06/2006 04:38)
Fiffi: hande oaiza akia maria ? :-D:-D:-*:-*:-*
29. MTN ( 20/06/2006 21:29)
:-D:-D:-*:-*
30. Fiffi ( 21/06/2006 07:08)
:oops: mande ho azy marina :oops:
31. fijo ( 21/06/2006 19:10)
gravy be izany vaovao any izany kle?????tena mpanao gazety ve izanysa mpivarotra taratasy?
32. Fiffi ( 22/06/2006 04:36)
mpivarotra taratasy kah!
33. watafon ( 22/06/2006 05:15)
:-D:-D
34. Fiffi ( 22/06/2006 19:25)
fa tsy lafo an!
35. watafon ( 26/06/2006 09:53)
Fiffi: lafo foana kou! ny an'ny oul ange le zvtr manaitra nefa feno lainga ireny no tena manintona azy e!
36. Fiffi ( 26/06/2006 18:25)
le hatao hoe "journal à scandale" :-D:-D:-D
37. watafon ( 27/06/2006 09:24)
ireny mihitsy e! :-D
38. Fiffi ( 27/06/2006 12:18)
wata: fa inona akia zany journal RTA zany ?
39. watafon ( 28/06/2006 05:22)
RTA akia chiane na télé privée iray zay an !
40. Fiffi ( 28/06/2006 06:29)
tsy azo hitokisana zany raha zany no lazainy ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.159