Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 30/06/2006 06:42)
vohoka
Misy afaka manome fanazavana ve ny amin'ny fanisana volana mandra-piterahana. Raha ohatra ka hoe manomboka amin'ny fotoana itsaharan'ny fadimbolana no anisana azy? Raha ohatra ka amin'ny fotoana na... tohiny
novalian'i tisera ny 10/07/2006 05:41
vale ( 30/06/2006 06:32)
Ramanonaka
Sao dia mba misy mahay ny fomba fanaovana ny ramanonaka kay? manimanina te hihinana eh:miam::miam:, misaotra:)!!!!... tohiny
diamondra27 ( 30/06/2006 06:11)
aoka @zay
ny virus... tohiny
novalian'i xxx ny 07/07/2006 13:30
Optik ( 30/06/2006 05:37)
Brazilia hatr@ farany eee!!!
Tehaka hoan'ny maka Brazilia rehetra eee!!! @ sabotsy ariva tsisy miala eo ambody télé tsika menakavy hijery ny frantsay miraoka pelouse!!!! El fenomeno!!!... tohiny
ravatorano ( 30/06/2006 05:25)
mitombo iray indray izany ny mpilatsaha ho fidiana prezidà
Election présidentielle : Ninie Donia candidate ! La rédaction 29-06-2006 La chanteuse Ninie Donia est candidate à l’élection présidentielle du 3 décembre ! Elle a annonc... tohiny
novalian'i vale ny 01/07/2006 09:39
rabaradaka ( 30/06/2006 04:45)
Ho an'ny mpandrindra ny takelaka serasera
Mba eritreritra sendra mandalo ny ahy ity ry namana mpandrindra. Anisan'ny takelaka serasera tsara tokoa ity vitanareo ity ary mendri-piderana ianareo, tsara kah ! Saingy izao, misy mpiserasera na hev... tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:58
Fanja1 ( 30/06/2006 04:17)
LES SANS-PAPIERS
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-29T173659Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-SANS-PAPIERS-SYNDICATS-20060629.jpg[/img] PARIS (Reuters) - Trois dirigeants syndicaux ont appelé Jacqu... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:47
fasaly ( 30/06/2006 03:54)
amin'ny teny vazaha ndray kalou!!!!
miala tsiny foana an! Un médecin vient porter plainte: - explique-t-il : un homme se présente à ma consulation, je lui conseille de prendre quelque chose de chaud, et il s'en va avec mon par... tohiny
soanja ( 30/06/2006 00:50)
Ny Jihad (Islam)
Ny Jihad : Mission ary ny Ady Ny Silamo sasany dia mihevitra fa andry faha-6 amin'ny finoana Islam ny ezaka hatao amin'ny anaran'i Allah. Efa nazavaiko moa fa ny Jihad dia ao anaty sy aty ivelany ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2006 12:25
soanja ( 30/06/2006 00:20)
Ny Andro fitsarana: Ny lanitra sy ny Afobe (Islam)
Ny Silamo dia mino fa ny zavatra rehetra dia noharian'Atra ary izy no misatra azy ireo koa. Misy fiafarana izao tontolo izao, ny andron'ny fitsanganana amin'ny maty, ny fotoana hitsarana ny olombelona... tohiny
xxx ( 29/06/2006 22:58)
fiarahamonina adalam-b...
adalan'io raha io ny fiarahamonina Malagasy: tratra ambodiomby, vodiondry, mifanolo-bodirindrina, vodiakoho, tsy loa-body, vody andro merika,... :°)... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2006 09:25
Fiffi ( 29/06/2006 20:29)
Inona no sakafo efa nohaninareo "particulier" ?
Hono hoa ry zareo: Inona kay ny sakafo efa nohaninareo azontsika hatao hoe "particulier" Ohatra hoe : sokatra ? saka ? sns.......tsara ve ? natsiro ? mbola hanandrana ve nareo @ manaraka ? -Zah a... tohiny
tenagasy ( 29/06/2006 17:58)
Voonjeoeee! Mendy sy poritra? Ranovaky? Sa kendaroroka?
Mankamamy hatrany na dia taitra aza! Ingahy Ratsiraka R. moa dia efa zanak'i Dada, Ingahy Razafimahaleo H. indray dia efahaintsika ny tantara araka ny dinika niarahana teto ihany. Fa taitra ny fo va... tohiny
novalian'i Mamakely ny 23/07/2006 02:53
boubounezy ( 29/06/2006 17:55)
NY FITIAVANA
faorina sa fiadanana ny fitiavana ry zareo?(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i olotoano ny 10/07/2006 04:53
boubounezy ( 29/06/2006 17:54)
CROQUETTE DE POULET
iza ny té inana croquette de poulet anaovako????? miam! miam!:-P... tohiny
novalian'i adidy ny 03/07/2006 21:26
rasah ( 29/06/2006 15:53)
olona mihinana olona!!
efa renareo ve fa misy olona ( any thailande any) mihinana olona toa azy, raha ny marina dia ireny zaza maty am-bohoka ireny na... tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2006 17:13
rasah ( 29/06/2006 15:42)
lycée André Resampa A/BE
efa misy ve ny fikambanan'ny mainty molalin'ny lycée andré resampa ao antsirabe ambony vohitra. raha toa ka mbola tsy misy dia andao ry namana izay nanarato fahaizana tao hanangana azy a!... tohiny
novalian'i rasah ny 11/07/2006 06:13
herilalaina ( 29/06/2006 14:00)
baolina kitra
salama daholo e! ny mondial zao no malaza fa mba asiana teny kely e! ny ahy aloha dia bresil hatramin'ny farany e! rehefa resy 3 et 0 ny ghana dia aleo maka ny mahazatra indray e! sa ahoana hoy ianar... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 11:01
Aino ( 29/06/2006 12:34)
fa nakaiza dol ny sasany t@ izy hireto hoe?
ity izany hono ilay tononkalo tary @ tononkalo vetso tary tsy tadidiko hintsony hoe iza no nanoratra ahy, fa dia manotany tena aho fa tao ny ankabehazany hireto sipa voatonona ato hireto to samy tsy m... tohiny
mamzelkely ( 29/06/2006 12:27)
tandremo aa...
http://gcasale.free.fr/viva.htm de maztou ee =))=))... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8161