Ramanonaka

1. vale ( 30/06/2006 06:32)
Sao dia mba misy mahay ny fomba fanaovana ny ramanonaka kay? manimanina te hihinana eh:miam::miam:, misaotra:)!!!!
répondu par naughtyboy le 26/07/2006 11:21
2. mandrindra ( 30/06/2006 09:03)
tsy mahay mahandro fa mahay mihinana :wink:
3. boubounezy ( 30/06/2006 12:13)
za alou tena efa tsy matadidy anizany trony e! na ninanako azy farany aza.:?
4. vale ( 30/06/2006 13:03)
mandrindra::-D:-D:-D:wink:
boubounezy: :( :?
5. kally ( 30/06/2006 17:52)
Misy an'ilay croquette de fromage ireny akia rehefa endasina mendy tsara dia ho hanina mamay be ohatry ny mofo sira ny tsirony a! tsy mbola nanandrana angaha indry?:lol: Marina ange izany fa tsy vazivaziko e!
6. vale ( 30/06/2006 20:01)
Ndry kally ah!:-D:-D:-D=))=)), izay indray no tsy mbola hitako:wink:, dia ndeha hoandramana izany aloha mandram-paha!,,,,:cry::-*:-*
7. vale ( 30/06/2006 20:58)
Kally: "raklette" ve izany aloha sa inona e?:°):°)
8. hery ( 01/07/2006 09:00)
vale> manana tavimofo ve?

Tsy dia tena tadidiko intsony fa toa izao no fahatadidiavako azy.

Ny pate-n'ny ramanonaka dia tsy mba mitovy @ mofogasy (tsy mila fermenter-na). Tonga dia amboarina fotsiny izany ny paty. Kobam-bary (vary totoina) atao anaty rano mafana dia aroana tsara mba hifangaro. Tsy haiko ny fetrany raha tsy izaho no manao azy :-p
Tsy azo atao marihitra be an... fa rehefa mifangaro tsara fotsiny dia ok. Mila mbola mitsiranoka tsara mihitsy. Asiana sira sy siramamy. Sira no atao betsaka kokoa fa ny siramamy haingony fotsiny. Ny karbonetra koa tsy adino fa tsy atao betsaka.

Dia omanina ny tavy. Apetraka eo ambony afo. Hosorana menaka ilay tavy. Ny fanorosana azy dia maka baguette misy lamba ery amin'ny bout-ny ery dia asiana menaka (ao anaty kapoaka :-D) dia osorana amin'iny.

Dia araraka ao amin'izay ilay ramanonaka...

Normalement izy mety tsara raha toa ka nety tsara ny pate.
9. vale ( 01/07/2006 09:19)
Hery: an3, tsy misy tavi-mofo kaloha e, fa natondron'izay namako izay zaho hoe, moule-na madeleine ireny no hatao rhf te hanao mofogasy dia hatao anaty four:-D:-D, fa tena nety aloha ny mofogasy an!!:)
ihihihi, ny kapoaka kloa mahita koa aho e:wink:
fa eo @ lay fatrany indray izany, euu, sa aleo andramana dia atao kely aloha @ 1° dia raha tsy mety dia ovaiko indray:-D, fa misaotra Betsaka:D:miam:
10. pissoa ( 01/07/2006 09:24)
Mety ve raha tavimofo tanimanga no anaovana ramanonaka? (toa mila afo be le olona manao ramanonaka ireny mantsy).
11. pissoa ( 01/07/2006 09:26)
Hadinoko, hihihi.

Dia ahoana ny fanaovana an'le mavomavo ireny ny lokony fa tsy fotsifotsy? :roll:
12. hery ( 01/07/2006 09:43)
:-) koba katsaka? lol

non tena tsy arako fa toa misy colorant ireny.
13. boubounezy ( 01/07/2006 10:05)
(l)vale ataovy anaty vilany kia dé mba ramanonana magnum fa njy zany kou an!:-D:-D:-D:-D:-*


vale:

Hery: an3, tsy misy tavi-mofo kaloha e, fa natondron'izay namako izay zaho hoe, moule-na madeleine ireny no hatao rhf te hanao mofogasy dia hatao anaty four:-D:-D, fa tena nety aloha ny mofogasy an!!:)
ihihihi, ny kapoaka kloa mahita koa aho e:wink:
fa eo @ lay fatrany indray izany, euu, sa aleo andramana dia atao kely aloha @ 1° dia raha tsy mety dia ovaiko indray:-D, fa misaotra Betsaka:D:miam:



14. boubounezy ( 01/07/2006 10:07)
misôtsa ny hery t@ ré7 fa mba anjamanay kou zany kou!!!
15. vale ( 01/07/2006 12:33)
:-*:-*:-*:}:}:}:}:}
16. vale ( 01/07/2006 12:36)
boubounezy: hihihihihihi,:-D izay indray no ts'hitako(@ ilay vilany:°)), toa tsy ho ratsy marina akia koh:-D! tonga dia afampo tsara, ihihihhhhhh:P:}:}:}:}
17. kally ( 03/07/2006 14:30)
vale:

Kally: "raklette" ve izany aloha sa inona e?:°):°)



Tsy raclette akia izany Vale fa tsy haiko raha misy an'ireny any aminareo any. Fromage tena fromage mihitsy izy, dia misy chapelure dia atao anaty menaka dia endasina.Andraso hijerevako recette ary indry fa ny ahy mantsy izy efa vita foana no vidiako, dia manendy fotsiny aho sisa:wink:
18. kally ( 03/07/2006 14:38)
Vale a!

Mila fromage malamalama ireny indry 500gr dia teteho manifinify na ataon-dry cubes.
Dia ampandalovy anaty atody nokapohina (3 eo ho eo)

Dia ampandalovy anaty chapelure, dia apetraho anaty frigo fahefak'adiny eo.
Dia avereno alefa anaty atody sy chapelure fanindroany indray dia avelao hipetraka, dia afanao 180° ny friteuse dia ataovy ao amin'izay, vetivety kely izy dia mendy a! Dia mazotoa indry.
19. vale ( 04/07/2006 14:24)
Tena tsy izy marina akia izany!! le fromage fanaovana croque monsieur ireny ve tsy hiety akia?
ao fa andeha handramako indray io natondrondry io! Saotra betsaka akia kally à!:D:D:D
20. kally ( 04/07/2006 15:11)
Rehefa fromage malamalama mafimafy ilay azo tetehina ireny akia dia mety a! Dia mazotoa an! asio salady kely:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549