Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
naej ( 29/06/2006 12:14)
VALIM-PANADINANA CEPE
83%ny salam-pahafana t@ CEPE tamin'ity taona ity izay voalaza fa nisy fihenany raha mitahy @ tamin'ny taona lasa.Dia tao aoriana kely dia nivaly indray ny 6e izay teo @ 35% teo no afaka ary tena ambon... suite
répondu par HESHA le 18/07/2006 05:39
raemtikoela ( 29/06/2006 11:26)
bien organisé be ity serasera ity
vao nanandrana nanao fitsidihana tato aho, dia zay no tsapako, sa ahoana hoy ianareo?:P... suite
répondu par raemtikoela le 26/07/2006 11:30
fraz ( 29/06/2006 10:48)
Mandefa mail rehefa misy mamaly
Misy fanaovana an'izay moa eto amin'ny Forum ? Hoe mahazo mail rehefa misy mamaly ?... suite
répondu par hery le 29/06/2006 20:20
ainam ( 29/06/2006 09:55)
tononkira
Mba andefaso tononkira ny Rija Rasolondraibe izay misy azafady... suite
répondu par cutie le 01/07/2006 19:20
sarobidy ( 29/06/2006 07:45)
Fitoriana fitiavana
Hono wà, vehivavy a ty miteny ty aaa , fa mba misy zavatra tiko ho hay sy tiko ho fantatra raha mba afaka manoro ahy ianareo na hevitra hampifanakalozina re ity e! "Ahoana kay no tena ataonareo lehi... suite
répondu par MCZ le 06/08/2006 07:36
Fiffi ( 29/06/2006 07:20)
Pôlisy nitsapa veinard .
Hagagana ny an’ireo mpandeha tao anatina zotra iray ho eny Ankatso raha tonga tetsy Ankorahotra omaly hariva. Izay mpandeha niala ity « taxi-be » ity mantsy dia nosavain’ireo pôlisy telo lahy... suite
répondu par boubounezy le 29/06/2006 18:40
naritsimba ( 29/06/2006 06:11)
hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara
Miarahaba antsika rehetra. Ny Tarika HANITRA NENTIN-DRAZANA dia manohy ny fitetezana ireo faritra maro eto Madagasikara. Tarika miezaka ny manao asa fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira sy d... suite
répondu par naritsimba le 16/08/2006 09:12
LazaRandri ( 29/06/2006 01:12)
Ambaratonga ambony ambany!
inona marina no mba tena vokatry ny fikarohana vitantsika ety Ankatso ety e? Fanararaotana ny mpianatra sy ny fanjakana? hahaha! Toa velon-taraina foana isika hoe tsy ampy ny famatsian'ny fanjakana ka... suite
répondu par kally le 03/07/2006 12:03
soanja ( 28/06/2006 22:54)
Ny Anjely (Islam)
Mino tokoa ny silamo fa misy ny anjely. Bestaka ry zareo ary manantanetraka ny didin'Atra no ataony. Tsy ambony noho ny olombelona ny anjely satria ny olombelona no cretaion ambony indrindra sady nome... suite
répondu par prime le 14/07/2006 10:32
Fiffi ( 28/06/2006 19:15)
Lambam-paty ao Turin.
Tompokolahy Jean Paul II hono nilaza hoe [b]Ny Lambam-patin'i Jesoa no fitaratry ny evangile[/b] .Nefa ny Vatican tsy mbola nanaiky mihintsy ny "autenticite-ny. Mahalasa saina sy tena mampiheritr... suite
répondu par prime le 17/07/2006 12:13
fijo ( 28/06/2006 18:46)
diesel
ny fiara diesel rehetra ve no somary kelikely hery rehefa miakatra?sa ahoana?dia inona no tokony atao?... suite
répondu par mionona87 le 09/07/2007 14:30
vale ( 28/06/2006 14:48)
Mba misy afaka hanoro ve?!!
Isaky ny démérrage dia misy ity soratra ity : erreur de chargement de c:\PROGRA~1\MYWEBS~1\bar\1.bin\MWSBAR.DLL Le module Spécifié est introuvable Ka ahoana kay ny fomba hatao mba hialÃ... suite
répondu par lapino le 03/07/2006 17:35
xxx ( 28/06/2006 13:48)
Feno popup serasera
Izaho irery ve no mahazo an'ilay izy fa lasa feno popup kely be dia be rehefa manokatra serasera aho. Sa normal izany ?... suite
répondu par hery le 29/06/2006 20:38
lemenakely ( 28/06/2006 13:13)
Boeing 767-300 AIR MADAGASCAR ech:1/500
Ho anareo izay maniry ny hanana collection ny boeing 767-300 AIR MADAGASCAR dia afaka manao commande @ ity site ity ,raha eto PARIS moa dia ao @ 75008 avenue MALHERBES no misy azy. 3 semaines no delai... suite
répondu par gaba le 10/07/2006 08:56
mandrindra ( 28/06/2006 12:47)
ny baolina kitra sy ny fanatontolona (mondialisation)
amin’izao andron’ny fanatontolona izao dia ny kitra no hita fa mahahenika ny tontolo. rehefa anaovana jery todika ny tanatara dia ry zalahy bekintana no azo lazaina fa nanjaka be indrindra maneran... suite
répondu par mandrindra le 29/06/2006 19:50
mamzelkely ( 28/06/2006 12:45)
efa voasoratra
manaôna dôly njay :D za anie ra mbô misy manana an le hira hoe "efa voasoratra" an'i Anyah sy Rotsy azfd eeee mbô tena ankafiziko manko izy iny nefa ts mahita tonony za de misaotra betsaka ô :... suite
répondu par balavava le 10/08/2006 05:39
soasoafy ( 28/06/2006 12:35)
Tononkiran'i Mireille Mathieu
Bonjour daholo e! Mba mangataka ilay tonokiran'i Mireille Mathieu hoe : "Bravo tu as gagné" raha mba misy mahay. Misaotra mialoha... suite
répondu par Fiffi le 29/06/2006 12:24
mahandry ( 28/06/2006 11:13)
sifidy ny miteraka
naona no be ny milaza fa fahotana ny misafidy ny tsy hiteraka. Arena tokoa ve ny zaza, mafinaritra ve ny mahita ireo tsy ampy taona maro mirenireny fa tsy misy mpiahy na misy ihany fa tsy ampy izay am... suite
répondu par dailynews le 20/09/2006 16:32
rabaradaka ( 28/06/2006 10:13)
Efa 80 taona ve mbola mitady seza
gaga aho fa radadatoa iray izay efa manodidina ny 80 taona mbola miady seza foana nefa ny fitombenana efa nifintina. Angaha tsy loza e!... suite
répondu par prime le 17/07/2006 13:02
rabaradaka ( 28/06/2006 09:54)
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ? Iza avy izy ireo ? Taiza no niforonan'izy ireo ? Anti-christ koa ve izy ireo ?... suite
répondu par prime le 14/07/2006 10:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8791