Boeing 767-300 AIR MADAGASCAR ech:1/500

1. lemenakely ( 28/06/2006 13:13)
Ho anareo izay maniry ny hanana collection ny boeing 767-300 AIR MADAGASCAR dia afaka manao commande @ ity site ity ,raha eto PARIS moa dia ao @ 75008 avenue MALHERBES no misy azy. 3 semaines no delai ka 19 euros raha alaina sur place ary 26 euros kosa raha alefa colissimo.
Ny tena moa mpankafy ny momba ny aviation e asa raha mbà misy namana mitovy ahy.

http://www.livre-aviation.com/Herpa_1_500-c-2400_2402.html
novalian'i gaba ny 10/07/2006 08:56
2. Fanja1 ( 28/06/2006 14:02)
tsara kousa ilay collection merci lemenakely:)
3. dadabe ( 28/06/2006 14:04)
lemenakely ve mpiasan'ny air mad e??

fa milay aloha e
4. Fiffi ( 28/06/2006 14:14)
hummm! manja an! ny ahy aloha de ny fiara no hataoko collection fa toa tena manintona be zany avion zany an! :)lemenakely: misaotra anao an!:)
5. xxx ( 28/06/2006 14:18)
de misy maro ve:twisted:
6. lemenakely ( 28/06/2006 14:21)
dadabe:

lemenakely ve mpiasan'ny air mad e??

fa milay aloha e



an an an tsy mpiasan'ny AIR MAD aho kah !
7. tisera ( 29/06/2006 04:29)
:) tena tsara ! Pilote angaha lemenakely? Ny ahy ny zanako no tia avion dia efa manana collection vitsivitsy izy fa ampiako anio an'ny MD io . Fa lafo ihany aloha raha oharina @ ilay vidiana eny @ grande surface na boutiques-n'ny aéroport é! saingy ny any tsy misy MD !!!!
8. little ( 29/06/2006 06:31)
Merci an, zay ah zany vao mba afaka hilalao sy hanenjika ny fotoamna very talou kty, mersi an, sady tena Air Mad le izy an!
9. lemenakely ( 29/06/2006 12:12)
tisera:

:) tena tsara ! Pilote angaha lemenakely? Ny ahy ny zanako no tia avion dia efa manana collection vitsivitsy izy fa ampiako anio an'ny MD io . Fa lafo ihany aloha raha oharina @ ilay vidiana eny @ grande surface na boutiques-n'ny aéroport é! saingy ny any tsy misy MD !!!!



AIZA KOSA NO DIA HOE PILOTE E! ....ka normale raha mora ny @ boutique satria hors taxes! mahafinaritra kely tokoa ny nanaovandry zareo io 767-300 5RMFG fa dia tena mitovy mihintsy!
10. Fiffi ( 29/06/2006 12:16)
lemenakely: nga kosa hono misymaharatsy an'izany ? rehefa lasa pilote enao de mba lazao de mba afaka mijery ny fandehan'ny avion iny rehefa eny ambony be eny zah hihihihihi
11. lemenakely ( 29/06/2006 12:37)
Fiffi:

lemenakely: nga kosa hono misymaharatsy an'izany ? rehefa lasa pilote enao de mba lazao de mba afaka mijery ny fandehan'ny avion iny rehefa eny ambony be eny zah hihihihihi



raha avion aloha tsy mahay mitondra aho fa raha te hanana sensation ho toy ny eny ambony rahona ianao haiko io antsoy aho pour 1 nuit tsy ho adinonao aho @ izay te handeha avion amiko foana ianao hi hi hi :°)
12. lemenakely ( 29/06/2006 12:55)
fomba ahoana no ahafahako hikitika an'ireto zavatra efa miisa arivony ireo nefa misy dikany daholo:?:
http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=5755251

na ny lanjany aza efa misy firy tonnes nefa misidina eny ambony eny:°)

http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=5707463
13. ramialy ( 01/07/2006 16:19)
mpakafy marina ianao fa mahita izay zavatra rehetra momba ny avion
14. Herimiafina ( 07/07/2006 13:45)
lemenakely:

Ho anareo izay maniry ny hanana collection ny boeing 767-300 AIR MADAGASCAR dia afaka manao commande @ ity site ity ,raha eto PARIS moa dia ao @ 75008 avenue MALHERBES no misy azy. 3 semaines no delai ka 19 euros raha alaina sur place ary 26 euros kosa raha alefa colissimo.
Ny tena moa mpankafy ny momba ny aviation e asa raha mbà misy namana mitovy ahy.

http://www.livre-aviation.com/Herpa_1_500-c-2400_2402.html


Mahaliana tokoa, ny ahy mr lemenakely le tena izy glady be iny no tena tiako le, saingy aleo an'olonkafa de izaho mpijoky fotsiny klou! :-D
15. gaba ( 10/07/2006 08:56)
un avion?c'est quoi ça? je prefère le bateau.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2831