ny fanaovana didipotra hono an'isan'ny miaro @ sida
44. watafon
(
09/07/2006 05:38)
tokony hanana consultants anie ny chine lehibe toy ireny e! na conseillers fara faharatsiny !!
45. lapino
(
09/07/2006 11:01)
Tsy miteniteny foana ny RTA ka! Tena nisy ilay étude nilaza fa hoe ampaha-7 n'ny chance mahavoa ny olona tsy mifora hono no mety mahavoa ny olona mifora. http://www.jim.fr/jim/data/bdc/base/F5/EB/08/53/index.htm , http://www.e-sante.fr/fr/magazine_sante/sante_maladies_handicaps/Circoncision_sida_protection-7382-203-art.htm , ...
Etude statistika ilay izy, fa toa tsy mbola misy fanazavana biolojika voamarina.
Etude statistika ilay izy, fa toa tsy mbola misy fanazavana biolojika voamarina.
46. fijo
(
11/07/2006 20:04)
marina io voalazan'i wata io.tokony manana mpanolotsaina amina zavatra maro ny TV sy radio,fa manjary miteniteny foana